07/04/2026
Miarahaba tompoko 😊,
Vaovao tsara ho anao ity 🎉
🟢Mitady asa maharitra ve ianao 💼, sady mitondra tombontsoa maro 💰?
🟢Sa mitady vadin’asa azo atao na aiza na aiza 🌍, amin’ny fotoana malalaka ho anao ?
🟢Na investisseur ianao 📈, na entrepreneur 🚀, te hampitombo ny traikefanao sy ny activité-nao, ary indrindra ny vola miditra aminao 💵?
👉 Tongava ary!
Misy conférence lehibe ho karakarainay 📢
🗓️ Manomboka ny Alakamisy 9 Aprily ka hatramin’ny 21 Aprily 2026
Ao no:
✔️ Hianaranao ny momba ny entreprise 🏢
✔️ Hahafantaranao ny vokatra sy ny tombontsoany 🌿
✔️ Afahanao manomboka miasa avy hatrany 🚀
📍 Toerana : restaurant CO, 67Ha (arrêt bus 30), 1er étage
⏰ Ora : 9h maraina
✨ Isaky ny hariva dia misy vente privée 🎁
👉 Afaka manomboka avy hatrany ianao amin’io fotoana io!
💳 PAF : 5 000 Ar monja (indray mandeha ihany, na firy na firy séance alehanao)
📌 NB : Invité par Madame Clara
Raha Mila fanazavana fanampiny dia midira mp na koa 038 58 771 89