Baby Chou

Baby Chou Notre priorité : bébé et maman ❤️

Attache tétine/Hochet 🐰🐸🦆Prix : 10.000ar 🚚 Livraison à partir de 3000 ar - Envoi en province possible
16/02/2026

Attache tétine/Hochet 🐰🐸🦆

Prix : 10.000ar

🚚 Livraison à partir de 3000 ar - Envoi en province possible

Mba ialana an'ilay mitondra boîte-na ronono be rehefa mivoaka 😁 ✨ Doseurs de lait à 3 compartiments  Prix : 12.000 ar
14/02/2026

Mba ialana an'ilay mitondra boîte-na ronono be rehefa mivoaka 😁

✨ Doseurs de lait à 3 compartiments

Prix : 12.000 ar

ℹ️ Fantatrao ve fa afaka tairizina hatramin'ny 6 volana ny rononon-dreny ? ✨Raha toa ka ivelan'ny réfrigérateur @ toeran...
14/02/2026

ℹ️ Fantatrao ve fa afaka tairizina hatramin'ny 6 volana ny rononon-dreny ?

✨Raha toa ka ivelan'ny réfrigérateur @ toerana tsy mafana loatra eo @ 16° - 25° : adiny 4

✨Réfrigérateur 4° C na latsaka : 3 hatramin'ny 5 andro

✨Congélateur (-5 ° C ) (ilay mitambatra @ réfrigérateur) : 2 erinandro

✨Congélateur (-18°C à - 20°C ) : 6 volana

Fa nefa kosa mila tahirizina anaty fitoerany madio tsara sy mihidy tsara ilay izy

💡Izay indrindra no anoloranay an'ity pack ity : tire lait manuel + sachets de stockage pour lait maternel

Tsy misy tsara nohon'ny rononon-dreny hoan'ny zaza, hatramin'ny faha enim-bolana ny zazakely dia tokony io ihany no sakafon'ny zazakely, misy ny otrik'aina rehefa izay ilainy @ fitombony .

🚚 Livraison possible et gratuite hoan'ity article ity 😁

Réducteurs de toilettes pour enfants 😁Firy taona ny zazah antsika no niala couche ry maman ?  Ataovy mora sy azo antoka ...
13/02/2026

Réducteurs de toilettes pour enfants 😁

Firy taona ny zazah antsika no niala couche ry maman ?

Ataovy mora sy azo antoka izany amin’ity réducteur de toilette ho an’ny ankizy ity 👶💛

✅ Mety tsara amin’ny ankamaroan’ny WC
✅ Mahazo aina sy tsy mampatahotra ny zaza
✅ Mora apetraka sy esorina
✅ Manampy amin’ny fahaleovantenan’ny ankizy

Prix : 45.000 ar

📦 Disponible de suite
📩 Mp pour vos commandes
🚚 Livraison à partir de 3000ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baby Chou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share