Cabinet d'accouchement Fy NyAina Manjaka Ilafy Avaradrano

Cabinet d'accouchement Fy NyAina Manjaka Ilafy Avaradrano "LE PREMIER CRI DU BONHEUR"

💥Ouvert lundi au vendredi de 8h30 à 16h30
💥Samedi 8h30 à 12h 💥

Tel pour RDV:0346522721

18/03/2025

FISAFOANA SY FIJERENA DIABETA MAIMAIMPONA HO ANAREO VEHIVAVY BEVOHOKA NY 20/21/22 MARTSA 2025 ETO AMIN'CABINET FY NY AINA

Coucou daholo 🥰🥰"IREO FAMBARA FA HO TERAKA IANAO 🤰👉🤱"✅Manomboka mararirary ny valahana ,lamosina ,ny eo amin'ny tampon'n...
17/03/2025

Coucou daholo 🥰🥰

"IREO FAMBARA FA HO TERAKA IANAO 🤰👉🤱"

✅Manomboka mararirary ny valahana ,lamosina ,ny eo amin'ny tampon'ny fivavina ,misy contraction bé ary mietsika bé ilay zaza

✅ Poritra te hipipy fona na te ikaka be

✅Manomboka misokatra ny vozon'ny tranon'jaza "col utérin"(ny rasazy no mahita an'ito amin'halalan'ny ilay fitsapany ny any anaty fivaviana any )

✅Misy tsiranoka mandeha otran lelo zay izy (iny ilay antsoina hoe bouchons muqueux)

✅Vaky ny ranon'dohany (mandeha rano madio )👉 aradalana
✅Raha manomboka efa maintso2 ny ranon'dohany (midika izany fa mifangaro amin' ny tainy efa mikaka ao ankibo ilay zaza)👉Manomboka efa misy "souffrance foetale"(efa mijaly ilay zaza)

✅Raha misy rà ilay rano mivaoka (midika izany fa tena efa ilaina fandraisana antanana maika++ ilay zaza ao ankibo )

✅8 à 12h eo eo faharetan'ny "travail"(fietsehan-jaza ) ho an'ny vehivavy iray mety hiotra anio ihany koa

✅Eo amin'ny 30min eo eo no tokony hivoahan'ny zazakely .

✅Rehefa miandry andro ianao dia tsara fona no miomana na ara-bola izany ,na aran-tsaina na ara-batana eny na ny aram-panahy ihany koa (aza adino mandrakariva ny mivavaka🙏

ZARAO HO HITAN'NY HAFA 🥰🥰

Source:Rasazy Fitahiana

20/02/2025

MANIMANITRA PROMOTION ATO AMIN'CABINET ZANY ,AZA MIALA ALAVITRA FA MISY SURPRISE 🥰😘

11/02/2025

AZA ADINO FA AFAKA MITEVIKA TONGA DIA MIARAKA AMIN KAVINA KO NAREO ATO AMINAY AN 5000AR MONJA 🥰 PISTOLET A PERCING NO AMPIASAINA

IRETO AVY NY TOLOTRA MISY ATO AMINAY :👉Mampisafo 👉Mampiteraka 👉Fandrindram-piterahana 👉Fanarahamaso ny fahasalaman'ny re...
11/02/2025

IRETO AVY NY TOLOTRA MISY ATO AMINAY :
👉Mampisafo
👉Mampiteraka
👉Fandrindram-piterahana
👉Fanarahamaso ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza aorinan'ny fiterahana
👉Fiijerena tahan'ny Siramamy anaty rà(Teste glycémie)
👉Fijerena ny tahan'siramamy,sira, protéines,...ao anaty p**i (Bandelette urinaire)
👉Soins (Manindrona,manevika ,manao "pansement",mametaka sérum,...)
👉Mitsapa tosi-drà (prise tension artérielle)
👉Aérosoltherapie

Contact :0346522721/0326944404

PLAN DE REPÉRAGE CABINET D'ACCOUCHEMENT FY NY AINA MANJAKA ILAFY AVADRANO 🥰🥰✅ RAHA AVY ANY AMIN' VILLE(ANDRAVOHANGY /BEH...
01/02/2025

PLAN DE REPÉRAGE CABINET D'ACCOUCHEMENT FY NY AINA MANJAKA ILAFY AVADRANO 🥰🥰

✅ RAHA AVY ANY AMIN' VILLE(ANDRAVOHANGY /BEHORIRIKA/ANALAKELY/ANOSY /67 SNS )

💥BUS 126 (MANDEHA MANJAKA ILAFY NO ANDEHANANA FA TSY ANTANETIBE)
💥TSY MIALA MIHITSY FA MANDEHA ANALAMAHITSY/AMBOHITRARAHABA/MANJAKA (DIA EO AMIN'ILAY LALANA MIVILY DROITE IO BUS NO MIVILY)
💥TSY TONGA ANY AMIN'TERMINUS 126 FA EO AMIN'ARRET TANY MALALAKA NO MIALA
💥MAHITA "PLAQUE"BE AVIEO MANONDRO LALANA MANDEHA CABINET 🥰🥰

Contact:0346522721

FB: cabinet d'accouchement Fy NyAina Manjaka Ilafy Avaradrano 🥰

Address

Manjaka Ilafy Avaradrano
Antananarivo

Telephone

+261346522721

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'accouchement Fy NyAina Manjaka Ilafy Avaradrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share