Crème magique by Karim

Crème magique by Karim Ambony be ny taux an’ny fahamanjana miaraka aminay❣️

14/10/2025

❌STOP PITSANA❌ 5j mahita vokatra
Tena efficace ity reto an!!❤️❤️
Efa betsaka nahita vokatra mamy bee
Koba à base de farine de riz et de soja ho an’ny ankizy sy lehibe (1an - adulte)
Mety na TSY Mikotrana na mikotrana
-pitsana
-kely
Reraka lava
⚠️Manome hery tsara izy
⚠️tena mampitombo aingana
Livraison gratuite
☎️038 14 576 55

14/10/2025

‼️manala tratrakotra‼️ grave be ny efficacité an’ito crème STOP TRATRAKOTRA ito🥰 mora ampiasaina: maka dia hosorana eo amin’ilay partie misy tratrakotra isak’alina alohan’ny atory 🌸 jereo fa 5e jour ianao dia efa mahita fiovana milay be👍
Mp ou 📞038 14 576 55

14/10/2025

Tsy mety mitombo? Omeko anareo ry papa sy maman ny solution a! koba stop mahia an’ny NUTRIBOOST izy ito. Manana certifats ara-panjaka tsara tompoko: azo hohanina sy azo amidy✅ Tsy misy produits chimiques 🦋 1an - adulte afaka mihinana azy🥰
‼️Efa misy valeurs nutritionnelles
Mp izay mila na
☎️ 038 14 576 55

14/10/2025

STOP TRATRAKOTRA‼️ mety mila ry zareo ny tratrakotra ah 🕊️omeko crème manala azy ianareo✅ mora apiasaina kely. Hosorana isak’alina alohan’ny atory🧴afaka asina daholo na fe na ranjo na kibo nansandry🦋🦋
Mp pour plus d’info
Ou 038 14 576 55

08/10/2025

🌿 TAREHY MADIO & MAMIRATRA🌸 – Tantely & Tamotamo 🍯✨

✨ Akora ilaina :
• tantely 1 sotro fihinanana
• tamotamo (curcuma) 1/2 sotrokely
• citron (optionnel pour peau grasse)

💆‍♀️ Fomba fampiasana :
Afangaro tsara ny akora, dia hosory amin’ny tarehy madio. Avela hipetraka 10 ka hatramin’ny 15 minitra, dia kobanina amin’ny rano mafana kely.
Vokany : hoditra mamirapiratra, milamina, voadio amin’ny fomba voajanahary 🌼

💡 Atao indray mandeha na indroa isan-kerinandro. Mety amin’ny karazana hoditra rehetra.

🌸 Voajanahary, mahomby, ary mora atao ao an-trano !
📌 Tiava sy zarao raha tia tsiambaratelo hatsaran-tarehy voajanahary ianao 💚

08/10/2025

Manalava volo aingana🌿 Tsy mety maniry ve ny volonao? Indro ny solution omeko anao, mety amin’ny karazambolo rehetra na tsotra na mahery✅ hosorana amin’ny hodidoha dia atao bain d’huile. Izany hoe appliqué-na 1h avant sasaloha minimum. Afaka entina matory ihany koa🌻
Mp anie euh🌷

08/10/2025

Be hao be?😱 ity ny solution retsy an✅ shampooing izy io, anasana loha 2x/semaine. Tsy manimba volo mintsy
Mp aza eee💋

08/10/2025
08/10/2025

Tsy mety lava? Misy sola? Manify? Mihintsana be ny volo?🌿🌿 avia fa amezako anao solution 🌷
Mp✅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Crème magique by Karim posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram