11/10/2025
🎗️ Oktobra Mavokely : miara-miady amin’ny homamiadan’ny nono 💕
Izahay ato amin’ny Carrefour Madagascar, dia manohana sy mankahery ireo vehivavy rehetra miady isan’andro amin’ny herim-po. 💪💞
📅 Hatramin’ny Alahady 26 Oktobra, tongava manoratra teny kely eo amin’ny Rindrina Fanohanana izay hitanareo ao amin’ny Carrefour Ankorondrano. Manomboka ny Alakamisy 09 hatramin’ny alahady 26 Oktobra 2025.
➡️ Isaky ny hafatra soratanareo, dia hanolotra 5.000 Ar ho an’ny Fondation Akbaraly izahay, hanampiana ireo vehivavy izay miady amin’ny homamiadan’ny nono sy hanamora ny fitiliana.
👩⚕️ Hisy ihany koa ny stand de prévention azo tsidihana monomboka ny Alatsinainy ka hatramin’ny Zoma, manomboka amin’ny 09ora ka hatramin’ny 4ora hariva, izay ahafahana mihaonana sy mifanakalo hevitra mivantana amin’ny mpitsabo momba ny homamiadan’ny nono.
🤝 Andao hiara-hientana ary hifanohana isika ✨💖
--------------------------------------------------------------------------
🎗️ Octobre Rose : unis contre le cancer du sein 💕
Ce mois d’octobre, chez Carrefour, nous soutenons toutes les femmes qui luttent chaque jour avec courage et espoir. 💪🌸
📅 Du jeudi 09 au dimanche 26 octobre 2025, venez laisser un mot sur notre Mur de Soutien dans votre magasin Carrefour Ankorondrano.
➡️ Pour chaque message, nous reverserons 5 000 Ar à la Fondation Akbaraly pour accompagner la lutte contre le cancer du sein et favoriser le dépistage.
👩⚕️ Un stand de prévention sera également à votre disposition du lundi au vendredi, de 09h à 16h, pour échanger avec des professionnels de santé et obtenir toutes les informations utiles.
🤝 Ensemble, soyons solidaires, encourageons et faisons la différence ✨💖