Ma vie lowcarb

Ma vie lowcarb Jeunes mamans Malagasy ,voulant perdre du poids ou garder sa ligne avec une vraie alimentation = l'alimentation cétogène, alliée avec le jeûne intermittent.

Se nourrir des vrais nutriments, donner à son corps le repos nécessaire. Bienvenue à toi 😉

Ezaka  #1 ny manena ireto sakafo voahodina ireto fa misakafo tena izy - Hena fa tsy charcuterie na ambifotsy- vary fa ts...
03/03/2026

Ezaka #1 ny manena ireto sakafo voahodina ireto fa misakafo tena izy

- Hena fa tsy charcuterie na ambifotsy
- vary fa tsy farine na koba
- rano fa tsy zavapisotro feno siramamy

Ahena tsikelikely Ary atao défis ,ny ahy moa manazatra miverina tsikelikely fotsiny sisa fa efa tsy mihinana loatra an'izy reo za rehefa niditra keto 5 taona lasa izay. Ary haiko hoe vao manarapo amireo za dia mahazo tavy aingana be (endomorphe) nefa rehefa misakafo tsara sy mikotrana dia tena miena tsara 👌

Fa misy moa ny version zay afaka atao koa itako hoe ''saine'' kokoa fa iny moa Mbola resaka hafa.

Inona amireo no tena tsy mety foinareo? 😁

Lasa o 😊 Vao manomboka isika 🤞 Détaillé-ko eto arakizay vitako ny sakafoko isanan'andro fa ndraindray aho repotra tanter...
03/03/2026

Lasa o 😊
Vao manomboka isika 🤞
Détaillé-ko eto arakizay vitako ny sakafoko isanan'andro fa ndraindray aho repotra tanteraka 🙏

Anio:
- maraina aho nihinana vary amin'anana 3 sotro niaraka tamin'ny fanafody 2 😬
- atoandro ity amin'ny sary ity: lasary sosety mantamanta ao ambanin'ilay fon'akoho sauté io , nasiako jus de citron sy sira 👌 vary novidiko efa masaka 500 Ar, tsy haiko firy sotro 🙂 pudding de chia aux framboises 👌

Raha tsy mahatsiaro noana dia Zay,raha noana dia ihinana atody endasina rahariva

Tsy mihafy,tsy mbola misy fady aloha atreto fa mi-ajuster sakafo aloha Zao no tanjoko.

Inona ny anareo no masaka ao? Inona koa no tinareo zaraiko ?

NB: Mbola miandry anireo mazoto ikotrana aho 🙂

Mp izay vonona isakin'ny samedi ikotrana en groupe, misy coach. Terrain betongoloAvant 8h ny leraMandefa anarana fiantso...
27/02/2026

Mp izay vonona isakin'ny samedi ikotrana en groupe, misy coach.
Terrain betongolo
Avant 8h ny lera
Mandefa anarana fiantsoana,taona,aretina mitaiza,genre, lanja

Izay tena vonona tompoko satria arakin'ny isantsika ny sarany.

😘😘

Amilay critères notakiana ary,misy olona mazoto hiaraka hikotrana en groupe ve ianareo? Misy coach mazava ho azy,coach t...
24/02/2026

Amilay critères notakiana ary,misy olona mazoto hiaraka hikotrana en groupe ve ianareo?
Misy coach mazava ho azy,coach tena coach 🤞

Raha misy commenter-o ''Vonona'' dia lazao ny Andro, ora hanaovana azy , toerana ary ny montant maximum abonnement mensuel mety aminao 💪

Tsy mora manao zavatra fa miezaka mametraka stratégie rehetra aho ifanampiana 😊

Aza miala alavitra fa efa anomboka isika 😘

Maro be ianareo no Liana ☺️ Inona izany no tena andrasanareo? Défi ? Challenge?En groupe? Anao kotrana en groupe ? Ifamp...
23/02/2026

Maro be ianareo no Liana ☺️
Inona izany no tena andrasanareo?
Défi ? Challenge?
En groupe?
Anao kotrana en groupe ? Ifampizara sakafo?

Ao MBA asio détails 🙏

Fa kosa tena tsy afaka anao coaching sy suivi aho fa hifonako. Tsy voavaliko daholo mp anareo 🙏
Plutôt ifampizara motivation zany isika sy hifanaitaitra , iaraka ikatsaka fahasalamana kokoa 🤞 Vonona aho itarika anareo, i-lead sy anoro eny andalana eny.

Mes raisons? Tena tsy salaman'ny hatavezana aho 😬 tsy resaka hoe te ho jejo na inona fa tena fahasalamana (la seule raison extrême que je ne voulais pas atteindre 🤧 mais je ne peux m'en prendre qu'à moi même)
Fa ahoana ? Nga moa za tsy mpanome conseils sns ? Eny,tena mpitarika régime aho, mpanao challenge sns fa ni-se laisser allez be aho , avec mon rythme , mes obligations pro et familiale et tout, je me disais que tout était OK. Fa vetivety dia nahazo 20kg 🙄 et oui! Croyez moi, si je continue comme ça, 100kg aho dans 1 mois max 🚫
J'ai fais des analyses y a qq jours et là, c'était le cata ❌ Mbola zaraiko aminareo fa aleo aloha Zay ihany.

Du coup, je cherche des personnes voulant vraiment vraiment vraiment changé, retrouver doucement une meilleure santé !

On commence par un simple rééquilibrage alimentaire pour après choisir le mode d'alimentation.
Zéro stress, zéro strict , on y va étape par étape 🤍

Si c'est ok pour toi, commente ''GO'' et dis moi ce que tu attends de ce ''programme'' 🤍😘

23/02/2026

Mitady namana iaraka hiena o, olona tena vonona an ☺️
Olona milanja 80kg et plus svp 😉

Ça me dit quelque chose tiens! 🤔
09/02/2026

Ça me dit quelque chose tiens! 🤔

Ao amin'i Sandy Fruiandises misy glace amidy fa za tsy mivarotra fa manandrakandrana recette eny fotsiny 😘😊👌
20/01/2026

Ao amin'i Sandy Fruiandises misy glace amidy fa za tsy mivarotra fa manandrakandrana recette eny fotsiny 😘😊👌

Glace aux fruits rouges et pancakes lowcarb 🤤

15/01/2026

Averiko eto ity fa toa mifanaraka amin'ny zavamalaza ankehitriny 🙂 Ary nihaina tanatiny na dia mbola tsy lasa lavitra aza fa tena voninahitra ho an'Andriamanitra ny lalana efa vitanay 😊 na ny mora na ny sarotra na ny nangidy na ny mamy dia nanefy anay izany ankehitriny 🥰

Soavà ny alakamisy 😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma vie lowcarb posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Le réequilibrage alimentaire et moi

J’ai passé ma jeunesse dans l’obésité.

Voulant à tout prix perdre du poids, j’ai longtemps chercher la méthode miracle qui pouvait m’aider. En vain...

C’est au début de l’année 2015 que j’ai découvert sur les réseaux sociaux quelques témoignages qui m’a fortement marqué. Comment pouvaient-elles perdre autant et bien manger?? J’ai compris qu’il était surtout question d’équilibre, pas d’exclure un certains types d’aliments.

J’ai fait des recherches, lu plusieurs articles et j’ai adopté mon propre rééquilibrage.