Cabinet medical et de psychologie "El Rapha" Andranomena Terminus 194

Cabinet medical et de psychologie "El Rapha" Andranomena Terminus 194 ✨💥Amour et Guérison sous la vibration de l'Archange Raphael💥✨

30/04/2025

Reraka lava ve❓️ tsy mba matory tsara ohatry ny olona rehetra❓️
➡️Mety fahaketrahana izany (depression)

04/04/2025

❗️VITAMINE C sy ny gripa❗️

✨️manamafy ny hery fiarovana izy
✨️manafaingana ny fahasitranana
✨️voasary, citron, paoma, feno azy

28/01/2025

Matsiro be ny TACOS E❓
👉Be menaka ary miala any ny tavy
👉Ny tosi-drà avo sy ny diabeta
👉Mahaiza mandanjalanja

31/12/2024
31/12/2024

✨MAMO TAFAHOATRA✨
INONA NO TOKONY ATAO❓
👉Ranon-tsiramamy atao bdb
👉Manantona hoptaly avy hatrany‼️

‼️TANDREMO NY ALIKAOLA‼️
24/12/2024

‼️TANDREMO NY ALIKAOLA‼️

24/12/2024

✨CALCIUM✨
🔥Manamafy ny taolana sy ny nify
🔥Raha tsy ampy dia miteraka crampe
🔥Raha maro loatr dia miala any ny calcul renal

22/12/2024

✨Antony 3 hihinana MAGNESIUM✨
👉Manampy @ torimaso
👉Mampiena ny stress
👉Mandrindra ny fidoboky ny fo

‼️Ataovy an-tsaina hatrany izany 👌
21/12/2024

‼️Ataovy an-tsaina hatrany izany 👌

20/12/2024

✨Tosi-drà✨
Ho avy ny fety, tandremo ny:
🍀Hena matavy loatra
🍀Boisson aloolique
🍀Aza adino ny fanafody isan'andro

✨GROUPE DE PAROLE✨ Maro ny malagasy tafalatsaka  anatin'ny fahaketrahana ( Depression) sy ny rarintsaina (stress) na ola...
12/12/2024

✨GROUPE DE PAROLE✨
Maro ny malagasy tafalatsaka anatin'ny fahaketrahana ( Depression) sy ny rarintsaina (stress) na olana ara-tsaina hafa ka tsy ahitana mamy intsony ny fiainana..

⏩"Ndao hiaraka hifampiresaka sy hifanohana, ho fahasalamana ara-tsaina sy fiadanam-po tsara kokoa."

👉 hifampiaino
👉Hifampizara
👉Hifanohana isika.

🙏🏻IANAREO hiteny sy hizara izay olana mianjady aminareo
🙏🏻Ny mpitsabo kosa hiaino sy hanoro hevitra anareo

Voafetra ihany anefa ny toerana‼️

🔥Daty : talata 17 decembre 2024 izao

Midira hafatra miafina ary fa natao ho an'ny rehetra izay mila izany ito hetsika ito.

NB: hetsika ho atao matetika izy ito

Mirary soa ho anao sahady.

10/12/2024

✨ASTHME✨
🦠Calme tsara ary miaina milamina
🦠Atifiro in4 ny ventoline raha misy
🦠Manantona dokotera rehefa izay

Address

Andranomena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet medical et de psychologie "El Rapha" Andranomena Terminus 194 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share