๐™๐จ๐š๐ซ๐š ๐Š๐ž๐ฅ๐ฒ - ๐ƒ๐จ๐ค๐จ๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š

  • Home
  • ๐™๐จ๐š๐ซ๐š ๐Š๐ž๐ฅ๐ฒ - ๐ƒ๐จ๐ค๐จ๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š

๐™๐จ๐š๐ซ๐š ๐Š๐ž๐ฅ๐ฒ - ๐ƒ๐จ๐ค๐จ๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š "Andao hifampizara mba samy ho salama lalan-dava e"
0341610171 ๐Ÿ“ž
doc.zoara@gmail.com ๐Ÿ“ง

13/08/2024

Salama aby, variana mitafatafa aminareo dia adino hatr@ manao publication ๐Ÿ˜… Mirary soa antsika hatrany.

03/07/2024

Nandalo tsy fahasalamana aho ka hialana tsiny @ ireo RDV voatery nahemotra ๐Ÿ™ Samia mitandrina andro mangatsiaka izao.

13/06/2024

Efa olona be reo mbola matahotra tsindrona ihany ๐Ÿ˜…
Dokotera koa ary matahotra nefa ๐Ÿคญ

โŒ ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—•๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ฆ ๐—–๐—”๐—ฅ๐——๐—œ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ฆ๐—–๐—จ๐—Ÿ๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ (๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ข๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—”) โŒ๐ด๐‘Ÿ๐‘’๐‘ก๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘˜๐‘Ž๐‘—๐‘ฆ โ„Ž๐‘œ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž...
11/06/2024

โŒ ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—•๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ฆ ๐—–๐—”๐—ฅ๐——๐—œ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ฆ๐—–๐—จ๐—Ÿ๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ (๐—”๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—ข๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—”) โŒ

๐ด๐‘Ÿ๐‘’๐‘ก๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž๐‘ ๐‘œ๐‘˜๐‘Ž๐‘—๐‘ฆ โ„Ž๐‘œ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž๐‘™๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘“๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘œ ๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘œ๐‘™๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘ก๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ. ๐Ÿดโ€โ˜ ๏ธ

Manasa anao ary hamaky sy hizara fa mety hanavotra ain'olona maro ianao amin'ny alalan'ity publication ity. ๐Ÿค

Maro dia maro ny endrika hisehoan'ity aretina ity na ny tranga hita ety ivelany izany na ny fisehony any anatintsika any. Misy everintsika ho toy ny trangan-javatra tsy tokony hahataitra akory kanefa efa fambara na "signes alarmantes" izay efa tokony hahamailo antsika tsirairay.
Fantaro ary fa raha misy aminao na amin'ny olona manodidina anao ireto ๐šƒ๐š๐™ฐ๐™ฝ๐™ถ๐™ฐ ๐š‚๐šˆ ๐™ต๐™ฐ๐™ผ๐™ฑ๐™ฐ๐š๐™ฐ (๐šœ๐š’๐š๐š—๐šŽ๐šœ ๐šŽ๐š ๐šœ๐šข๐š–๐š™๐š๐š˜๐š–๐šŽ๐šœ) manaraka ireto dia tokony ho ๐— ๐—”๐—œ๐—Ÿ๐—ข ny tsirairay fa mety misy tsy fahatomombanana izay eo anivon'ny fomba fikorianan'ny rร  (circulation sanguine) sy ny fahasalaman'ny fo : "๐˜—๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ค๐˜ข๐˜ณ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฐ-๐˜ท๐˜ข๐˜ด๐˜ค๐˜ถ๐˜ญ๐˜ข๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ด".

๐’๐ˆ๐†๐๐„๐’ ๐€๐‹๐€๐‘๐Œ๐€๐๐“๐„๐’ (๐“๐ซ๐š๐ง๐ ๐š ๐ก๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ž๐ญ๐ฒ ๐ข๐ฏ๐ž๐ฅ๐š๐ง๐ฒ) :
๐ŸŸฅ ๐‘บ๐’Š๐’ˆ๐’๐’†๐’” ๐’…๐’† ๐‘ญ๐’“๐’‚๐’๐’„๐’Œ "๐’‘๐’๐’Š ๐’…๐’Š๐’‚๐’ˆ๐’๐’๐’‚๐’๐’† ๐’”๐’–๐’“ ๐’'๐’๐’“๐’†๐’Š๐’๐’๐’†": Ahitana fikentronana miendrika tsipika toy ny hitantsika amin'ny sary eo amin'ny ravin-tsofina ambany eo. (Antony: blocage dans les artรจres du coeur, des artรจres coronaires ou des artรจres carotides),
๐ŸŸฅ ๐‘ท๐’†๐’“๐’•๐’† ๐’…๐’† ๐’„๐’‰๐’†๐’—๐’†๐’–๐’™ ๐’”๐’–๐’“ ๐’๐’†๐’” ๐’‹๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’†๐’”: fihintsanan'ny volon-tongotra izay midika ho "maladie artรฉrielle pรฉriphรฉrique" izany hoe mazava ho azy fa tsy mahavita ny asany tsara ilay fo ka mahatonga ny lalan-drร  ho tsentsina any amin'ny vatanao,
๐ŸŸฅ ๐‘ฟ๐’‚๐’๐’•๐’‰๐’†๐’๐’‚๐’”๐’Ž๐’‚: lasa manopy na miloko mavomavo ny hodi-maso na ny faritra manodidina ny maso izay tsy marary izy io. (Fiangonan'ny cholestรฉrol izy io),
๐ŸŸฅ ๐‘จ๐’“๐’„๐’–๐’” ๐’”๐’†๐’๐’Š๐’๐’Š๐’”: izay mbola vokatrin'ny fiandronan'ny cholestรฉrol manodidina ny cornรฉe na manodidina ilay boribory ao anatin'ny masontsika (manopy miloko fotsy na gris izy io), mety ho amin'ny sisiny ambony izy io ary koa mety ho amin'ny sisiny ambany. Be loatra izany mazava ho azy ny ny fatran'ny "cholestรฉrol" ao anatin'ny vatana,
๐ŸŸฅ ๐‘ช๐’š๐’‚๐’๐’๐’”๐’†: hahitana faritra mangana amin'ny hoditra indrindra amin'ny rantsam-batana matetika (tanana, ny hoho, ny tongotra, ...). Midika izany fa tsy tonga tsara any amin'ny tokony hisy azy ny rร  vokatrin'ny fahatsentseman'ny lalan-drร  madinika (artรจres bouchรฉes),
๐ŸŸฅ ๐‘ผ๐’๐’„๐’†๐’“๐’†๐’” ๐’…๐’†๐’” ๐’‹๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’†๐’” ๐’†๐’• ๐’…๐’†๐’” ๐’‘๐’Š๐’†๐’…๐’”: misy fery miforona amin'ny tongotra. Tsy marary izy io ary tsy mandeha rร  fa kosa anefa TSY METY SITRANA mihintsy ary maharitra ela be ilay fery. Miaraka amin'ny crampe na fahatsapana fa reraka be any amin'ny tongotra any,
๐ŸŸฅ ๐‘ฎ๐’๐’๐’‡๐’๐’†๐’Ž๐’†๐’๐’• ๐’…๐’†๐’” ๐’‹๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’†๐’” ๐’†๐’• ๐’…๐’†๐’” ๐’‘๐’Š๐’†๐’…๐’” "๐‘ถ๐’†๐’…๐’†๐’Ž๐’† ๐’…๐’†๐’” ๐’Ž๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’†๐’” ๐’Š๐’๐’‡๐’†๐’“๐’Š๐’†๐’–๐’“๐’”": ahitana fivontosana amin'ny tongotra anankiray (unilatรฉrale) na ny tongotra roa (bilatรฉrale). Amin'ny ranjo, amin'ny kitro, sy ny tampon'ny tongotra rehetra toy ny hitantsika amin'ny sary. Midika ihany koa izay fa tsy mahavita ny asany ara-dalร na sy amin'ny tokony ho izy ny fo.

๐‹๐„๐’ ๐’๐˜๐Œ๐๐“๐Ž๐Œ๐„๐’ (๐…๐š๐ฆ๐›๐š๐ซ๐š):
๐Ÿ”ด ๐‘ฌ๐’”๐’”๐’๐’–๐’‡๐’‡๐’๐’†๐’Ž๐’†๐’๐’• (๐‘บ๐’†๐’Ž๐’‘๐’๐’•๐’”๐’†๐’Ž๐’‘๐’๐’•๐’“๐’‚) : rehefa manao zavatra kely (efforts) na be dia mahatsapa fahasemporana,
๐Ÿ”ด ๐‘ป๐’๐’–๐’™ ๐’‘๐’†๐’“๐’”๐’Š๐’”๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’” (๐‘ฒ๐’๐’‰๐’‚-๐’…๐’‚๐’—๐’‚ ๐’“๐’†๐’๐’š): izay miaraka amin'ny rehoka miloko fotsy na mavokely,
๐Ÿ”ด ๐‘ฌ๐’”๐’”๐’๐’–๐’‡๐’‡๐’๐’†๐’Ž๐’†๐’๐’• ๐’‚๐’– ๐’„๐’๐’–๐’„๐’‰๐’†๐’“ (๐’”๐’†๐’Ž๐’‘๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’•๐’๐’“๐’š) : tsy mahazo aina mihintsy rehefa mitsotra matory ka mitady ondana avoavo vao mahazo aina. Indraindray ihany koa dia sempotra be tampoka amin'ny alina ka mahatonga fahatapahan'ny torimaso tampoka mihintsy,
๐Ÿ”ด ๐‘ญ๐’‚๐’•๐’Š๐’ˆ๐’–๐’† ๐’ˆ๐’†๐’รฉ๐’“๐’‚๐’๐’Š๐’”รฉ๐’† ๐’†๐’• ๐’‘๐’†๐’“๐’Ž๐’‚๐’๐’†๐’๐’•๐’† : fahatsapana ho rera-dava foana (manerana ny vatana manontolo),
๐Ÿ”ด ๐‘ต๐’š๐’„๐’•๐’–๐’“๐’Š๐’† (๐’Ž๐’Š๐’—๐’‚๐’๐’‚๐’-๐’…๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’Ž๐’‚๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚): rehefa matory iny dia mifoha matetika fa te hipipy lava foana. Mila mailo rehefa tratran'izay.
๐Ÿ”ด ๐‘ช๐’๐’‚๐’–๐’…๐’Š๐’„๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’ ๐’Š๐’๐’•๐’†๐’“๐’Ž๐’Š๐’•๐’•๐’†๐’๐’•๐’† (๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’Œ๐’Š๐’ƒ๐’๐’-๐’…๐’“๐’‚๐’๐’‹๐’): marary rehefa mandeha tongotra fa mahazo aina be rehefa maka aina na mijanona, dia ohatran'izay hatrany hatrany,
๐Ÿ”ด ๐‘ซ๐’๐’–๐’๐’†๐’–๐’“ ๐’•๐’‰๐’๐’“๐’‚๐’„๐’Š๐’’๐’–๐’† (๐’Ž๐’‚๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚): maharitra minitra vitsy monja ny faharetany fa miverimberina foana izy io (mamaivay ny tratra na mavesatra na otran'ny hoe misy manindry). Mety mamaly mankany amin'ny lamosina,ny tanana ankavia,ny tenda,ny vazana, ary any amin'ny kiho. Mety ho tsemboka na fanina na ho lasa fotsy hatsatra tampoka miaraka miaraka amin'izay.

๐๐‘๐„๐•๐„๐๐“๐ˆ๐Ž๐๐’ (๐ˆ๐ง๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐š๐ง๐š?):
โšช Fanaovana fanatanjahan-tena, fifadiana zava-mahadomelina isan-karazany (Sigara,toaka,paraky,...), ny fananana vatana tomady (amin'ny antonony, raha matavy loatra ianao dia mila manena vatana ๐Ÿšซ), fihinanana sakafo ara-pahasalamana (voankazo, lรฉgumes, olive, ...), fisotroana rano ara-dalร na (1,5 l ร  2 l isan'andro), ...

