SPSM Ofisialy

SPSM Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SPSM Ofisialy, Healthcare administrator, Bureau national SPSM, Antananarivo.

01/01/2026
✝️Amin' alahelo lehibe ihany koa no ilazana amintsika fa nandao antsika Itompokovavy  VAHA FANOMEZANTSOA THÉODORINE ny Z...
10/11/2025

✝️Amin' alahelo lehibe ihany koa no ilazana amintsika fa nandao antsika Itompokovavy VAHA FANOMEZANTSOA THÉODORINE ny Zoma lasa Teo,SPSM Anosy.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo ny SPSM rehetra manerana ny Nosy .

Mandria am-piadanana .Mankasitraka tamin'ireo soa vitanao ,🕊️

"S'unir dans la diversité"

✝️Namoy namana isika SPSM dia Itompokolahy TAMBIARINANDRASANA Andriamamenosoa, chef CsbI Ambatomitsangana SDSP Soavinand...
09/11/2025

✝️Namoy namana isika SPSM dia Itompokolahy TAMBIARINANDRASANA Andriamamenosoa, chef CsbI Ambatomitsangana SDSP Soavinandriana,DRSP Itasy .
Mirary fiononana feno ny fianakaviana manontolo .Ny Tompo anie hanasitrana ny fo maratra.
🕊️Mandria am-piadanana ,mankasitraka tamin'ireo soa vitanao.

"S'unir dans la diversité"

✝️Miondrika am-panajana manoloana ny fahalasanan'Itompokolahy MAHALEO Augustin, major de service, Radiologie CHRR Tolagn...
09/11/2025

✝️Miondrika am-panajana manoloana ny fahalasanan'Itompokolahy MAHALEO Augustin, major de service, Radiologie CHRR Tolagnaro ny SPSM manontolo
Mampahery ny fianakaviana rehetra sy ireo niara-niasa akaiky taminy.
🕊️Mandria am-piadanana ny namana ary Mankasitraka tamin'ireo soa vitanao

"S'unir dans la diversité"

𝗙𝗜𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗗𝗔𝗛𝗬 anio Alakamisy faha 30 oktobra 2025: 🔸Tontosa soa aman-tsara ny...
30/10/2025

𝗙𝗜𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗗𝗔𝗛𝗬
anio Alakamisy faha 30 oktobra 2025:

🔸Tontosa soa aman-tsara ny fifamindram-pitantanana sy fahefana teo amin'dRamatoa Minisitra vaovao Dr. MANAGNA Monira sy Andriamatoa Minisitra teo aloha Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ☑️"𝑴𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂" io no teny filamatra nentin-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka.

" 𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞́"

Miarahaba antsika rehetra nahazo Minisitra vaovao. Faly miarahaba azy isika SPSM rehetra manerana ny Nosy. 💐𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒐...
28/10/2025

Miarahaba antsika rehetra nahazo Minisitra vaovao. Faly miarahaba azy isika SPSM rehetra manerana ny Nosy.

💐𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒐𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒃𝒆 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒅𝒊𝒅𝒚 𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒊𝒏𝒂𝒐.

"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

✝️Miondrika am- panajana manoloana ny fahalasanan'ny namantsika Aristide ( Anesthésiste Réanimateur CHRR Analanjirofo ) ...
16/10/2025

✝️Miondrika am- panajana manoloana ny fahalasanan'ny namantsika Aristide ( Anesthésiste Réanimateur CHRR Analanjirofo ) isika fianakaviam ben'ny SPSM rehetra manerana ny Nosy.
🕊️𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒊𝒐𝒏𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐.𝑵𝒚 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐 𝒎𝒂𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 .
"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

✝️Namoy namana iray ny fianakaviam-ben'ny SPSM omaly  dia rasazy TIANA ,niasa tany Fenoarivobe ,faritra Bongolava.Mankah...
09/10/2025

✝️Namoy namana iray ny fianakaviam-ben'ny SPSM omaly dia rasazy TIANA ,niasa tany Fenoarivobe ,faritra Bongolava.
Mankahery ny fianakaviana manontolo sy ny mpiara- miasa taminy rehetra ny SPSM manerana ny Nosy.
𝑵𝒚 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒆 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐 𝒎𝒂𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂
🕊️𝑴𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂 𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒂𝒅𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒂𝒔𝒂𝒛𝒚 𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒔𝒐𝒂 𝒗𝒊𝒕𝒂𝒏𝒂𝒐🕊️

"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐅𝐎 𝐒𝐘 𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐏𝐒𝐌 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 .                "𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 " https://www.facebook.co...
28/09/2025

𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐅𝐎 𝐒𝐘 𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐑𝐄𝐎 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐏𝐒𝐌 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 .
"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞 "
https://www.facebook.com/100078401891720/posts/795741339715922/?app=fbl

27/09/2025

Vato agnivondrano,maigna miara-maigna moa legna miaralegna ny SPSM.

‎ ❤️Mankasitraka, mankatelina ❤️

‎Haute Matsiatra TSA NAGNADIGNO anay aty Mananjary .

‎Voaray Aba ny 1 160 000 Ariary.

‎"Ho Tian' ny manao tsa hotea raoba ka ny Tea ny tsa hanam-piovana".

‎ "𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

26/09/2025

𝐒𝐏𝐒𝐌 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐇𝐈𝐍𝐀, 𝐌𝐈𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀

❤️Mankasitraka eram-po, eran-tsaina❤️

🙏Isaoranay ny SPSM BONGOLAVA, nanao ny tolotra mitentina 500 000Ar izay marika fa iray tokoa isika SPSM 🙏

"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

24/09/2025

𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐕𝐀𝐓𝐒𝐘 ,𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐏𝐒𝐌.

❤️Misaotra bevata❤️

🙏Isaorana ny SPSM VAKINANKARATRA izay naneho ny maha iray antsika SPSM ka nanolotra ny anjara birikiny izay mitentina
1 300 000 Ar ho anay aty Mananjary 🙏

"𝐒'𝐮𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞"

Address

Bureau National SPSM
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SPSM Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram