Homeopharma Institut Franchisé Antanimenakely

Homeopharma Institut Franchisé Antanimenakely Solution naturelle

28/03/2025
28/01/2025

Andramo ny Oligo fruit an'i Homeopharma, fanampin-tsakafo manankarena amin'ny oligo-éléments izay manamafy ny herinao, manohana ny vatanao raha sendra havizanana na tsy fahasalamana, ary mora ampiasaina noho izy afanangaro rano tapaky ny vera fotsiny. Omeo ny fanohanana voajanahary mendrika azy ny vatanao! 🌿✨
-------------------------------------------------------
Découvrez l'Oligo fruit de Homeopharma, un complément nutritionnel riche en oligo-éléments pour booster votre énergie, et qui soutient votre organisme en période de fatigue ou de convalescence, tout en étant facile à intégrer dans votre quotidien grâce à sa simple dilution dans un demi verre d'eau. Offrez à votre corps le soutien naturel qu'il mérite ! 🌿✨

23/10/2024

Énergisez votre quotidien avec notre poudre de Moringa, une source naturelle de protéines, de vitamines et de calcium 🌱.
Intégrez-la facilement dans vos recettes pour un soutien naturel au quotidien 🌟.
📍 Trouvez-la dans l'Institut Homeopharma le plus proche de chez vous.

23/10/2024

Lazao anay ... Inona no manintona anao kokoa, ny fofona malefaka avy amin'ny lavanila ve, ny fofona mahafinaritra avy amin'ny Ylang ve🌺, ny fofona manaitra avy amin'ny Voasarimakirana ve 🍋, sa ny fofona natoraly avy amin'ny Alamo tsotra 🌿? 😌✨

------------------------------------------------------------------------------

Dites-nous ... Êtes-vous plutôt attiré par la douce senteur de la Vanille, l'envoûtante Fleur d’Ylang 🌺, le zeste rafraîchissant du Citron 🍋, ou la fraîcheur apaisante de la pierre d'Alun Nature 🌿? 😌✨

13/06/2024

HOMEOPHARMA, Naturellement irrésistible.

13/06/2024

Hiaraka hankalaza ny asaramanitra isika 🏮🏮 !
Ny 21 hatramin’ny 25 Jona ho avy zao, mividiana vokatra roa (2) Mandravasarotra sy/na Vahona ary mahazoa Arendrina iray maimaimpoana! 🇲🇬
📍Tolotra manankery eny amin’ireo Tranombarotra Homeopharma maneranan’i Madagasikara !

———
Célébrons la fête nationale ensemble 🏮🏮 !
Du 21 au 25 juin, achetez deux (2) produits Mandravasoratra et/ou Vahona et on vous offre un Arendrina ! 🇲🇬
📍Offre valable dans tous les Instituts Homeopharma à Madagascar !


02/08/2023

🇲🇬🦷 Kolokoloy ny tsikinao ! 🦷

Ny fahadiovan'ny ati-vava no anisan'ny antoka lehibe ho an'ny fahasalamana. Asongadin'ny Homeopharma ny ny maha zava-dehibe ny fikarakarana ny ati-vava sy ny nify, satria misy fiantraikany lehibe amin'ny fahasalamanao amin'ny ankapobeny izany.

💡 Fantatrao ve fa :
👉 Mampihena ny mety hisian'ny fivontosana sy ny aretin'ny nify ny fiborosina azy matetika.
👉 Ny fampiasana " dentifrice " dia hisorohana ny fiforonan'ny plaque dentaire sy ny tartre.
👉 Ny fampiasana ny " bain de bouche " dia manome hanitra ny ati-vava ary mampitony ny hihy mivonto.

Manolotra vokatra isan-karazany izay azonao ampiasaina andavanandro izahay. Safidio ny akora voajanahary sy mahomby :
🌿 Rano Elixir : 4.990Ar
🌿 Aloe na voanio nify : Ar4.990
🌿 Fanasana vava aloe na voanio : 7.000Ar
🌿 Famafazana fofona vaovao : 3.990Ar

Ny tsiky mamirapiratra sy ny ati-vava madio no hiantoka ny fahasalamanao ! 😃💚

---------------------

🇫🇷🦷 Prenez soin de votre sourire, c'est essentiel ! 🦷

Une bonne hygiène bucale est la clé pour une santé générale optimale. Chez Homeopharma, nous mettons en avant l'importance de prendre soin de votre bouche et de vos dents, car cela a un impact considérable sur votre bien-être global.

💡 Saviez-vous que :
👉 Un brossage régulier réduit le risque de caries et de maladies parodontales.
👉 Utiliser un dentifrice adapté aide à prévenir la formation de plaque dentaire et de tartre.
👉 Les bains de bouche rafraîchissent l'haleine et apaisent les gencives irritées.