โœ…๐™ฝ๐šข ๐š๐šŠ๐š—๐š“๐š˜๐š—๐šŠ ๐š๐š’๐šŠ ๐š—๐šข ๐š๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐‘ป๐’†๐’๐’”๐’Š๐’๐’ ๐’‚๐’“๐’•๐’†๐’“๐’Š๐’†๐’๐’๐’† ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’Š๐’'๐’๐’š ๐Ÿ๐Ÿ/๐Ÿ– ๐’„๐’Ž๐‘ฏ๐’ˆ ๐šŠ๐š›๐šข ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’…๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’‰๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’„๐’‰๐’๐’๐’†๐’”๐’•๐’†๐’“๐’๐’ ๐šŠ๐š˜ ๐šŠ๐š—๐šŠ๐š๐š’๐š—'๐š—๐šข ๐šŸ๐šŠ๐š๐šŠ๐š—๐š๐šœ๐š’๐š”๐šŠ.
โœ… ๐™ฝ๐šข ๐š๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐š๐š˜๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š๐š˜๐š”๐š˜๐š๐šŽ๐š›๐šŠ ๐š—๐šŠ "๐—–๐—”๐—ฅ๐——๐—œ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—š๐—จ๐—˜" ๐š—๐š˜ ๐šŸ๐šŠ๐š‘๐šŠ๐š˜๐š•๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š๐šœ๐šŠ๐š›๐šŠ ๐š’๐š—๐š๐š›๐š’๐š—๐š๐š›๐šŠ ๐š›๐šŠ๐š‘๐šŠ ๐š๐š˜๐šŠ ๐š”๐šŠ ๐š–๐š’๐šœ๐šข ๐šŠ๐š–๐š’๐š—๐šŠ๐š˜ ๐š’๐š›๐šŽ๐š˜ ๐š๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š›๐šŠ ๐šŸ๐š˜๐šŠ๐š•๐šŠ๐šฃ๐šŠ ๐šŽ๐š๐šœ๐šข ๐šŠ๐š–๐š‹๐š˜๐š—๐šข ๐š’๐š›๐šŽ๐š˜.

โ€ผ๏ธHo antsika izay manana fianakaviana (Ray aman-dreny, iray tampo, ...) efa tratran'ny aretin'ny fo toy ny AVC, crises cardiaques, sns, ... no tena mila mitandrina voalohany manoloana ireo aretina ireo.

๐‘ต.๐‘ฉ: Tadidio anefa fa tsy hoe misy ny iray eo amin'ireo fambara ireo ianao dia hoe tsy maintsy marary izany ny fo fa maro ireo aretina mety hitovy fitranga sy fiseho aminy. ๐Ÿ‘Œ๐Ÿผ

"๐‘€๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘ ๐‘Ž๐‘š๐‘ฆ โ„Ž๐‘œ๐‘ก๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘Ž๐‘›-๐ฝ๐‘Ž๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘š๐‘๐‘œ๐‘˜๐‘œ"

23/05/2024

โŒ ๐—™๐—œ๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐——๐—œ๐— -๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” (๐—ง๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐—ฏ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฐ๐˜†๐—ฐ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐˜๐—ฟ๐˜‚๐—ฒ๐—น๐˜€ )โŒ
(Fanontaniana izay maro dia maro ianareo no mametraka azy amiko ka indro ary misy fanazavana fohifohy mahakasika izany)

โ“Fisehony :
โ—พMety ho fohy loatra (latsakin'ny 21 andro) na lava loatra (mihoatra ny 35 andro)
โ—พMaharitra ela loatra no sady betsaka
โ—พMety ho tsy mandeha mihintsy.

โ“Antony :
Fikorontanan'ny "hormones" sy ny ADIN-TSAINA (Stress) no antony tena mahatonga azy io matetika, ao ihany koa ny sakafo tsy voalanjalanja, sy ireo aretina maro hafa toy ny "Syndrome des ovaires polykistiques" , ny "fibrome utรฉrin", ny "diabรจte", ny "tumeurs ovariennes" , sns , ...

โ“Inona no tokony atao?
โ—พFandaminan-tsaina aloha voalohany indrindra (Gรฉrer son stress): Marobe ny voka-dratsy aterakin'ny fikorontanan-tsaina indrindra ny "troubles thyroรฏdiens" izay mahatonga ny vatana hanana fahasarotana eo amin'ny famokarana sy fandanjalanjana ny famokarana "hormones" (ล’strogรจnes, progestรฉrone, ...)
โ—พFihinanana sakafo ara-pahasalamana (alimentation รฉquilibrรฉe) : sakafo izay hahitana betsaka ny Fer, Calcium et vitamines. (Ny hena, ny trondro, ny vokatra azo avy amin'ny ronono, ny "lรฉgumes verts", "Jus d'orange", "huiles vรฉgรฉtales", ...
โ—พFisotroana rano ara-dalร na : mampihena ny fanaintainana (crampes abdominales) ary indrindra manolo ireo rano sy ireo karazana otrik'aina very rehetra mandritra ny fadim-bolana.
โ—พ"Thermothรฉrapie" : ny tsara indrindra Dia ny mandro amin'ny rano mafana mandritra ny fadim-bolana mba hampihena hatrany ilay fanaintainana.
โ—พNy fanaovana "exercice physique" maivana toy ny fandehandehanana tongotra maivana.
โ—พ"Traitement hormonal" : comprimรฉs izay manitsy sy mandamina arakarak'ilay fikorontanana ( izay omen'ny mpitsabo ).

โ“Mahakasika ireo antony ara-pahasalamana (aretina)?
๐Ÿ‘‰๐ŸปFandehanana mamonjy tobim-pahasalamana : hahafahana mamantatra, manao fitiliana mba hahazoanao fitsaboana mifanaraka amin'ilay aretina fototra.

๐ŸšฉTadidio fa ao ihany koa ireo antony maro izay ilร na fandidiana aingana ihany koa.

Mirary soa !!!

22/05/2024

โฌœMbola aty i Dr zao ka izay no mahatonga ny RDV-antsika ambony ๐Ÿค— (Pour les patients/รฉtudiants et particuliers)

20/05/2024

โ—พTandremo โ›” Tsy hoe nihinana paracรฉtamol no nahasitrana an-dRakoto dia mba hihinana koa ianao โœ‹๐Ÿป

โŒ FADIO ny manao dokotera tena na "auto-mรฉdication" ๐Ÿดโ€โ˜ ๏ธ

(1er commentaire ๐Ÿ‘‡๐Ÿป)

๐Ÿ”ด ๐ˆ๐ญ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ฌ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ.๐‘ด๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’๐’‚...
20/05/2024

๐Ÿ”ด ๐ˆ๐ญ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ฌ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ.

๐‘ด๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’‡๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’”๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚, ๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’“๐’๐’‰๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’Š๐’Œ๐’Š๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’.

โ—พ๐‘จ๐’“๐’‚๐’‰๐’ ๐’•๐’”๐’š ๐’•๐’‚๐’‘๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ท๐’†๐’‹๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’‡๐’Š๐’›๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’•๐’, ๐’•๐’๐’“๐’๐’‰๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’•๐’๐’๐’•๐’๐’๐’๐’'๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’”๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’๐’…๐’‚๐’—๐’‚๐’'๐’‚๐’๐’…๐’“๐’.

๐‘€๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘š๐‘๐‘–๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘’๐‘›๐‘œ โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž!!! ๐Ÿค๐Ÿป

19/05/2024

Aza dia matahotra sy mitaintaina be miresaka amiko fa tsy misy tsindrona akory ao @ Mp-ako ao ๐Ÿฅบ๐Ÿ˜…
Tsy miavona isika โค๏ธ

Address


Telephone

+261341610171

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐™๐จ๐š๐ซ๐š ๐Š๐ž๐ฅ๐ฒ - ๐ƒ๐จ๐ค๐จ๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share