02/11/2025
NY VOAM-BOATAVO voafantina 💯% natoraly dia mitondra vokatsoa maro ho an’ny vatana.
‎Tsy misy effet secondaire, ary fanampin-tsakafo feno.
‎
‎IREO TOMBOTSOA AZO avy amin’ny fihinana azy :
‎
‎✅ Mampisokatra tsara ny lalan-drà rehetra ary manampy amin’ny fahasalaman’ny rafitra manokana (ho an’ny lehilahy).
‎
‎✅ Manampy amin’ny fahavononana ara-batana.
‎
‎✅ Manadio sy manokatra ireo fantsona rehetra amin’ny vatantsika.
‎
‎✅ Manala ny menaka tsy ilain’ny vatana.
‎
‎✅ Mampilamina ny tahan’ny siramamy amin’ny rà .
‎
‎✅ Manampy ny hery fiarovana ary manampy amin’ny fitoniana ara-pahasalamana anatiny.
‎
‎✅ Tsara ho an’ny fo, volo ary hoditra.
‎
‎✅ Manampy amin’ny fahitana torimaso tsara.
‎
‎✅ Manampy amin’ny fitadidiana, indrindra ho an’ny ankizy sy ny efa nahazo taona (Omega 3).
‎
‎✅ Manampy ny vehivavy amin’ny vanim-potoanan’ny fiovana aorian’ny fadimbolana.
‎
‎
‎🔵 Ny fomba fampiasana azy: hita eo amin’ny fonosana.
‎
‎📦 PRIX :
‎👉 250g – 30 000 Ar
‎👉 150g – 20 000 Ar
‎
‎📞 Laharana tokana : 038 34 175 31
‎Na mividy mivantana amin’ny mpivarotra.
‎
‎🚚 LIVRAISON
‎Isan’andro Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy
‎Ataon’ny [Livreur Speed]
‎🚵 Manomboka @ 3 000 Ar 🚵
‎🚌 Mandefa any amin’ny Faritra ihany koa