Lahitokana ny Aina

Lahitokana ny Aina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lahitokana ny Aina, Massage service, Antananarivo.

Don de massage ( nentim- paharazana), massage relaxant, mampiasa point de r茅flexologie faciale...Afaka mampianatra gratuit 鈾ワ笍afaka miara-miasa @ izay manana salon de massage

Harisoa: 0382609418/0324074562/0324074562

Salama tompoko 么馃尯 Fanadiovana nify sy ati-vava馃憠Tsotra kely ary tsy mandany vola:1) Totohina ny charbon, asiana sira kely...
08/12/2023

Salama tompoko 么
馃尯 Fanadiovana nify sy ati-vava

馃憠Tsotra kely ary tsy mandany vola:
1) Totohina ny charbon, asiana sira kely, hikosehana nify avieo.
1) kikisana ny tongolo lehibe 1, afangaro @ dentifrice ary hiborosiana nify
3) lemana ny tamotamo, afangaro @ dentifrice...
Efa nataoko daholy reo an! 馃槵
馃憠 Ity ndray ny fanalana fofom-bava
1) Kontsanina @ rano asiana citron ny rano, na mihinana citron mandritra ny 15min alohan' ny hivoahana ny trano
2) Hodina goavy no tsakoina maharitra ao ambava. Na ravin-goavy ampangotrahina, avela matimaty ary hanontsanana vava.
3) Rano asiana karibonetra kely, hanontsanana vava.
Miala tsiny fa zay ndray vao afaka mitondra page, ef herintaona mahery Zay no tsy nipub tato...Mandray rendez-vous : 0324074562, 0345486975

Mirary ny soa ho anao tompoko 鈾ワ笍
Page: Lahitokana ny Aina

Salama tompoko o!     馃尲 Fanafody allergique馃尲Ity akora natoraly manasitrana 芦allergique禄 ity indray no ifampizarantsika e...
13/11/2022

Salama tompoko o!

馃尲 Fanafody allergique馃尲

Ity akora natoraly manasitrana 芦allergique禄 ity indray no ifampizarantsika eto tompoko, mety hiseho am alalan'ny kohaka lavareny, vatana mibontsibontsina, sery tafahoatra...

馃憠 Ravin'ampalibe (ravina finesy)iray tanana no tanehina (ampangotrahina @ rano 1,5 litre, 1 kaopy maraina ary iray kaopy ny hariva, tsy mangidy io.

Mirary ny soa ho anao tompoko o!

Page: 馃尯 Lahitokana ny aina 馃尯

馃尭 Fanafody tazo 馃尭Miharahaba tompoko! 馃槃 Fanafody tsotra nefa tena mandaitra ary aingam-piasa no zaraiko aminao androany. ...
21/05/2022

馃尭 Fanafody tazo 馃尭

Miharahaba tompoko! 馃槃
Fanafody tsotra nefa tena mandaitra ary aingam-piasa no zaraiko aminao androany. Mahasolo efferalgan izy ity, izany hoe manala fanaintainana no sady fanafody tazo. Mety ho an' ireo voan' ny grippe ihany koa.

馃憠 Akora ilaina: voasaraimakirana iray, tantely iray sotrokely, karibonetra ( carbonate) iray fonosana. Mampangotraka rano, mak脿 iray vera @ lay rano, avieo arotsaka ao ireo akora ireo, sotrohina mafana izay zaka tompoko. Misotro 1 vera maraina ary 1 vera ny atoandro.

Afaka manontany raha tsy mazava ny fanazavako.

Mirary soa ho anareo tompoko! 馃檹
馃尭 Page: Lahitokana ny Aina 馃尭

Salama aby Tompoko 么! 馃尭Plante jean robert ( tambavy) 馃尭io ndray no ifampizarantsika tompoko. Mahasolo anti- biotique io t...
24/04/2022

Salama aby Tompoko 么!

