Ra Sefo Skoto

Ra Sefo Skoto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ra Sefo Skoto, First Aid Class, Antananarivo.

21/06/2025

Mentionneo ilay naman'ise hanao Ravinala iny de anontanio hoe Salama tsara ve hoe ny fon'ise ao😄

Na avy aiza ise na avy aiza😉 dia mbola misokatra ho an'ise ity lasy mahafinaritra be iray ity rehefa mahafeno fepetra😉Mb...
09/06/2025

Na avy aiza ise na avy aiza😉 dia mbola misokatra ho an'ise ity lasy mahafinaritra be iray ity rehefa mahafeno fepetra😉

Mbola tsy mifarana ny fisoratana anarana🙏

Ndao hiaraka aminay hianavaratra indray eh!😉 Sady mba mivoaka kely eh🙏

📢🌴🌴 Lasy Ravinala 148 🌴🌴

🗓️ 09Jolay - 16 Jolay 2025, AMBORONALA /AMBILOBE
👉 Fisoratana anarana: Fisy alaina any amin'ny Birao TPTEM Faritany ary ny Filoham-paritany
Ary alefa mailaka amin'ny:
🎯 lasyravinala148@gmail.com
🎯 lasyravinala@gmail.com
Daty farany: Alatsinainy 16 Jona 2025, 23h59

❌ FEPETRA :
1- Mpiandraikitra nahavita dingam-piofanana Fananterana, ary nampihatra herintaona farafahakeliny.
2- Manana taratasy fanamarinana (certificat) nahavitana Fanomanana sy Fananterana izay navoakan'ny Birao TPTEM nasionaly.
3- Nahavita fanekena Mpiandraikitra na efa miomana amin'izany (efa nandefa taratasy fangatahana fampanaovana fanekena misy daty voafaritra)
4- Mpikambana Tily ara-dàlana (Manana karatra FAFI manan-kery 2024-2025)
5- Atolotry ny:
🧾 Raha Mpiandraikitra: Komitim-pivondronana, Filoham-paritany, Filohan'ny TPTEM Faritany
🧾 Raha Filoha: Filoham-paritany sy Filohan'ny TPTEM Faritany ary Filohan'ny komitim-paritany.

☎️ Hifandraisana
+261 34 21 032 56

💷 Saram-pisoratana anarana : 10 000 Ar Alefa MVola +261 34 07 272 22, antony : "RAVINALA 148"
👉 Ampanarahana sms misy anarana feno, Faritany, reference Mvola, Ravinala148.

💵💵 Saran-dasy : 60 000 Ar 💵💵

NB:
👉 AZA ADINOINA NY MAMETRAKA NY ANTONY "RAVINALA 148" REHEFA MANDEFA ILAY SARAM-PISORATANA ANARANA MBA TSY HIFANGARO AMIN'NY FIOFANANA HAFA SY ZAVATRA HAFA
👉 AZA ADINOINA IHANY KOA NY MANDEFA ILAY SMS AMIN'ILAY LAHARANA NANDEFASANA FISORATANA ANARANA.

Eh🫵Indraindray mety hihinana gagazo tampoka amty Skoto ity koa anie eh🫢Tsy voatery ilay hetsika misy herisetra ihany no ...
26/02/2025

Eh🫵Indraindray mety hihinana gagazo tampoka amty Skoto ity koa anie eh🫢

Tsy voatery ilay hetsika misy herisetra ihany no ahitana ny tsy fahita ah🤔 fa akoatran'ilay faritry ny lasy sy ny rano fisotro😉

Ilay toerana andeha hampilalaovana beazina io ve mba tena efa nojeren'ise tsara?☝️

'' Mba ataovy Pré-camp kalitao r'ise oh ''

🙏Ary alefao mba hanao lasin-tsokajy koa ilay boykely na dia izany ary😋

😉☝️
💪
☝️

🤔 Vita ve ny boky oh❓Efa manana foulard Gilwell  ve❓Efa hitako eto,  Avokoa... izao ry Ra-sefo sy Sefotenina mahafatrapo...
26/01/2025

🤔 Vita ve ny boky oh❓Efa manana foulard Gilwell ve❓

Efa hitako eto, Avokoa... izao ry Ra-sefo sy Sefotenina mahafatrapo isany😅 ry 143 sy 144 rehetra ireny🙊

Efa miomakomana be amin'ny fanohanana am-pahibemaso any eeh🤗

📢 Mba antsoy eto ilay naman'ise tokony efa hamita boky iny sao dia ho diso mclaren eo🫢?

😋
☝️

Eeeeh🔊🔊Sao dia ise iny?🤔Ny LS na loha-tsokajy dia Beazina Tena tokony ho  Favy  indrindra ao amin'ny Antoko ao😉 noho izy...
23/01/2025

Eeeeh🔊🔊Sao dia ise iny?🤔

Ny LS na loha-tsokajy dia Beazina Tena tokony ho Favy indrindra ao amin'ny Antoko ao😉 noho izy mpitarika no sady akaiky indrindra ny sokajiny☝️

Ary io andraikitra io no anisan'ny andraikitra tsara sy tena azahoana traikefa maro raha samy ato amin'ny fikambanana😋 satria sady mpiandraikitra no Iandraiketana 👊

❓❓Aiza izao ilay naman'ise tanaty Lasy ''Formation LS'' tamin'izany iny?🥺 🏞️

Sary📸: Lasy Formation LS 2025, Faritany Tily Analamanga Avaratra ( LOHARANO 2025 )💚

☝️
☝️
💪

👉Efa ao tsara daholo ve izay avy nilasy Rehetra???😚👉Efa afaka tsara ny harerahana?☺️👉Iza daholo le kotsan'ny orana😂❣️Jes...
31/12/2024

👉Efa ao tsara daholo ve izay avy nilasy Rehetra???😚

👉Efa afaka tsara ny harerahana?☺️

👉Iza daholo le kotsan'ny orana😂

❣️Jesoa hanome hery anareo e🥳 Arabaina nahavitasoa ny Lasy🥳
Izay eto amin'ny Pejy Ra Sefo Skoto dia mirary Taona vaovao feno fifaliana ho antsika rehetra🥀💗

17/12/2024

🇲🇬 "Ho Tiavinay ... Madagasikara"

📆 Fanokafana : 20 desambra 2024
Hisokatra hoan'ny daholo be : 21 Desambra 2024 hatramin'ny 25 janoary 2025
🔸 Toerana : Cité des Cultures

👉 Tongava maro 🥰

FANAMBADIAN'NY SAMY SKOTO👉Mahazo mivady ve ny samy Skoto????🤔👉Inona no voka-tsoan'ny fanambadian'ny Samy Skoto?👉Inona no...
01/12/2024

FANAMBADIAN'NY SAMY SKOTO

👉Mahazo mivady ve ny samy Skoto????🤔
👉Inona no voka-tsoan'ny fanambadian'ny Samy Skoto?
👉Inona no tsy mampety azy?

Misokatra ny ady hevitra

🤔Iza moa ilay mazoto Mi-connect sy manao Facebook iny🤔 Rehefa manana mega ihany dia aleo laniana amin'ny Skoto😁Efa misy ...
20/11/2024

🤔Iza moa ilay mazoto Mi-connect sy manao Facebook iny🤔
Rehefa manana mega ihany dia aleo laniana amin'ny Skoto😁
Efa misy izao ny application ScoutPass⚜️
Application natao ho antsika Skoto,misy lalao maro ao anatiny,rehefa avy milalao ise,de mahazo Talenta,izay afaka angonin'ise ao anaty Pôketra electronika☺️
Sady miala Voly ise no mahazo talenta maro ☘️⚜️ Aiza indray no hahita😁
Indro ary ny Rohy👉https://www.scout.org/fr/scoutpass👈 Mazotoa Milalao🥳


Coucou Cheftaine Vorokely sy Cheftaine Lovitao 👋👋 Efa nanao b***e an'ito hira ito ve nareo???😁😁😁Antsoy ao @ commentaire ...
02/11/2024

Coucou Cheftaine Vorokely sy Cheftaine Lovitao 👋👋

Efa nanao b***e an'ito hira ito ve nareo???😁😁😁

Antsoy ao @ commentaire ny Mpiandraikitra an'ise t@ izany andro izany 😁😁😁

19/10/2024
⌛️Tic tac ⌛️Afaka andro vitsivitsy dia hihaona sy hilalao hiaraka amin’ireo skoto maherin’ny 2 tapitrisa manerantany ami...
26/09/2024

⌛️Tic tac ⌛️

Afaka andro vitsivitsy dia hihaona sy hilalao hiaraka amin’ireo skoto maherin’ny 2 tapitrisa manerantany amin’ny alalan’ny hetsika an-jotra JOTA-JOTI isika⚜️🌎

Hisy fandaharana ho arahinao mivantana eto amin’ny Pejy ny Alarobia 01 Oktobra amin’ny 08 Ora alina🕖💻

Fandaharana hiresahana ny JOTA-JOTI sy izay tsara ho fantatra rehetra📍

Misoratana anarana ato:jotajoti.info

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341849417

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ra Sefo Skoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Ra Sefo Skoto:

Share