Mika Diet

Mika Diet Mika Diet | Bien manger, mieux vivre !

15/01/2026
05/01/2026

Bonne année 2026 ho antsika rehetra ❤️

Somary nangina kely isika satria teo ny fety sns...
Miverina mandray commande sy manao suivi isika ny 12 janvier 2026...

Manana fotoana tsara isika hanatratrarana tanjona ✨
Mirary soa ho antsika rehetra

❤️Bonne journée
16/12/2025

❤️Bonne journée

Amle goût sy saveur itiavanareo azy fona 🥰Ara-pahasalamana fona 😍hoanao izay te hanatratra tanjona....Tongava MP fa ho r...
12/12/2025

Amle goût sy saveur itiavanareo azy fona 🥰
Ara-pahasalamana fona 😍hoanao izay te hanatratra tanjona....
Tongava MP fa ho raisina ianao


Devinette ? Inona daholo ara ireo anaty diète ireo dia PDM io sa sèche ? 🥰
08/12/2025

Devinette ? Inona daholo ara ireo anaty diète ireo dia PDM io sa sèche ? 🥰

Bonne journée 🍓
02/12/2025

Bonne journée 🍓

Manimanitra fety izy zany 🥰 hummmm volana desambraEto vo tena hiady mafy amin'ny fankampanahy aloha 🥹😂😂
01/12/2025

Manimanitra fety izy zany 🥰 hummmm volana desambra
Eto vo tena hiady mafy amin'ny fankampanahy aloha 🥹😂😂

Aza mitondra anay amin’ny fankampanahy 🙂‍↔️

Mentionneo ilay namanao tia Gateaux be 😏

Oufff manakaiky ny fety ty, de aona zany ny diète ajanona sa toizana ? 😂misy diète fety tsy mapisy sac banane ato an ......
28/11/2025

Oufff manakaiky ny fety ty, de aona zany ny diète ajanona sa toizana ? 😂misy diète fety tsy mapisy sac banane ato an .... toizatsika fona io satria tsika manana tanjona 🥰
Mirary faran'ny herinandro mlay be ho antsika rht oh

Un peu de couleur pour raviver la journée ❤️🍓Mirary soa daholo oh 😊😊
25/11/2025

Un peu de couleur pour raviver la journée ❤️🍓

Mirary soa daholo oh 😊😊

Mapte inankanina be ko ranga ilay andro 😂 lasopy mamay sy nem mafana 😭Fa eny eeee, diète aloha izao Focuuus 😂😂
17/11/2025

Mapte inankanina be ko ranga ilay andro 😂 lasopy mamay sy nem mafana 😭

Fa eny eeee, diète aloha izao Focuuus 😂😂

Fa tena milahatra manao embouteillages oah reto kaly reto 😂Tandremo sao mifamadika de lasa ilay "pour sèche" ndray no az...
13/11/2025

Fa tena milahatra manao embouteillages oah reto kaly reto 😂
Tandremo sao mifamadika de lasa ilay "pour sèche" ndray no azon'ilay manao prise de masse 😂 hahaha maina tsy fidiny 🙃

😋Yummy - Miaraka amin'ireto sakafo matsiro kely ireto indray no irarianay tontolo andro milay be ho anareo 🥰  : prise de...
12/11/2025

😋Yummy - Miaraka amin'ireto sakafo matsiro kely ireto indray no irarianay tontolo andro milay be ho anareo 🥰

: prise de masse , perte de poids et/ou sèche , rééquilibrage alimentaire, et bientôt des snacks protéinés en préworkout ou en postworkout.....

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mika Diet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category