馃尭Plante jean robert ( tambavy) 馃尭io ndray no ifampizarantsika tompoko. Mahasolo anti- biotique io tambavy io ary ireto manaraka ireto ny aretina sitraniny:

馃憠 Aretin' ny taovam- pananahana ( perte blanche, angatra na ny syphilis...)
馃憠 Aretin' ny taovam- pisefoana ( sempotra...)
馃憠 Manasitra kista, fibraona, vavony, aty ary diabeta.
馃憠 Rehefa tapahana ilay tahon' io jean robert ( euphorbia na kinononono) io dia misy fotsy2 hotran' ny ronono mivoaka aminy, ka afaka ahosotra @ fery, hodipotsy, micose ( rehefa aretin-koditra)

馃尭 Fikarakarana azy: maka iray tanana, tanehina @ rano 2l mandritra ny 20 mn, sotrohina 1 vera maraina, 1 atoandro ary 1 hariva
馃尭 Raha aretin' ny taovam-pananahana indray dia ampitomboina ny fatran' ilay tambavy satria sady hisasan' ilay vehivavy, na ny lehilahy ny filahiany, ary misotro 1 vera*3 isan' andro ihany koa.
Herinandro eo2 ny faharetan' ny fisotroana azy @ reo aretina rehetra ireo.
Afaka mandefa message ato @ page- ntsika ianao tompoko raha misy tsy azo馃槂

Mirary soa ho anao tompoko馃榿

馃尭Page: Lahitokana ny Aina 馃尭

馃尭 Fanafody aretim-po 馃尭Salama tompoko 么! 馃槂Fanafody aretim- po indray no ifampizarantsika anio tompoko, na arythmie cardia...
08/03/2022

馃尭 Fanafody aretim-po 馃尭

Salama tompoko 么! 馃槂
Fanafody aretim- po indray no ifampizarantsika anio tompoko, na arythmie cardiaque, tachycardie, sns izay fantatrao fa aretim- po

馃尭Vary menamena be ireny no ilaina, totohina ny vary, ary tehirizina ao anaty bocal. Rehefa misotro rano ianao dia afaka asiana kely @ io fona ( tsy rano mafana). Atao anaty rano mangatsiaka ary atao anaty frigidaire, na atao anaty rano mangatsika ny alina ary apetraka eo dallage mba angatsiaka ka ny maraina no sotrohina.
Ny vovony tsy atao betsaka, miankina amin' ny fatran' ny rano ataonao ( oh: 1 kaopy kely atao fahefan' ny sotro fihinanana).

Mandefasa message raha tsy azo tompoko, na miantso ny 0324074562, tsy miavona ary tsy masika zah fa aza manahy ianao 馃榿

Mirary soa ho antsika tompoko

馃尭Page: Lahitokana ny Aina馃尭

Salama tompoko 么!         馃尭Te hiteraka 馃尭Ity indray no hifampizarantsika anio馃榿Potserina io point io, ho anao izay mikoron...
26/02/2022

Salama tompoko 么!

馃尭Te hiteraka 馃尭
Ity indray no hifampizarantsika anio馃榿
Potserina io point io, ho anao izay mikorontana fadim- bolana, ary ho an'ny olona te hiteraka. Tokony harary be io point io rehefa potserina raha toa ka misy tsy tomombana ny (appareil g茅nital) taovam- pananahana.

Ireto ary ny akora afaka hitsaboana tena:
1) karimbola: manafana tranon- jaza, manala rivotra ( na anaty tranon- jaza aza), manadio tranon- jaza, ho an' ny olona hafa- jaza lava sy mitady zaza. Tanehina ary sotrohina

2) Romba: mitovy asa @ ilay karimbola ihany, saingy, hisasana izy mba hampikombona col. Tanehina ary atao evoka ka ny faritry ny nono no midina no evohana, na atao anaty po ary atao evoka mipetraka. Tanehina ary sotrohina manomboka eo @ fadimbolana no misotro azy ka hatramin' ny fotoana mahalonaka.

3) Mazotoa misotro dite sakamalao fa ireny manafana tranon- jaza.

4) Mihinan脿 vitamin E

Tokony hanantona mpanotra satria mety hoe milatsaka be ny tranon- jaza fa mora hafa- jaza, misokatra ny col sy ny vody lamosina, fantatry ny mpanotra io...
Mandefasa someso raha misy tsy azo tompoko, na miantso ny 0324074562

Mirary anao hahazo zaza tompoko 馃檹

馃尭Page: Lahitokana ny Aina 馃尭

Akory aby e! 馃榿      馃尭Mantaly馃尭Io indray no hifampizarantsika anio, manasa anao hamaky sao mahasoa anao avao馃槃馃憠 Ireto avy n...
20/02/2022

Akory aby e! 馃榿

馃尭Mantaly馃尭
Io indray no hifampizarantsika anio, manasa anao hamaky sao mahasoa anao avao馃槃
馃憠 Ireto avy ny ilana azy:
- Marary vavony: raviny singany 3 tanehina @ rano 1 litatra, ny ambin' io atao fisotro 1 andro, manao hafa isan' andro
- R猫gle tsy mijanona: tanehina io de sotrohina ( hoditra rotra ihany koa fanafody r猫gle tsy mijanona)
- Fanafody lagaly: sotrohina, tanehina ary handroana
- Fanafody aretin- kibo: tanehina ary sotrohina
- Zaza mipoaka hoditra ( vao teraka), zaza voan' ny tohim- bitsika (nandoro vitsika ny reniny tamin' ny bevoka 脿zy ): ampangotrahina ny hodin' ilay mantaly, ampandrohina ilay zaza, tsy tampoana rano mangatsika fa rhf mafana2 izay zakany no ampandrona azy. Aza ampanaovina lamba fotsy izy fa mampisy tasy io.
Hazo ngeza b io mantaly io, raha misy tsy azo de afak manontany tompoko
Ho publieko manaraka eo ny point ho an' ireo mitady zaza sy ny akora natoraly hahazoana zaza .

Mirary soa tompoko 么!

馃尭 Page: lahitokana ny Aina馃尭

Salut la famille! 馃槃Salama daholy, iza no marary2 ?馃槩Androany zah dia hizara an' ilay point 156 @ zay. Ianao ngamba tsy mi...
18/02/2022

Salut la famille! 馃槃
Salama daholy, iza no marary2 ?馃槩
Androany zah dia hizara an' ilay point 156 @ zay. Ianao ngamba tsy mino hoe mahasitrana ilay izy e! Fa izay manao ihany no mahita soa 馃榿

馃尯Ireto avy tompoko ny aretina sitranin' io:
- Fivokonan- kozatra eo @ kibon- dranjo ( crampe de mollet)
- Fanaintainan' ny ranjo sy lohalika ( Douleur aux jambes et
aux genoux)
- Fanaintainan' ny handrina sy ny manjamaso ( Douleur aux sourcils)
- Malemy sy tsy mahatsiaro marary ny faritry ny tarehy ( paralysie faciale)
- Aretin' ny hatoka ( Blocage servicale)
- Fitohanan' ny fivalanana ( Constipation) tsy mangery mihintsy
-Aretin' ny ovaire: ilay organa mamorona ny atody ao amin' ny tranon- jaza ( Pathologies ovariennes)
- Aretin' ny filahiana, mivonto, miova loko ny sperme, sahirana rhf mipipy ( Prostatisme)
- Filahina tsy mety velona, sarotra velomina, na mora maty eo ampanaovana firaisana ara- nofo ( Impuissance)
- Fadimbolana marary ( R猫gle douloureuse )
- Fidoboky ny fo tsy mifanaraka amin' ny tokony ho izy, midoboka2 malaky be, na miadana be ( Arythmie cardiaque )
- Midobodoboka be foana ny fo: mety ho vokatry ny tahotra na tsisy antony...( Tachycardie), raha olona hitanao eny andalana no mampidoboka ananjy de tsy aretina 馃槀馃槀馃槀
- Orona tsentsina ( Nez bouch茅)
- Fahatsembohan' ny tanana sy tongotra ( Transpiration) met ho tsembok b vokatry ny tazo
- Tosi-dr脿 miakatra sy tosi-dr脿 midina ( Hypertension et hypotension)

馃憠Crayon na stylo bory2 ny vodiny no ilaintsika, atao eo @ teboka iray, ahodina, ny tanana no hahetsika fa crayon eo point fona, atao ihany koa ny iray avieo.

