12/05/2025
‼️RESAKA MOLOTRA ARY E💋
Andeha ho fantarintsika anio hoe inona avy no asan'ireto vokatra efatra samihafa ireto amin'ny molotra 🤗🥰
🍀Gommage à lèvres: manala ny cellules mortes ary mamerina ny hatsaran'ny molotra. Indrai-mandeha isan-kerinandro no tokony hanao azy.
🍀Baume à lèvres: fanafody voalohany ho an'ny molotra maina. Miaro amin'ny rivotra sy ny hatsiaka izy ary tena miasa na tsy dia misy loko aza.
🍀Rouge-à-lèvres: ampiasaina amin'ny lamaody kosa izy, izany hoe resaka loko no tena mampiavaka azy
🍀Gloss: izy indray dia tsy dia misy loko ihany koa fa kosa manome famirapiratana ho an'ny molotra, osorana ivelan'ny rouge à lèvres no tena fampiasa azy
🌺Raha fintinina izany, dia :
👉Gommage avant tout (fiomanana sy fanadiovana ny molotra😉)
👉Baume avant le rouge à lèvres😋
👉Gloss après rouge à lèvres (manome effet waouh👌)
Izay indray ary aloha fa amin'ny manaraka indray isika manome recette/astuce 💕
Inona izao no mahaliana anareo ???
Abonnez-vous😘