Koba Aina Flash

Koba Aina Flash Entreprise sociale malgache, distributeur de produits nutritionnels fortifiés pour les enfants

22/01/2025
Koba Aina Flash Instantanée : milamina be ny fiomanan'ny fianakaviana amin'ny maraina hiatrika ny tontolo androHaingana ...
13/12/2024

Koba Aina Flash Instantanée : milamina be ny fiomanan'ny fianakaviana amin'ny maraina hiatrika ny tontolo andro
Haingana sady mora karakaraina ny Koba Aina Flash :

Satria asiana rano mangotraka fotsiny dia vonona avy hatrany afaka misakafo maraina ara-pahasalamana ny mpianakavy🥣✨
Sakafo be otrik'aina ny Koba Aina Flash, notovonantsoa misy 25 vitamina sy sira mineraly: manampy amin'ny fivoarana ara-batana sy ara-tsaina, mampitombo ny hery fiarovana, ary manatsara ny fifantohana sy manome hery hiatrehan’ny zaza ny isan’androny manomboka ny faha-6 volany

Koba Aina Flash, vetivety dia miaaam

✨ 𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎𝐓𝐈𝐎𝐍Efa Krismasy sahady fa araraoty !! 🎁🎄Mahazo Kadoa Pobary Aina izay mividy 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐄 𝐎𝐓𝐑𝐈𝐊'𝐀𝐈𝐍𝐀 Moosli ...
10/12/2024

✨ 𝐒𝐔𝐏𝐄𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐌𝐎𝐓𝐈𝐎𝐍

Efa Krismasy sahady fa araraoty !! 🎁🎄
Mahazo Kadoa Pobary Aina izay mividy 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐄 𝐎𝐓𝐑𝐈𝐊'𝐀𝐈𝐍𝐀 Moosli Aina na Koba Aina na Koba Aina Flash.

Eny amin’ny SHOP LIANTSOA ny 9 hatramin’ny 24 Desambra 2024. 📅 🛒

Andao ary e !! 🙌✨

𝐌𝐈𝐕𝐀𝐃𝐈𝐁𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 🌤️Maro ny aretina matetika mahazo ny olona noho ny fivadibadiky ny toetrandro toa ny gripa, ny ...
23/09/2024

𝐌𝐈𝐕𝐀𝐃𝐈𝐁𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 🌤️

Maro ny aretina matetika mahazo ny olona noho ny fivadibadiky ny toetrandro toa ny gripa, ny fanaviana ary ny aretin’an-doha sns. 🌟

Tsara ny mampahafantatra fa ny Koba Aina flash dia mampitombo ny hery fiarovana mba tsy ho mora andairan’ny aretina ny tsy olona iray. Izany dia noho ny otrikaina ao anatiny, hahitana 25 vitamina sy sira mineraly. 🌟

1. Manome Hery eo no ho eo : Mety tsy hitan’ny maso kanefa dia haingana fiasa ny erijika omen’ny Koba Aina flash ho an’ny vatantsika ; mitondra vitrika hiatrehana ny tontolo andro, na mafana ny andro na mangatsiaka 💊🔋
2. Hery fiarovana : Miaro ny vatana amin’ny ankapobeny na ny sela anaty na ny oditra ivelany,
tsy tahotra arak’izany ny ho mety daniky ny andro ary ny mety ho hatsiaka ihany koa, fa raha mihinana ny Koba Aina Flash ianao, dia antoky ny fahasalamanao tanteraka izany. Azo antoka ny kalitaony noho ireo singa ara-pahasalamana entiny sy ny fahadiovany. Nahazo ny mari-pamantarana Notovonantsoa izay neken’ny Ministeran’ny Fahasalamana sy ny Ministeran’ny Varotra ary ny ONN. 🛡️🌿
Andao ary hihinana Koba Aina Flash e ! Sady mora karakaraina no ara-pahasalamana tanteraka

Manahoana daholo e !!! 👋Indro asehoy antsika amin’ny alalan’ity ranty ity ny fomba fikarakarana ny Koba Aina Flash ! 🥣Be...
13/09/2024

Manahoana daholo e !!! 👋

Indro asehoy antsika amin’ny alalan’ity ranty ity ny fomba fikarakarana ny Koba Aina Flash ! 🥣

Be otrik’aina ary vetivety dia miammm !!! 🥰

❗❗❗ Ny 𝐅𝐄𝐑 ao anatin'ny 𝐊𝐎𝐁𝐀 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐅𝐋𝐀𝐒𝐇 dia 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚.  🥰🥰🥰✅ Mety be amin'izao van...
01/07/2024

❗❗❗ Ny 𝐅𝐄𝐑 ao anatin'ny 𝐊𝐎𝐁𝐀 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐅𝐋𝐀𝐒𝐇 dia 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚. 🥰🥰🥰

✅ Mety be amin'izao vanimpotoanan'ny fanadinana izao. 🎓

🎆 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐀𝐇𝐎𝐋𝐎 𝐄 !!! 🎆 🥰🥰🥰Rehefa mihinana ny vokatra be otrik'aina dia 𝐌𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀 sy 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐇𝐈𝐍𝐀. 💪      ...
25/06/2024

🎆 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐀𝐇𝐎𝐋𝐎 𝐄 !!! 🎆 🥰🥰🥰

Rehefa mihinana ny vokatra be otrik'aina dia 𝐌𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀 sy 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐇𝐈𝐍𝐀. 💪

Dada, sady miahy no manome 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐅𝐎 𝐁𝐄 𝐎𝐓𝐑𝐈𝐊'𝐀𝐈𝐍𝐀. Faly miarahaba sy mirarisoa ny Raim-pianakaviana rehetra. ❤️❤️❤️Misaotr...
16/06/2024

Dada, sady miahy no manome 𝐒𝐀𝐊𝐀𝐅𝐎 𝐁𝐄 𝐎𝐓𝐑𝐈𝐊'𝐀𝐈𝐍𝐀.
Faly miarahaba sy mirarisoa ny Raim-pianakaviana rehetra. ❤️❤️❤️

Misaotra 🥰🥰🥰

Misaotra Neny manome anay hatrany sakafo be otrik’aina. Ilay manome ny Hery ilain’ny vatanay isan’andro.
26/05/2024

Misaotra Neny manome anay hatrany sakafo be otrik’aina. Ilay manome ny Hery ilain’ny vatanay isan’andro.


29 Martsa.Tsiahin’ny Tolom-panavotana 1947.
28/03/2024

29 Martsa.
Tsiahin’ny Tolom-panavotana 1947.



Address

Immeuble Fonenana Isoraka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koba Aina Flash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Koba Aina Flash:

Share