Mirary soa tompoko 么!

馃尭Page: Lahitokana ny Aina馃尭

Salama tompoko 么! 馃尭Asthme na sempotra馃尭Anampiako an' ilay fanafody sempotra nalefako iny dia misy sosokevitra kely ity.Ny...
17/02/2022

Salama tompoko 么!

馃尭Asthme na sempotra馃尭

Anampiako an' ilay fanafody sempotra nalefako iny dia misy sosokevitra kely ity.
Ny asthme na ny sempotra dia aretina " psycho-somatique" izany hoe avy amin' ny saina dia miseho amin' ny vatana, rhf miasa saina b na malahelo, sns dia mihetsika izy.

馃憠 Jereo ny sary, misy faritra misy tsipitsipika io, dia o***a ilay izy ary potserina. Asio menaka aminjegny tsy sarotra o***a.

Tokony atao matetika ho an' ireo olona asthmatique na mbol tsy marary aza, mba misoroka mialoha 馃榿
Mety ho an' ireo mikohoka ihany koa io
Raha sanatria ka tsy azontory tompoko dia potsero2 avokoa ny hoho. 0324074562 ny numero-ako raha misy tsy azo

Mirary soa tompoko 么!

馃尭Page: Lahitokana ny Aina馃尭

馃尯Sinusite: kambon' orona馃尯Salama tompoko 么!Ity ary tompoko ilay fanafody nahasitrana ny sinusite- ako, tiko hifampizarana...
13/02/2022

馃尯Sinusite: kambon' orona馃尯

Salama tompoko 么!

Ity ary tompoko ilay fanafody nahasitrana ny sinusite- ako, tiko hifampizarana aminareo. Fanafody sery lava ihany koa izy ity, ho an' ireo tsy afa-delo mihintsy.

馃憠 Cypres: tsy mila fangarony, ampangotrahina, hevohana avieo. Ataovy 3 andro misesy isan- kerinandro, rehefa mahatsapa fa mihasitrana dia hahena ny fanaovana azy.
Misy maniry2 fotsiny izy ity, fanaon' olona tamimboho ihany koa.

Mbola misy zavatra hafa sitran' izy io fa alefa eto ihany, manjary lava be ilay publication 馃榿

Mirary soa ho anao tompoko 么!

馃尯Page: Lahitokana ny Aina馃尯

Akory aby e! 馃榿          馃尭Asthme: sempotra馃尭Mafy ry reto izany hoe zazamena 2 volana de efa misy aretina sempotra 馃槩馃槩Efa ni...
10/02/2022

Akory aby e! 馃榿

馃尭Asthme: sempotra馃尭

Mafy ry reto izany hoe zazamena 2 volana de efa misy aretina sempotra 馃槩馃槩Efa niditra hopitaly, nataoko avokoa izay natoron' olona rehetra izao saingy tsy mety afaka mihintsy, eny fa na zavatra fady aza de natao...Lehibe teny ihany na dia marary lava aza, nefa toa tss dikany ny fiainana馃槍 tsy manao EPS any ampianarana, mitondra akanjo fona taloha rehefa mianatra satria voan' ny sery fona, ny mouchoir mantsy tss dikany fa sad nis sinusite...Torona matetika be aretim-po. Misy fotona mandrehoka r脿 rehefa ts mahazo rehoka iny nefa force-na be, sady mikohaka be tsisy atorin' olona mhts馃槩
Ireo no sombony t@ zavatra nihainako momban' ilay sempotra, efa ela ihany ilay sinusite no afaka, ary efa afaka ihany koa le sempotra 馃槂馃槂馃槂

馃憠Tsy tokony atao: manisy lamba mando ao @ hefitra atoriana, mihinana zavatra be sira, mitondra zavatra misy fofona rehefa matory: ranomanitra, sampoing...Mahandro @ charbon ao antrano, mihinana azan-drano matetika, mitomany lava ( sarotra ialana fa miezah脿 kely), mihinana zavatra malao be, manao mafana be, mifoka sigara sy misotro toka, vovoka sy fofon-tany mando tsy mety asthmatique, misakafo voky be ihany koa tsy nety tamiko mhts indrindra fa hariva.

馃憠 Tokony ho azon-drivotra ny ao antrano, rehefa tsy azontory de tery2 avokoa ny hoho, ataovy avo2 ny ondana, misotroa rano mafana fona dia mb mivoka le rivotra ao @ avokavoka...

馃尭 Ity ary ilay fanafody nahasitrana ahy tompoko
- Ravintsara 21 isa, afangaro @ karimbola, ampangotrahina ireo, 1, 5 no tsy maintsy lanina anatin' ny 1 andro
Manao hafa foana isan' andro
Atao 7 andro, dia hajanona kely, dia manao 7jrs ndray, dia hotrizay fona mandra- pahasitrana. Sotroina mafana fona ilay fanafody.
Lay fanafody sinusite zaraiko tsy ho ela
Aza atao mahatanika b loatra fa manimba voa ( sad ny traitement efa lava)
Raha misy tsy azo tompoko dia antsoy zah @ 032 40 745 62
Na tongava aty antrano hanorako an' ilay olona, afak mametraka message ihany koa 么! 馃槂
Mirary soa ho antsika tompoko

馃尯Page: Lahitokana ny Aina馃尭

Salama tompoko 么! 馃榿馃尭Point de r茅flexologie ihany no zaraiko anio tompoko馃尯Ity point point ity dia manasitrana ny olan' ny ...
23/01/2022

Salama tompoko 么! 馃榿

馃尭Point de r茅flexologie ihany no zaraiko anio tompoko馃尯

Ity point point ity dia manasitrana ny olan' ny lalan-dr脿 ( tout les probl猫me de vessie/ pt么se, incontinence, 茅nur茅sie...) ovaires( kystes, inflammation, dysfonctionnement) ary ny prostate

Ankoatr' ireo ary dia hotanisaiko ny aretina sitraniny:
- Ratra any amin' ny ati- doha
- Torticolis
- Farahatoka miziriziry ( mihenjana)
- Aretin' andoha
- Fikorotanan- tsaina
- Aretin' andoha vokatry ny hain' andro
- Afanana be loatra ( miakatra be ny temp茅rature)
- Misy rano ( mivontovonto, fo misy rano...)
- Aretin' ny tatavia ( rein)
- Asthme na ny sempotra
- Olan' ny taovam- pisefoana
- Fanintona
- fivokonan- kozatra (sita...) crampe
- Fadim- bolana marary
- Prostate ( filahiana mivonto no sady mangirifiry)
- Filahina sarotra velomina na tsy mety velona
- Olan' ny lalan- dr脿 sy ny fivaviana
- Kyste
- Fibrome
- Poizina anaty
- Fahasemporana ( mety @ aretina covid- 19)
- Tazo
- M茅nopause ( marary rehefa mijanona tsy mandeha intsony ny fadimbolana)

Fanamarihana: Raha hiotr kyste ianao dia any @ tongotra no misy faritra ho***a, mandefasa message raha hande aty dia any no fanazavana fanampiny...

Io @ sary io le point, eo @ saokan' ilay viavy io, efa point 87 io 馃槀, point 156 ndray no hozaraiko eto tsy ho eka, araho ny page

Mirary ny soa ho antsika mianakavy tompoko! 馃檹馃檹馃檹

Page: 馃尭Lahitokana ny Aina馃尭

Address

Antananarivo

Telephone

+261324074562

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lahitokana ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram