Mirindra A&JL

Mirindra A&JL 🍃Mirindra, votre allié bien-être. 🌞 Inspirez-vous, découvrez et adoptez des solutions naturelles🌾

21/07/2025

Mirary soa ho an'ireo zanaka rehetra hiatrika ny fanadinana bakalorea.

17/07/2025
17/07/2025

Ny fibre, mpiara-dia amin’ny fandevonan-kanina

Manankarena fibre ny legioma, ka tena ilaina amin’ny fandevonan-kanina ara-dalàna.

💡 Izy ireo no manampy amin’ny fiasan'ny tsinay, misoroka ny fitohanana, ary manome sakafo ho an’ny microbiote intestinal-ntsika.

🍠 Legioma anaty tany (paty-dôsy, betiravy)
🥦 Legioma maitso (katsaka, brokoly)
🧅 Legioma “alliacée” (tongolo gasy, tongolo be)

✅ Mihinàna legioma manta, masaka, voakiky, na voatoto… Ataovy miovaova ny endriny mba ho falifaly ny tsinay!


16/07/2025

Maro no tsy mihinana legioma loatra, ary indraindray tsy safidy izany fa fahazarana.

Ireto no antony matetika :
❌ Tsiro lazaina fa tsy mahafinaritra
⏱️ Tsy ampy fotoana hanamboarana azy
💭 Tsy nihinana legioma hatramin’ny fahazazana
💸 Hevitra diso hoe : "lafo be ny sakafo ara pahasalama"
🚫 Finoana fa “fanampiny fotsiny” ny legioma

Fa ahoana raha ovantsika ny fomba fijery ?
🥬 Ny legioma dia matsiro, mora amboarina, sady manome hery.
Tsy fanampiny fotsiny izy fa fototra iray lehibe amin’ny sakafo mahavelona.

💬 Ary ianao ? Mba lazao anay hoe inona ny fifandraisanao amin’ny legioma 👇

---

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mirindra A&JL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mirindra A&JL:

Share