OphtaKid

OphtaKid Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OphtaKid, Ophthalmologist, Antananarivo.
(1)

πŸ‘οΈ Cabinet d’ophtalmologie spΓ©cialisΓ© pour enfants et prise en charge des adultes Γ©galement.

πŸ“˜ Infos utiles, conseils du quotidien...
πŸ’¬ Des questions?

πŸ“© Γ‰crivez-nous directement en message privΓ©, on vous rΓ©pond avec plaisir !

05/02/2026

Aleo koa ny consultation asiana prix "coupine" sy prix "Ophta" πŸ˜…πŸ˜…

05/02/2026

πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦ππžπ§π², πƒπšππš... 𝐬𝐚𝐨 𝐝𝐒𝐚 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐬𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐞𝐨 ? 🧐
Fantatrareo ve fa ny 80%-n'ny zavatra ianaran'ny ankizy dia mandalo amin'ny maso avokoa ? Ny ankizy iray heverina fa sahirana any am-pianarana na variana lava, dia mety manana olona amin'ny fahitana. ✨
πŸ’‘ Aza miandry ela fa manatona mpitsabo maso raha vao misy mampisalasala anao. Ny fitiliana mialoha no antoky ny fahombiazany! ❀️
πŸ“Zarao ity hafatra ity mba hanampiana ny ray aman-dreny hafa ! πŸ‡²πŸ‡¬
#

28/01/2026

πŸ’‘π‚π”π‹π“π”π‘π„ 𝐆 𝐃𝐔 πŒπ„π‘π‚π‘π„πƒπˆπŸ’‘

Maso mena, manaikitra na miraikitra taimaso ?
πŸ‘‰ Aretina malaza be fa inona marina ilay izy ?

❌Tandremo ! aza mampiasa fanafody tsy nahazo toromarika avy amin'ny mpitsabo. πŸ˜‰ Raha misy mampisalasala dia manatona mpitsabo hatrany.

πŸ“½οΈNalaina tao amin’ny Youtube ophtalmiquelausanne

𝐌𝐩𝐨𝐱 𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚π₯𝐚𝐳𝐚 ! π„πŸπš 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨 ? Zarao fa mahasoa ny rehetra πŸ‘€
27/01/2026

𝐌𝐩𝐨𝐱 𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚π₯𝐚𝐳𝐚 ! π„πŸπš 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨 ?

Zarao fa mahasoa ny rehetra πŸ‘€

πŸ€” πŒπ€π‘πˆππ€ 𝐒𝐀 πƒπˆπ’πŽ?πŸ‘‰ Ny   ve izany dia tena resaka mason'ny zaza ranoray no sehatra iandraiketany ?
23/01/2026

πŸ€” πŒπ€π‘πˆππ€ 𝐒𝐀 πƒπˆπ’πŽ?

πŸ‘‰ Ny ve izany dia tena resaka mason'ny zaza ranoray no sehatra iandraiketany ?

21/01/2026

πŸ’‘ 𝐂𝐔𝐋𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐆 𝐃𝐔 πŒπ„π‘π‚π‘π„πƒπˆ πŸ’‘

Resaka Njola : https://www.facebook.com/share/v/14Td3YueExN/

19/01/2026

πŸ’‘π€π’π“π”π‚π„π’ 𝐃𝐔 π‹π”ππƒπˆπŸ’‘

Androany isika, hianatra hikosoka masoπŸ‘€. Eny tompoko, mila hianarana tokoa izany fa isika mantsy efa za-dratsy. Tanana madio ilay resaka eto an!

πŸ“½οΈ: nalaina tao amin’ny tik tok dr.nadir.amaouche

Misaotra hoy ny masonao πŸ˜‰ Raha misy mampisalasala momba ny fahasalaman’ny masonao, manatona dokotera avy hatrany.

31/12/2025

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OphtaKid posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram