Direction de la Promotion de la Santé

Direction de la Promotion de la Santé promotion de la santé

27/11/2025

⚠️𝖧𝗈 𝖿𝖺𝗇𝖺𝗍𝗋𝖺𝗋𝖺𝗇𝖺 𝗇𝗒 𝗍𝖺𝗇𝗃𝗈𝗇𝖺 𝖺𝗆𝗂𝗇’𝗇𝗒 𝖿𝖺𝗇𝖺𝖿𝗈𝖺𝗇𝖺𝗇𝖺 𝗇𝗒 𝖺𝗋𝖾𝗍𝗂𝗇𝖺 𝑶𝒏𝒈𝒐𝒃𝒆 𝒔𝒚 𝑩𝒐𝒏𝒈𝒂𝒃𝒆 𝗁𝖺𝗍𝗋𝖺𝗆𝗂𝗇’𝗇𝗒 𝗍𝖺𝗈𝗇𝖺 𝟤𝟢𝟥𝟢.

👉𝘿𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙞𝙡𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙗𝙞𝙗𝙞𝙣’𝙖𝙧𝙚𝙩𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙤 𝙖𝙧𝙚𝙩𝙞𝙣𝙖 𝙞𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙩𝙖𝙣𝙩𝙚𝙧𝙖𝙝𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙮 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖.
𝙏𝙖𝙛𝙞𝙙𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙩𝙚𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙥𝙖𝙞𝙠𝙖𝙙𝙮 𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙯𝙖𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙝𝙚𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙛𝙞𝙯𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙖𝙤𝙗𝙚 𝙣𝙤𝙩𝙤𝙣𝙩𝙤𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖.

OMS Madagascar
Direction Générale de la Médecine Préventive

fans

Amin'ny anaran'ny ekipan'ny Direction de la promotion de la santé iray manontolo no iarahabana anao docteur MAGNANA Moni...
28/10/2025

Amin'ny anaran'ny ekipan'ny Direction de la promotion de la santé iray manontolo no iarahabana anao docteur MAGNANA Monira, Minisitry ny fahasalamam-bahoaka. Mirary anao hahefa be amin'ny adidy masina izay hiantsorohanao.

𝙉𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙢𝙞𝙣𝙖𝙮 𝙠𝙚𝙡𝙮 𝙞𝙩𝙮 𝙝𝙞𝙧𝙖 𝙞𝙩𝙮 𝙛𝙖 𝙛𝙚𝙣𝙤 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙧𝙮 𝙗𝙖𝙫𝙮.,👉Ary tsy ho an'i bavy irery fa isika rehetra, aleo mitandrina fa ...
23/09/2025

𝙉𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙢𝙞𝙣𝙖𝙮 𝙠𝙚𝙡𝙮 𝙞𝙩𝙮 𝙝𝙞𝙧𝙖 𝙞𝙩𝙮 𝙛𝙖 𝙛𝙚𝙣𝙤 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙧𝙮 𝙗𝙖𝙫𝙮.
,👉Ary tsy ho an'i bavy irery fa isika rehetra, aleo mitandrina fa tsy hita soritra eny amin'ny endrika ny VIH/SIDA.
Direction Générale de la Médecine Préventive
Institut National de Santé Publique et Communautaire - INSPC
PNLIS

23/09/2025

📢💉𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗸𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗼𝗯𝗲 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗺𝗮𝗺𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝘇𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻𝗷𝗮𝘇𝗮 🛡️✨
📅 14, 15, 16, 17, 18 ᴏᴋᴛᴏʙʀᴀ 2025
𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘁𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝟵 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟭𝟰 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮


Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive
Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.

05/09/2025

📢𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗺𝗮𝗺𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝘇𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻-𝗷𝗮𝘇𝗮
𝖠𝗋𝖺𝗁𝗈 𝗇𝗒 𝖿𝖺𝗇𝖺𝗓𝖺𝗏𝖺𝗇𝖺 𝗂𝖺𝗋𝖺𝗁𝖺 𝖺𝗆𝗂𝗇'𝗂:
👩‍⚕️𝖣𝗋 𝖱𝗈𝗇𝖼𝗁𝖺𝗅𝖽𝖾 𝖣𝗂𝗈𝗋𝖺, O𝗇𝖼𝗈𝗅𝗈𝗀𝗎𝖾 R𝖺𝖽𝗂𝗈𝗍𝗁é𝗋𝖺𝗉𝖾𝗎𝗍𝖾, 𝖧ô𝗉𝗂𝗍𝖺𝗅 𝖧𝖩𝖱𝖠
👩‍⚕️𝖣𝗋 𝖧𝗈𝗅𝗂𝗇𝗂𝗋𝗂𝗇𝖺 𝖱𝖠𝖬𝖠𝖭𝖠𝖭𝖩𝖠𝖭𝖠𝖧𝖠𝖱𝖸 𝖺𝗏𝗒 𝖺𝗆𝗂𝗇’𝗇𝗒 F𝗂𝗍𝖺𝗅𝖾𝖺𝗏𝖺𝗇𝖺 𝗆𝗂𝗌𝖺𝗁𝖺𝗇𝖺 𝗇𝗒 F𝖺𝗇𝖽𝖺𝗁𝖺𝗋𝖺𝗇’𝖺𝗌𝖺 𝗆𝗈𝗆𝖻𝖺 𝗇𝗒 V𝖺𝗄𝗌𝗂𝗇𝗒

🔎𝖭𝗒 𝖺𝗍𝖺𝗈 𝗁𝗈𝖾 𝗁𝗈𝗆𝖺𝗆𝗂𝖺𝖽𝖺𝗇'𝗇𝗒 𝗏𝗈𝗓𝗈𝗇'𝗇𝗒 𝗍𝗋𝖺𝗇𝗈𝗇-𝗃𝖺𝗓𝖺
👀𝖭𝗒 𝖥𝗂𝗌𝖾𝗁𝗈𝗇𝗒
🛡️𝖭𝗒 𝖥𝗂𝗌𝗈𝗋𝗈𝗁𝖺𝗇𝖺
💉𝖭𝗒 V𝖺𝗄𝗌𝗂𝗇𝗒


Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive
Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.

04/09/2025
04/09/2025
03/09/2025

🎓 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮🏫

Fantaro ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fahasalamana sy ny fidiran’ny mpianatra :

🧠 Fiomanana 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮
💪 Fiomanana 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗸𝗮𝗽𝗼𝗯𝗲𝗻𝘆
🍎 Ny "𝗴𝗼û𝘁𝗲𝗿"
🎒 Ny 𝗸𝗶𝘁𝗮𝗽𝗼

📽️ Araho hatramin’ny farany ny horonantsary !

✨ Mirary taom-pianarana vaovao feno 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 🏆 sy 𝗹𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮🚫🤒 ho an’ny mpianatra rehetra ! 👩‍🎓👨‍🎓


Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive

📣 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 – 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔, 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗝𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 👉 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔...
31/08/2025

📣 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 – 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔, 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗝𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔
👉 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗞𝗢 𝗡𝗔 "𝗜𝗡𝗖𝗜𝗡𝗘𝗥𝗔𝗧𝗘𝗨𝗥" 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗖𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗛𝗢𝗦𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗜𝗘𝗥 𝗨𝗡𝗜𝗩𝗘𝗥𝗦𝗜𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗞𝗜𝗡𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 "𝗖𝗛𝗨𝗔"
📅 𝑇𝑜𝑎𝑚𝑎𝑠𝑖𝑛𝑎, 𝑧𝑜𝑚𝑎 29 𝑎𝑜𝑔𝑜𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎 2025:

🏨Ny fametrahana vahaolana maharitra dia laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Repoblika, 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙩𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙮 𝙍𝘼𝙅𝙊𝙀𝙇𝙄𝙉𝘼, ary isan’ny olan’ny tontolo iainana amin’ny ankapobeny mba tsy hampidi-doza ho an’ny vahoaka Malagasy ny fitantanana ny fako ara medikaly.
Notolorana ny (𝐈𝐍𝐂𝐈𝐍É𝐑𝐀𝐓𝐄𝐔𝐑), izay lehibe indrindra sy mahazaka mandoro fako 120 kilao isan'ora noho izany ny Hopitalibe Analakininina Toamasina. Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy, ny OMS ary ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny alalan’ny tetikasa Chemobs.
Nanome voninahitra izany Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐙𝐞𝐥𝐲 𝐀𝐫𝐢𝐯𝐞𝐥𝐨, ny Sekretera Jeneraly nisolotena an'Andriamatoa Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fampandroasoana Lovainjafy ary ireo mpiara-miombonantoka (OMS sy PNUE).
🟢Fitaovana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, azo antoka manaja ny tontolo iainana ho an'ny mpisitraka sy ny mpitsabo, satria dia afaka dorana ao avokoa ny fako rehetra na ara-medikaly na ny eo anivon'ny tanànan'i Toamasina aza dia mandoro izany tsara ny "Incinérateur" vaovao.
♻️ 𝙉𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙤𝙡𝙖𝙛𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙞𝙣𝙜𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙗𝙖𝙩𝙖𝙣’𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙟𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙩𝙤𝙡𝙤 𝙞𝙖𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙞𝙣𝙜𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙞𝙧𝙖𝙞𝙧𝙖𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙮.

❣️Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany.
fans

🌿 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗘𝗡𝗧𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗧𝗬 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔 🌍 📅 𝟯𝟭 𝗔𝗢𝗚𝗢𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟱🧪 "𝗛𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗽𝗼𝗿𝗼𝗳𝗼...
28/08/2025

🌿 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗘𝗡𝗧𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗧𝗬 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔 🌍 📅 𝟯𝟭 𝗔𝗢𝗚𝗢𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟱

🧪 "𝗛𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗽𝗼𝗿𝗼𝗳𝗼 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝘀𝗮, 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗲𝗻𝘁𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮"

📍 Fankalazana: Zoma 29 Aogositra 2025
🏛️ Toerana: Efitrano malalaka Plan Anosy
⏰ Ora: Manomboka amin’ny 9 ora

✨ Hetsika miavaka :
🎶 Fenentanana
🏕️ Trano heva
🛍️ Varotra fampiratiana
💬 Fifanakalozan-kevitra

🤝 Tongava maro hanotrona sy hanome lanja ny kolontsaina 🇲🇬 sy ny fitsaboana nentim-paharazana 🌿



Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive

𝙉𝙙𝙖𝙤 𝙧𝙚𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙃𝙊𝙈𝘼𝙈𝙄𝘼𝘿𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙑𝙊𝙕𝙊𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝙍𝘼𝙉𝙊𝙉-𝙅𝘼𝙕𝘼🧑‍⚕️Aretin'ny taovam-pananahana mpahazo ny vehivavy av...
22/08/2025

𝙉𝙙𝙖𝙤 𝙧𝙚𝙨𝙖𝙝𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙃𝙊𝙈𝘼𝙈𝙄𝘼𝘿𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙑𝙊𝙕𝙊𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝙍𝘼𝙉𝙊𝙉-𝙅𝘼𝙕𝘼
🧑‍⚕️Aretin'ny taovam-pananahana mpahazo ny vehivavy avy amin'ny tsimokaretina antsoina hoe 𝗣𝗮𝗽𝗶𝗹𝗹𝗼𝗺𝗮𝘃𝗶𝗿𝘂𝘀 𝗵𝘂𝗺𝗮𝗶𝗻 na 𝗛𝗣𝗩

🧑‍⚕️Mifindra amin'ny alalan'ny 𝗳𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗻𝗼𝗳𝗼 tsy voaaro ny tsimokaretina Papillomavirus humain (𝗛𝗣𝗩 16-18)

☝️Tsy misy soritraretina any amboalohany amin'ny ankamaroan'ny tranga.

🧑‍⚕️Mety haharitra 5 hatram'ny 20 taona eo ho eo aorian'ny nahazoana ny tsimokaretina ny fotoana hipohiran'ny selan'ny homamiadana.

🧑‍⚕️Mivoatra ny homamiadan'ny vozon'ny tranonjaza ary mety hisy soritr'aretina mampitandrina toy ny lio na ra mivoaka avy any amin'ny lalan'ny tranonjaza na dia tsy amin'ny fotoanan'ny fadimbolana aza. Na rehefa avy manao firaisana ara-nofo ny vehivavy.

☝️Mety hisy fanaintainana Amin'ny faritra 𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗶𝗯𝗼

𝘼𝙯𝙤 𝙨𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙝𝙤𝙢𝙖𝙢𝙞𝙖𝙙𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙯𝙤𝙣'𝙣𝙮 𝙩𝙧𝙖𝙣𝙤𝙣𝙟𝙖𝙯𝙖:

💉𝙁𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙫𝙖𝙠𝙨𝙞𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙨𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖 ary atao mialohan'ny hirosoan'ny zatovovavy amin'ny 𝗳𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗻𝗼𝗳𝗼 no tsara indrindra,

😇 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗺𝗮𝗶𝗹𝗼 mandritry ny firaisana ara-nofo,

👉𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 amin'ny alalan'ny fanaovana fitiliana eny amin'ny tobimpahasalamana, 𝗺𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗺𝗯𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 3 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 5 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮.

𝙍𝙔 𝙍𝘼𝙔 𝘼𝙈𝘼𝙉-𝘿𝙍𝙀𝙉𝙔, 𝙉𝘿𝘼𝙊 𝙃𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙑𝘼𝙆𝙎𝙄𝙉𝙔 𝙉𝙔 𝙕𝘼𝙉𝘼𝙉𝙏𝙎𝙄𝙆𝘼 𝙑𝘼𝙑𝙔 9 𝙃𝘼𝙏𝙍𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙉𝙔 14 𝙏𝘼𝙊𝙉𝘼, 𝙃𝙄𝙎𝙊𝙍𝙊𝙃𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙃𝙊𝙈𝘼𝙈𝙄𝘼𝘿𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙑𝙊𝙕𝙊𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝙍𝘼𝙉𝙊𝙉𝙅𝘼𝙕𝘼.


Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction Générale de la Médecine Préventive
Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.
fans

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction de la Promotion de la Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram