Voiladoc Madagascar

Voiladoc Madagascar 📱 Application de télémedecine innovante pour faciliter l'accès aux soins à Madagascar
Télechargez l'app : https://bit.ly/48edQ8s

🔎 Maro ny mety ho fitrangan'ny “intoxication alimentaire”, ireo dia santionany ihany... 📲 Miantsoa dokotera haingana ami...
11/06/2025

🔎 Maro ny mety ho fitrangan'ny “intoxication alimentaire”, ireo dia santionany ihany...

📲 Miantsoa dokotera haingana amin’ny alalan’ny Voiladoc raha sendra misy ahiahiana.

😷 Un souci de santé ? Une question qui vous inquiète ?Pas besoin d’attendre que ça s’aggrave.💬 Discutez avec un médecin ...
05/06/2025

😷 Un souci de santé ? Une question qui vous inquiète ?
Pas besoin d’attendre que ça s’aggrave.

💬 Discutez avec un médecin directement via l’application Voiladoc :
📹 Consultation vidéo
🏥 RDV en présentiel
🏠 RDV à domicile

📲 Téléchargez l’app Voiladoc dès maintenant ici : https://bit.ly/48edQ8s et accédez rapidement à un professionnel de santé

🚭 Andro maneran-tany ho an’ny fialana sigaraTsy ny havokavoka ihany no simba amin’ny sigara...👁️ Mety hiteraka aretin’ny...
31/05/2025

🚭 Andro maneran-tany ho an’ny fialana sigara

Tsy ny havokavoka ihany no simba amin’ny sigara...
👁️ Mety hiteraka aretin’ny maso,
👅 kanseran’ny lela sy ny vava,
🍽️ olana amin’ny vavony,
💪 ary aretin’ny hozatra koa.

📲 Ampidiro ny application Voiladoc raha mila torohevitra sy fanampiana avy amin’ny dokotera; alaivo ato ny application : https://bit.ly/48edQ8s💙

30/05/2025

Tsy ny adala rery ihany no mila manatona psy .. raha misy olana arak'asa , aram-piarahamonina na olana manokana dia aza misalasala manatona psy , azonao atao ny maka rendez-vous mivatana amin'ny alalan'ny application Voiladoc : https://bit.ly/48edQ8s

́rapie

👁️🚬 Misy ifandraisany ve raha ny hevitrao? 🤔Valio ao amin'ny commentaire ary ...😊👇
28/05/2025

👁️🚬 Misy ifandraisany ve raha ny hevitrao? 🤔

Valio ao amin'ny commentaire ary ...😊👇

🤢 Ny gastro-entérite, na "grippe intestinale", dia aretina mahazo ny vavony sy ny tsinay, vokatry ny viriosy, bakteria ,...
27/05/2025

🤢 Ny gastro-entérite, na "grippe intestinale", dia aretina mahazo ny vavony sy ny tsinay, vokatry ny viriosy, bakteria , ary matetika mitranga amin'ny ririnina.

🔍 Soritr’aretina mahazatra :
– Fivalanana matetika
– Mandoa sy maloiloy
– Fanaviana sy mangovitra
– Fanaintainana amin'ny kibo na vavony

🚨 Raha tsy voatsabo ara-potoana dia mety hiteraka déshydratation na fahaverezan-drano be loatra, izay mampidi-doza indrindra ho an’ny zaza, ny be taona, ary ny olona marefo.

💡 Fisorohana ?
– Manasa tanana matetika
– Mihinana sakafo masaka sy madio
– Misotro rano azo antoka
– Manokana fitaovana ho an’ny marary ao an-trano

🩺 Raha tsy mihatsara ao anatin’ny 48h, raha mivalana be, mandoa tsy an-kijanona, na mahazo fanaviana mafy, mila manatona mpitsabo avy hatrany.

💡 Amin'ny alalan'ny application Voiladoc, azonao atao ny mahazo torohevitra avy amin'ny dokotera na maka rendez-vous avy hatrany amin'ny alalan"ny consultation "présentielle" na "à domicile" na koa "téleconsultation" 😊
📲 Alaivo ato ny application raha mbola tsy anananao : https://bit.ly/48edQ8s

Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra 😍🥰
25/05/2025

Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra 😍🥰

🔥Ireo fihetsika fadiana avy hatrany raha sendra may 🔥🔥⛔ Tsy mampiasa glace⛔ Tsy mamaky ny poa-drano⛔ Tsy mandraraka fana...
23/05/2025

🔥Ireo fihetsika fadiana avy hatrany raha sendra may 🔥🔥

⛔ Tsy mampiasa glace
⛔ Tsy mamaky ny poa-drano
⛔ Tsy mandraraka fanafody manadonto
⛔ Tsy misotro toaka

💡 Amin'ny alalan'ny application Voiladoc, azonao atao ny mahazo torohevitra avy amin'ny dokotera na maka rendez-vous avy hatrany amin'ny alalan"ny consultation "présentielle" na "à domicile" na koa "téleconsultation" 😊

📲 Alaivo ato ny application raha mbola tsy anananao : https://bit.ly/48edQ8s

Certaines maladies évoluent sans aucun symptôme… 🧪 Faites un bilan de bien-être avec Voiladoc pour vérifier :✔️ Tension ...
20/05/2025

Certaines maladies évoluent sans aucun symptôme…

🧪 Faites un bilan de bien-être avec Voiladoc pour vérifier :
✔️ Tension artérielle
✔️ Taux de sucre dans le sang
✔️ Fonction rénale
✔️ Fonction hépatique

📲 Commandez votre test depuis l’appli Voiladoc.

Prévenir vaut mieux que guérir 💡

👨‍👩‍👧‍👦 15 mai – Journée internationale des familles 💙📲 En quelques clics, réservez vos consultations médicales pour tou...
15/05/2025

👨‍👩‍👧‍👦 15 mai – Journée internationale des familles 💙

📲 En quelques clics, réservez vos consultations médicales pour tous les membres de la famille, où que vous soyez.
Parce que la santé familiale, c’est l’affaire de tous 💪🏽💛

🧠 Fatigue persistante, crampes, démangeaisons… Et si c’était vos reins qui tiraient la sonnette d’alarme ?🩺 La maladie r...
09/05/2025

🧠 Fatigue persistante, crampes, démangeaisons… Et si c’était vos reins qui tiraient la sonnette d’alarme ?

🩺 La maladie rénale chronique touche 1 adulte sur 10. Pourtant, ses symptômes sont souvent banalisés.

💡 Repérez les signes, faites-vous diagnostiquer à temps, et prenez soin de vos reins.

📲 Réservez une consultation rapidement via l’application Voiladoc — disponible sur App Store et Google Play.

💡Rehefa ohatran'ny ahoana ny zaza iray no atao hoe autiste ? Mety efa misy fambara izy ireny indraindray fa isika no tsy...
01/05/2025

💡Rehefa ohatran'ny ahoana ny zaza iray no atao hoe autiste ? Mety efa misy fambara izy ireny indraindray fa isika no tsy mahafantatra...

Mila fitiavana, faharetana, ary fanaraha-maso manokana izy ireo. Raha manahy ianao na manamarika fihetsika tsy mahazatra amin’ny zanakao, tsara ny manatona mpitsabo.

📲 Voiladoc dia hanampy anao hifandray amin'ny dokotera hahafahanao mijery akaiky izany
Alaivo ato ny application raha mbola tsy anananao : https://bit.ly/48edQ8s

Address

Lot IVX 5A Bis Ankazomanga Sud
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voiladoc Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Voiladoc Madagascar:

Share