14/02/2026
โผ๏ธ'NDAO TAKARINA...โผ๏ธ
NY HEVITRA NOFONOSIN'NY ...teo aminโny Ntaolo Malagasy โค๏ธ ๐ฒ๐ฌ โ๏ธ
โ
๏ธ Toy ireo firenena maro manerantany dia nanana ny nampiavaka antsika ihany koa isika Malagasy โค๏ธ๐ฒ๐ฌ teo aminโny fomba fitafy....Isan'izany ny fisalorana !
FOTSY TSY MISY PENTINA E....โผ๏ธ
โ
๏ธ Fahiny tokoa mantsy dia..., tsy lahy, tsy vavy fa dia...nisalotra avokoa, na an-tsaha, na an-tanana, ary araka ny dia nanaraka izany ihany koa ny fiaraha-monina!
Nanjaka ny Fihavanana ary nifanome voninahitra ny tsirairay.
๐ค Eo indrindra no mahalasa ny fisainana hoe:
INONA TOKOA RE NO TSIAMBARATELO tao ambadik'ireny fitafy ireny eโ๏ธ
โผ๏ธ
ao aminโny izay fantatrao ๐๐๐
S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy โค๏ธ๐ฒ๐ฌ