Fahasalamana Mirindra

Fahasalamana Mirindra 💠TOROHEVITRA ARA-PAHASALAMANA
💠FITSABOANA SY FANAMPIANA
💠ASA SOA HO AN'NY REHETRA
🧚🏻‍♀🧚🏻‍♂🧚🏻‍♀🧚🏻‍♂🧚🏻‍♀🧚🏻‍♂🧚🏻‍♀🧚🏻‍♂🧚🏻‍♀

🎗ARETINA MANGAMASO🎗Tsara ho fantatra ny aretina mangamaso dia tena mahafaty. Tsy azo tsindromina fa mahafaty noho izy fa...
17/03/2025

🎗ARETINA MANGAMASO🎗

Tsara ho fantatra ny aretina mangamaso dia tena mahafaty. Tsy azo tsindromina fa mahafaty noho izy fady Vy
Fisehony:
*Malaikomana be ny zaza
*Mamay be ny vatany(omena fampididinana hafanana fa tsy miafana)
*Mivalana(maitso lomotra ny tainy)sady maimbo be, tena ratsy fofona
*Miha milentika ny lanilaniny
*Tsy maharay tena fa malemilemy
*Mihendaja vetivety
⛔Vokatrin'ny tsy fahampindrano kosa no tena fototra mahatonga azy
👉Rehefa ireo fambara ireo no miseho anatin'ny 2andro dia aza misalasala manantina ny mpitsabo Mangamaso
na mandefa Mp avy hatrany

TSARA HO FANTATRAFIZARÀNA madinidinika mila fantatsika mahakasika ny Test de grossesse.Raha lehilahy no manao Test de gr...
12/09/2024

TSARA HO FANTATRA

FIZARÀNA madinidinika mila fantatsika mahakasika ny Test de grossesse.

Raha lehilahy no manao Test de grossesse amin'ny alalan'ny p**i ka Positif dia signe-ana cancer de prostate. 🙏

💓FAHASALAMANA MIRINDRA💓MIHEZAKA HATRANY IZAHAY MIKAROKA SY MANAO IZAY AHAFAPO ANAREO MPANJIFA REHETRA EFA DISPONIBLE IND...
10/09/2024

💓FAHASALAMANA MIRINDRA💓
MIHEZAKA HATRANY IZAHAY MIKAROKA SY MANAO IZAY AHAFAPO ANAREO MPANJIFA REHETRA

EFA DISPONIBLE INDRAY ILAY POMMADE OXYLINE
MANALA NY IRRITATION REHETRA @ HODITRA

💙FAHASALAMANA MIRINDRA💙Aza misalasala raha toa ka manana olana Mahakasika ny:     👉Fadimbolana tara na tsy miverina     ...
10/09/2024

💙FAHASALAMANA MIRINDRA💙
Aza misalasala raha toa ka manana olana
Mahakasika ny:
👉Fadimbolana tara na tsy miverina
nefa tsy bevohoka ianao,avy nanao fisa
dia nijanona
👉Perte mamofona sy Mangidhidy
(infection Vaginale)
👉Kyste ,Fibrome, trompe bouché
👉Angatra(aretina azo avy @ firaisana
👉Hèrpes genitale ......
👉Amygdale(KAMBOTENDA)
👉Marary Vavony na Aty
👉Mangamaso,Alofisaka,Vakiloha
👉Allergie( miofaka ny hoditra, misy mibontsina kely marobe,misy tasy ny hoditra)
👉Olan'ny taovam-pananahana
👉Te hampihena kibo,na vatana rehetra
-----------------------------------------------
Fitsaboana sy Torohevitra azo antoka

Midira Mp na Miantso avy hatrany fa vonona
izahay hanampy anao

RAHA MARARY MAFY NY ARETINA GOUTTE, RHUMATISME, ARTHRITE, ARTHROSE IANAO DIA ATAOVY ITY FA HO HITANAO NY VOKANY ☺️ 🌿👇 Ma...
10/09/2024

RAHA MARARY MAFY NY ARETINA GOUTTE, RHUMATISME, ARTHRITE, ARTHROSE IANAO DIA ATAOVY ITY FA HO HITANAO NY VOKANY ☺️ 🌿👇 Matetika ireo olona efa nahazo taona ihany no marary lohalika, vanintaolana tany aloha, fa ny ankehitriny kosa dia betsaka ny tanora lasa marary lohalika sahady. Vokatry ny fihinanana hen'omby betsaka sy ny voatabia masaka, sakafo be menaka sy matsiro na misy akora simika rehetra ,ny toaka no mahatonga azy ireny ka mila mitandrina.

:
=> Sosety na Christophine

:
Alaina ny sosety dia sasana madio tsara 1 lehibe na 2 salasalany voasana,atao lasary manta faran'izay manify dia hasiana vinaigrette citron kely hoanina alohan'ny sakafo, na Mitetika sosety maromaro atao jus mampiasa Extracteur de jus Dia rehefa mahazo 3 vera dia mamiana tantely kely ary misotro 1 vera maraina, atoandro hariva, alohan'ny sakafo.
🌿FAHARETANY TRAITEMENT :
Maharitra 3 herinandro fa tena afaka tanteraka ireo marary @ lohalikanao sy ny vanintaolana teo tompoko.

🌿FANAMARIHANA :
Aleo ajanona ny fihinanana voatabia sy ny hen'omby sns... mandritra ny Traitement ary atao mahalana indraindray rehefa sitrana. Tsara andrahoina amin'ny entona miaraka @ hodiny ilay saosety raha te hihinana azy masaka atao lasopy azahoana vitamines tsara🙂
👉 Manasa anao hatrany izahay hanao j'aime ny page raha te hanaraka tsy tapaka ireo torohevitra mahasoa maro isan-karazany ianao tompoko👉🌿

09/09/2024

Avec Koto Lilahimahitsoambo – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses super fans !

🥰FANONTANIANA NAPETRAKAREO🥰👉🏻inona dokotera no Mahatonga an'ilay Perte na tsiranoka mivoaka @ fivaviana ?👉🏻Ahoana no aha...
07/09/2024

🥰FANONTANIANA NAPETRAKAREO🥰
👉🏻inona dokotera no Mahatonga an'ilay Perte na tsiranoka mivoaka @ fivaviana ?
👉🏻Ahoana no ahafantarana oe tsy Normal ilay perte sy fofona mivoaka?
👉🏻Efa nandeha Dokotera nitsabo fa miverimberina foana le izy Dokotera?
👉🏻Misy fisorohana azo hatao ve dokotera?
👉🏻Misy vahaolana tsara ve dokotera mba tsy hiverimberina amiko intsony io aretina infection vaginale io?

⛔Valin'ireo Fanontaniana rehetra ireo ao @ Commentaires ao

💓Fahasalamana Mirindra💓TSY HIRESAKA BETSAKA IZAHAY NA SANATRIA KA OE PUB FOTSINY FA HAFA-PO DAHOLO IZAY NISY AZY REHETRA...
04/09/2024

💓Fahasalamana Mirindra💓

TSY HIRESAKA BETSAKA IZAHAY NA SANATRIA KA OE PUB FOTSINY FA HAFA-PO DAHOLO IZAY NISY AZY REHETRA NITSABO TATO AMINAY
⛔TSY VARIOLE AKORY IO AN!!

MANKASITRAKA TOMPOKO

⛔FAHASALAMANA MIRINDRA⛔       TOROHEVITRA TENA MAHOMBY AkORAM BOANJO🥜🥜***IO INDRAY NO FANAFODY TSOTRA SY MAHOMBY ARY HAI...
03/09/2024

⛔FAHASALAMANA MIRINDRA⛔

TOROHEVITRA TENA MAHOMBY

AkORAM BOANJO🥜🥜

***IO INDRAY NO FANAFODY TSOTRA SY MAHOMBY ARY HAINGAM-PIASA HO ZARAINA AMIN -TSIKA♥️

FANAFODY:
👉👉MIVONTO @ TONGOTRA ,TANANA, TAREHY
FANAFODY GOUTTE👈👈
-👉REIN (VOA)👈
👉ALBUMINE👈
👉DIABETE👈
👉CHOLESTEROLE👈

FAMPIASANA AZY:
-----MAKA HODIM-BOANJO (AKORANY)🥜🥜 SAHABO 2 TANANA
----SASAO MADIO DIA HAMPANGOTRAHY 2 LITATRA MANDRITRY NY 15 MN
-----REHEFA VITA IZAY DIA EVOHY @ IO RANO AVY🌿🌿 NANGOTRAKA IO ILAY OLONA👱‍♂️👱‍♂️ MIVONTO AVELAO HOTSEMBOKA TSARA VAO ESORINA NY EVOKA😗 (HO AN ILAY MIVONTO IO EVOKA IO) 👱‍♂️FA RAHA TSY MIVONTO TSY MIEVOKA🌿

****REHEFA VITA DAHOLO IZAY DIA AVELAO HANGATSIAKA NY TAMBAVY KA TATAVANO TSARA ARY ATAOVY @ TAVOAHANGY VERA NA VILIA BOL MISARONA TSARA👍

♥️♥️FISOTROANA AZY: HO AN"IREO ARETINA VOALAZA FA SITRANY IREO HATRAMIN'ILAY NIVONTO DIA:❣️
MISOTROA 3VERA ISANANDRO NA MIHOATRA AZA TSY MANINONA
MARAINA ,ATOANDRO,HARIVA:🌲🌲

FAHARETAN NY HISOTROANA AZY 10 ANDRO🌹🌹
AZON NY REHETRA SOTROINA NA TSY MARARY AZA IANAO SATRIA MISOROKA ARETINA MARO IZY🌻🌻
MIRARY FAHASITRANANA SY FAHASALAMANA TOMPOKO🤗🤗

💓FAHASALAMANA MIRINDRA💓👉🏻TOROHEVITRA MANOKANA 👉🏻FITSABOANA AZO ANTOKA👉🏻FIFANAMPIANA 💗AZA MISALASALA MANONTANY AVY HATRAN...
31/08/2024

💓FAHASALAMANA MIRINDRA💓

👉🏻TOROHEVITRA MANOKANA
👉🏻FITSABOANA AZO ANTOKA
👉🏻FIFANAMPIANA

💗AZA MISALASALA MANONTANY AVY HATRANY RAHA TOA KA MANANA OLANA ARA-PAHASALAMANA TOY IRETO IANAO

👉🏻PERTE MISY FOFONA MAMPANGIDIHIDY
👉🏻FADIMBOLANA TARA NA TSY MIVERINA ANEFA TSY BEVOHOKA NA KOA AVY NANAO FISA DIA NIJANONA
👉🏻 KAMBOTENDA / GOITRE
👉🏻HEMORROIDE INTERNE/EXTERNE
👉🏻MITADY ZAZA FA TSY METY MAHAZO
👉🏻 KYSTE /FIBROMES
ARETIN'NY TAOVAM-PANANAHANA
ANGATRA,HERPES,
👉🏻CONDYLOMES, ALLERGIES
👉🏻FANABEAZAN'AIZANA NATORALY
👉🏻KOHAKA TSY METY AFAKA
👉🏻SINUSITE
👉🏻MANGAMASO,ALOFISAKA,VAKILOHA
👉🏻TE HO NGEZA, TE HAMPIHENA VATANA REHETRA NA KIBO FOTSINY

📩MP AVY HATRANY NA MIANTSO

Address

Antananarivo

Telephone

+261386229077

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasalamana Mirindra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fahasalamana Mirindra:

Share