Nous vous proposons une gamme complète de produits buccaux pour vous accompagner dans votre routine d'hygiène. Optez pour des ingrédients naturels et performants qui prennent soin de votre bouche en douceur :
🌿 Eau Elixir : 4 990Ar
🌿 Dentifrice aloe ou coco : 4 990Ar
🌿 Bain de bouche aloe ou coco : 7 000Ar
🌿 Spray haleine fraiche : 3 990Ar

Un sourire radieux et une bouche saine, c'est votre atout pour une vie épanouie ! 😃💚

01/08/2023

🇲🇬 Tongasoa ny volana Aogositra. Volan’ny fialan-tsasatra ! 🌞🌴

Tonga ilay fotoana nandrasanao hatry ny ela. 🏖️🍹
Fantaro fa hanampy anao ireto :

🌴Déodorant Alamo izay ahitanao hanitra efatra azo hisafidianana : nature, fleur de vanille, fleur de citron sy fleur d’ylang
🌴Ny hiaro ny hoditrao tsy ho simban'ny hain'ny andro : Crème hydratante Masonjoany sy Lait bio solaire protection 2 en 1
🌴Baume helichryse izay mampihena ireo kaikitra biby kely
🌴Roll-on anti-moustique, Lait corporel anti-moustique adulte & enfant sy Lotion Polyarom anti-moustique hatorianao am-pilaminana
🌴Homeovoyage izay manala ny fisaleboleboana eny amin'ny fiara fitaterana

📍 Tongava haingana ary manjifa ireo eny amin'ny instituts Homeopharma akaiky anao indrindra ! 🏃‍♀️🏃

Efa ao daholo ? Soavadia ary e ! 👋😀 ✈️

----------------------

Bienvenue août, le mois de folie en pleine santé ! 🌞🌴

C'est le moment de décompresser, de se relaxer et de profiter de chaque instant sous le soleil radieux. 🏖️🍹
Emportez les indispensables d’un séjour en vacances en toute sérénité :

🌴Déodorant Alamo avec ses quatre parfums au choix : nature, fleur de vanille, fleur de citron et fleur d’ylang
🌴Nos crèmes solaires : Crème hydratante Masonjoany et Lait bio solaire protection 2 en 1
🌴Baume helichryse pour apaiser en cas de piqûres d'insectes
🌴Roll-on anti-moustique, Lait corporel anti-moustique adulte & enfant et Lotion Polyarom anti-moustique pour une nuit paisible
🌴Homeovoyage contre le mal du transport

📍 Venez vite en profiter dans l’institut Homeopharma le plus proche de vous ! 🏃‍♀️🏃

Vous avez le tout ? Bon séjour ! 👋😀 ✈️

10/06/2023

🇲🇬 Mila torohevitra momban'ny fahasalamana ve ianao? Te hahafantatra be be kokoa mahakasika ny vokatra iray ? 🤔 Manolotra torohevitra 👉 MAIMAIM-POANA 👈 ho anao ny Homeopharma.

✉️ Manasa anao hiditra any amin’ny hafatra miafina “MP” fa vonona ny handray anao izahay.



--------------
🇫🇷 Avez-vous besoin de conseil sur la santé? Ou avez-vous envie de mieux connaitre un produit spécifique ? 🤔 Homeopharma vous propose des conseils 👉 GRATUITS 👈 par des experts !

✉️ Venez en MP pour plus de détails, nous sommes là pour vous !

23/05/2023

🇲🇬 Fantarina ny karazan-koditra. ☝😃

Indraindray isika dia mihevitra fa tsy mandaitra na ratsy ho an’ny fahasalamantsika ny vokatra iray.
Mety ho noho ny fampiasana vokatra tsy mifanandrify amin’ny karazan-koditra nefa no mahatonga izany.

Ireto ary misy toro-hevitra vitsy ahafantarana izany karazan-koditra izany. 💁♀️💁♂️
Mandraisa mosoara taratasy ary fafao moramora amin’izany ny tarehy. Fantarina amin’izay ny vokatra azo. Hoditra menahina, hoditra maina, hoditra mifangaro na koa hoditra malefaka, samy manana ny mahasamihafa azy sy ny tokony hikoloana azy ireo karazan-koditra ireo. 💆♀️💆♂️

• Raha misy menaka ny mosoara, menahina izany hodi-tava
• Raha tsy ahitana tasy kosa ny mosoara, dia maina izany ny hoditra
• Raha amin’ny handrina sy orona (faritra T) no ahitana menaka, dia mifangaro izany ny karazan-koditra
• Raha mora mivara-mena kosa ny tarehy, dia malefaka izany ny hodi-tava

Tsy ho sarotra intsony ny misafidy ny vokatra tokony hampiasaina manomboka eo ka mora ny fikoloana ny tarehy sy ny hodi-tava.
Ahitana vokatra mifanandrify amin’ny karazan-koditra rehetra eny amin’ny Instituts Homeopharma, ary maimaim-poana ny toro-hevitra eny an-toerana.

-----------------

🇫🇷 Reconnaître le type de peau. ☝😃

On pense parfois qu’un produit n’est pas efficace ou présente des dangers pour notre santé. Mais il est aussi probable qu’on n’a pas choisi le produit adapté à notre peau.
Pour y remédier, voici de petites astuces pour reconnaitre notre type de peau. 💁♀️💁♂️
Prendre un mouchoir en papier et tamponner doucement le visage.
Analyser le résultat. Peau grasse, peau sèche, peau mixte ou peau sensible, chaque type de peau a ses particularités et ses besoins spécifiques. 💆♀️💆♂️

• Si le mouchoir absorbe beaucoup de sébum, la peau est probablement grasse
• Si le mouchoir ne montre aucune trace de graisse, la peau est plutôt sèche
• Si le mouchoir présente une tache graisseuse sur la zone T (front et nez), mais pas ailleurs, la peau est mixte
• Si ta peau est sujette aux rougeurs ou aux irritations, la peau est sensible

Maintenant que le type de peau est identifié, on peut adapter la routine de soins et faire de la peau une meilleure alliée.
Des gammes de soins selon le type de peau est disponible dans les instituts Homeopharma. Les conseils y sont gratuits.

Address

Antanimenakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261382722995

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Homeopharma Institut Franchisé Antanimenakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram