Reny Salama

Reny Salama Pejy natokana hifampizarana izay mahasoa hoany vehivavy sy lehilahy aminy fahasalamana

10/04/2025

Thé karimbola plus( fanala lafika)
🌿 ❤️

🌺Miarahaba oh🥰🥰
Hoanao zay sahirana aminy fitadiavana zaza na lahy na vavy manana olana aminy tranonjaza sy taovampananahana dia vakio tsara ity fa mety hanampy anao,🥰

Maro ny olona no mijaly noho ny tsy fahafantarana hoe: inona no atao hoe LAFIKA.???
Fa ny LAFIKA dia zavatra azo avy aminy mosavy.
Ny toerany dia eo aminy ila-kibo havia. Maka endrika Vonga-drivotra manindry ny tranon-jaza.
⛔ Ny fisehony :
Tsy afa-drivotra lava ny kibo
Kamokamo, kizitina, fatiarika
Mikorontana ny fadim-bolana(trouble hormonal)
Misy palpitation, lasa taitaitra
Misy perte mandeha, (misy fofona bé)
Maina ny col,(tsisy envie mihitsy,marary rehefa manao firaisana ndrayndray)
⛔Mety hahatonga aminy farany hoe momba nohony fisiany LAFIKA satria mangatsika ny trano-jaza , lafian'ilay Vonga-drivotra, na mety ipetraka iany ilay Zaza fa afaka fona, na azo iany fa sarom-piterahana dia mandalo fandidiana, misy aza maty any an-kibo na sembana ilay Zaza, sns
🌼Kanefa azo atao tsara ny manasitrana an'io aretina io @ alalany fanafody natoraly.

⛔Ho fanatsarana ny vokatra dia niampy ny akora mandrafitra ny fanafody. na (karimbola sy fanala lafika) ny anarany teo aloha ho anareo rehetra efa nampiasa: indro kosa indray ary ny:
Tisane bio 🥰 (Thé karimbola plus)
🌿Mandevina tanteraka kyste, fibrome,sy myome
🌿Mandamina cycle mikorontana(trouble)
🌿Mamerina fadimbola efa tsy nandeha
🌿Manafana sy manadio tranonjaza
🌿Manampy sy Mampitsiry glaire cervicale
🌿Manala sy manasitrana perte(jaune /blanche)
(Mamofona sy mangidihidy)
🌿Infection vaginal /infection urinaire
🌿Mycose vaginale
🌿Infections du col
🌿Fausse couche
🌿trompe boucher /Ovaire ,mivonto na misy rano na manao infection sns)Manakantona fery anaty avy nodidiana
🌺Tsara ho an'ny olona tera-bao ihany koa:
🌿Mamerin’aina vetivety hoany olona avy niteraka ary mahabe nono zaza no manala ny loto rehetra tavela anaty kibo
🌺Manasitrana ihany koa:
🌿hémorroïdes/interne sy externe
🌿Aretimbavony sy aty
🌿REGLE DOULOUREUSE
🌿Ary indrindra MANALA LAFIKA, rivotra anaty tranonjaza sy anaty vatana sy ny maro hafa.

Hoanao izay misafidy ny hanaraka traitement eto aminay dia voaharamaso tsara ianao mandritra ny traitement anao (misy suivi sy toro-hevitra isankarazany omena anao sy ampanaovina anao anaty message privé na par téléphone arakizay fitsaboana hataonao❤️

Vidiny: 25 000ar ny boîte iray ahitana infusettes 20 isa 🥰

🛑Manana ihany koa izahay
✔️karimbola hazo
🛑Misy thé ihany koa fisasana ho an'i olona misedra infections vaginales sns....
🛑Misy thé spécial hoan'ny LEHILAHY ihany koa

CONTACT: 032 28 932 97 no azahoana anay ra hiantso mivantana ianao ary malalaka ihany koa ny Hafatra miafina ra hidinidinika isika😊🥰
ANTANANARIVO NO MISY ANAY TSY MISY POINT DE VENTE FA MANAO LIVRAISON ISANANDRO ARY AFAKA MANDEFA FARITANY REHETRA MANERANA NY NOSY

Ambanidia Miandrarivo Arret bus Quartz ra hanao récupération

01/02/2025

🍀🍀🍀KARIMBOLA HAZO🍀🍀🍀
NATORALY 100 ISAN-JATO

✅Hoantsika vehivavy misedra ireto olana manaraka ireto:
☘️kyste, fibrome, myome
☘️cycle mikorontana
🍀Trouble hormonal
☘️Manafana sy manadio tranonjaza
☘️perte jaune
(Mamofona sy mangidihidy)
☘️Fausse couche /trompe boucher
☘️Ovaire mivonto, misy rano, manao infection sns
☘️Regle douloureuse
☘️Infection vaginale
☘️Hémorroïdes
☘️Tsara hoan'olona avy niteraka sy avy nididy.

✅HOAN'NY LEHILAHY: , manadio ny aty rehetra sy ny taovampananahana. Manomé hery
Aty, vavony, mampisakafo.

🔴Manana thé infusion
Karimbola pure sy 👇
(Thé KARIMBOLA PLUS) fanala lafika ihany koa izahay ary manana fanafody diabeta sy thé natokana hoan'ny lehilahy🥰 jereo aminy commentaires

ANTANANARIVO NO MISY ANAY
Contact: 032 28 932 97
Livraison isanandro ary mandefa faritra rehetra

01/02/2025

🌿Miarahaba antsika rehetra indray o👋
Fitenintsika matetika ny hoe« zazakely maditr’alina »😔🥹
Tsara fantarina fa amin’ny alalan’ny tomany no anehoan’ny zazakely ny zavatra tsy mampahazo aina azy 😢

👉Anisany antony anankiray tena mampitomany mafy ny zazakely amin’ny alina dia ny fisian’ny rivotra ao aminy 😔

👉Amin’ny ankapobeany matetika eo anelanelan’ny faha telo (03) erinandrony hatramin’ny faha efa-bolany eo ny zazakely dia misy rivotra

👉 Inona ny antony izay ozy ianareo?

N°0004
🥰❤️

1️⃣ Tsy mbola matotra tsara ny tsinay kelin’ny zaza ka mamorona rivotra rehefa mandritran’ny fandevonan-kanina

2️⃣Ny fomba fampinonoana : rehefa tsy tafiditra tsara any ambavan’ny zazakely ilay faritra mainty rehetra am nonon-dreny dia mampiditra rivotra ny zazakely

3️⃣ Rehefa tsy feno ronono tsara ny tétine biberon dia lasa mitsetsitra rivotra ny zazakely

4️⃣Misy karazana sakafo mahatonga rivotra amin’ny zazakely na tsy zakan’ny zazakely toy ny : choux fleur, chocolat,lait de vache …
❗️Tsy midika anefa izany fa tsy azon’ny reny atao ny mihinana azy ireo fa tandremana tsara ny fatra tsy ho betsaka loatra

‼️Tsy eo amin’ny foitra mihintsy arak’ izany ny fidiran’ny rivotra noho izany tsy ilaina ny manisy « bande »ny foitran’ny zazakely indrindra amin’izao andro mamay izao

👉 Ahoana ny hafantarana fa misy rivotra ilay zaza?

❇️ mitomany mafy sy lavareny : matetika izy io amin’ny ora mitovy isan’ariva na isan’alina
❇️ mivoara mena mandritran’izy mitomany
❇️ mamokona tontondry mafy
❇️ mibotsina na mafy2 ny kibony rehefa tsapaina
❇️ manainga ny tongony roa matetika izy indrindra alohan’ny andefasany rivotra
❇️ mandefa rivotra matetika na mandrezatra

👉Inona ary no tokony hatao manoloana an’izay??

✅ Azontsika atao ny manao « massage » malefaka ny kibo keliny ,afaka asiana menaka coco manify ary atao miodina manaraka ny fanondron’ny famantaran’andro

✅ Azontsika ahena ihany koa ny hazavana ao amin’ny efitrano misy ny zazakely mba hanamora ny fahitany tory

✅ Ny fanetsehana matetika ny zazakely ihany koa dia manampy azy amoaka rivotra

✅Misy karazana fomba fitrotrona zazakely maro2 mampitony ny zazakely

👉Ireo roa farany ireo dia ho aseho antsika mpanaraka amin’ny video amin’ny fotoana manaraka 😁😉

👉Araho hatrany ary ny pejy ary aza adino ny mizara (partage)😉 hasao ny namana hanaraka ny pejy🥰

Araho ny pejy: Ny hevitry Rasazy ❤️❤️❤️❤️




🌿💚❤️✔️

NOMENA.MG 🌿💚✔️

05/12/2024
05/12/2024

☘️LADY'S TEA PLUS☘️ KARIMBOLA SY FANALA LAFIKA FENO❤️
Hoanao zay sahirana aminy fitadiavana zaza na lahy na vavy manana olana aminy tranonjaza sy taovampananahana dia vakio tsara ity fa hanampy anao tokoa.

🌺🌿LADY'S TEA PLUS 🌿 🌺 KARIMBOLA SY FANALA LAFIKA FENO🌺
🌿Mandevina tanteraka kyste, fibrome,sy myome
🌿Mandamina cycle mikorontana(trouble)
🌿Manafana sy manadio tranonjaza
🌿Mampisy glaire
🌿Manala sy manasitrana perte(jaune /blanche)
(Mamofona sy mangidihidy)
🌿Infection vaginal /infection urinaire
🌿Fausse couche /trompe boucher na mivonto sns
🌿Ovaire (mivonto na misy rano na manao infection sns)
🌿Manakantona fery anaty avy nodidiana
🌿Mamerin’aina vetivety hoany olona avy niteraka ary mahabe nono zaza no manala ny loto rehetra tavela anaty kibo
🌿Manasitrana hémorroïdes
🌿Infection du col
🌿Aretimbavony sy aty
🌿Regle douloureuse
🌿Ary indrindra MANALA LAFIKA, rivotra anaty tranonjaza sy anaty vatana sy ny maro hafa.
Arakizany dia dia tena maro tokoa ny vokatsoa hoentiny vokatratsika vaovao ity ka hoanao izay misedra ireo olana ireo dia aza matahotra fa tsy manaikitra NOMENA.MG fa vonona hiaino sy hanoro hevitra tsara hoanao😁

Hoanao izay misafidy ny hanaraka traitement eto aminay dia voaharamaso tsara ianao mandritra ny traitement anao (misy suivi sy toro-hevitra isankarazany omena anao sy ampanaovina anao arakizay fitsaboana hataonao❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261322893297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reny Salama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram