
09/11/2024
📌 Ny fisarahana amin'ny olona akaiky dia fisedrana sarotra, ary takatray ny maha-zava-dehibe ny fandraisana andraikitra ao anatin'izany
👉 Ny serivisinay momba ny formolisation dia miantoka ny fitahirizana ny vatana amin'ny fomba azo antoka sy amin'ny fanajana tanteraka, amin'ny alalan'ny teknika farany sy mifanaraka amin'ny fepetra ara-dalàna sy ara-pahasalamana.
☑ Nahoana no hisafidy ny serivisy formolisation-nay?
⏺ Manampahaizana manokana amin'ny teknika farany sy mahomby izahay mba hiantohana ny fitahirizana tsara indrindra.
⏺ Manome lanja lehibe amin'ny fanajana ny maty amin'ny fomba feno fanajana sy amin'ny fomba fanao ara-ethika sy matihanina izahay.
⏺ Azo amin'ny fotoana rehetra izay, hanampy amin'ny filàna maika.
📞 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny momba ny serivisinay
📲 Tel: 033 92 085 06 / 038 59 060 11 na amin'ny MP