Lalah Massage

Lalah Massage Ho Anao Mila fitsaboana amin'ny alalan'ny otra , reraka miasa sy ny rotoroto. Aza misalasala, afaka manantona Anao

Massage relaxant ou Reflexo pour bien commencer cette semaine. N'hesitez pas a envoyer les messages pour fixer les RDV  ...
12/10/2020

Massage relaxant ou Reflexo pour bien commencer cette semaine. N'hesitez pas a envoyer les messages pour fixer les RDV 🙂

06/10/2020

Massage relaxant , a domicile.
Pour les RDV , je vous invite a me contacter en privé. A tres bientot

31/08/2020

Koa satria efa misy ny fitaterana dia mahafaly ny milaza fa efa afaka mandray anao ihany koa aho.
Amin'ny alalan'ny otra izany, reraka , sempotra, tsy mahita tory sns..
aza misalasala ary mandefa hafatra miafina amin'ny fakana ny RDV e

24/08/2020

Ndao hifanampy isika
Massage relaxant /Reflexo à domicile
Aza misalasala mandefa hafatra miafina ho an'ny RDV anao

Hasaiko ianao hizara    androany , na mafimafy aza ny ady hatrehina dia ho fenoina hafaliana hatrany
05/08/2020

Hasaiko ianao hizara androany ,
na mafimafy aza ny ady hatrehina dia ho fenoina hafaliana hatrany

Anisan'ny mampilamintsaina koa ny fijerevana ny masoandro mody . Maka fitoniana tsara aloha ary mianatra miaina miadana ...
02/08/2020

Anisan'ny mampilamintsaina koa ny fijerevana ny masoandro mody .
Maka fitoniana tsara aloha ary mianatra miaina miadana ,
misintona rivotra miadana amin'ny orona ary mamoka izany aminny vava miadana

02/08/2020

Massage relaxant
ilaina amin'izao vanim-potoana izao 🥰 🌹☺️

28/07/2020

Somary vizambizana amin'izao confinement izao e? :(
Miasa saina mafy ? :o
Aza manahy fa eto aho hanampy anao ..
Aza misalasala manontany anaty hafatra miafina , hanambotra fotoana isika :)
massage relaxant

02/07/2020

Miarahaba antsika rehetra,
Miparitaka ny valan'aretina ary tsy mifidy izy io na iza na iza.
Noho izany ré, aoka isika Samy hitandrina mafy

- mampiasa gel désinfectant
- manasà tanana amin'ny rano madio sy savony matetika
- mihinana voasary betsaka, citron, na sakafo misy Vitamine C
- Maka aina tsara, torimaso ampy tsara.
- manaova aro-tava hatrany, sasao rehefa Tonga ao an-trano
- Sahia miteny Ireny olona tsy mametraka aro-tava Ireny fa tompon'andraikitra ianao, izaho, isika

Samia miambina, aza adino ataovy lahalaharana Jesosy. Antsoy IZY hiaraka aminao foana. Mirary Soa

Address

23 Rue Fernand Kasanga Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 15:00
Tuesday 09:00 - 15:00
Wednesday 09:00 - 15:00
Thursday 09:00 - 15:00
Friday 09:00 - 15:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261342032008

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalah Massage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Lalah Massage:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram