Zaza-Irina-Tiavina

Zaza-Irina-Tiavina - Mivarotra Sakafon-jaza Natoraly 100% tena Ara-pahasalamana
Contact: 038 95 584 53

05/07/2025
Efa vonona ky ry Maman ny sakafon-jana-tsika ato a! Sakafon-jaza manomboka vao 6mois a! tena azo antoka tsara! efa io ko...
01/07/2025

Efa vonona ky ry Maman ny sakafon-jana-tsika ato a! Sakafon-jaza manomboka vao 6mois a! tena azo antoka tsara! efa io ko ny prix a,
ka dia Mp aingana ary na Tonga dia afaka miatso avy hatrany ô!
tel: 038 95 584 53
manao livraison sy afaka mandefa any amin'ny faritra

Andao amizay ry Maman fa Zay VAO tena vonona ireto Sakafon-jaza ireto a! Tena sakafo naturel azo antoka tsara, Ary tena ...
25/06/2025

Andao amizay ry Maman fa Zay VAO tena vonona ireto Sakafon-jaza ireto a!
Tena sakafo naturel azo antoka tsara, Ary tena mety amin' ny Zaza vao hanomboka hisakafo, na ko ireo Zaza na ankizy tsy mety mahazo Lanja mihitsy izy io.
- Mampadongadonga
- Mampitombo lanja
- Mampatsilo saina
- Mampazoto homana

Ka dia ireto avy ary izy ireo:
• Koba VARY gasy
• Koba KATSAKA
• Koba VOMANGA
• Koba AKONDRO
• Cacao Soja
• Flacon d'avoine
• Huile de COLZA
• VOVONDRONONO
Sakafo tena azo antoka tsara Bio 100% tena tsy misy fangarony mitsy.
Manao livraison izahay, Ary mandefa any amin' faritra tompoko!
Mp aingana ary na afaka miatso avy hatrany e!
Tel: 038 95 584 53

Aza adino
25/06/2025

Aza adino

Vovondronona Matsirokely izay tena mety ho an' ny Zaza tsy ampy nono loatra, Ary mety ho an' ny ankizy sy ny lehibe ihan...
07/06/2025

Vovondronona Matsirokely izay tena mety ho an' ny Zaza tsy ampy nono loatra, Ary mety ho an' ny ankizy sy ny lehibe ihany koa, azo ampiasaina amin' izay ilaina azy rehetra, na Tonga dia ho sotroina miaraka dite na café na anaovana sakafo iany koa aza dia mety aminy daholo, satria tena matsiro kely tokoa ilay izy.
Tel: 038 95 584 53
Manao livraison, ary afaka mandefa any amin'ny faritra izahay tompoko

Ireo sakafo aitana vitamine, izay tena ilain'ny vatatsika. Koa mazotoa ary manome izany ho an' zanatsika ry Neny Malala ...
07/06/2025

Ireo sakafo aitana vitamine, izay tena ilain'ny vatatsika. Koa mazotoa ary manome izany ho an' zanatsika ry Neny Malala isany a.
Aza adino ary fa izahay dia mañana sakafo tena mety ho an' ny Zaza vao hanomboka misakafo, na ireo efa misakafo nefa tsy mety mahazo aina, na tsy mahazo vatana fa pitsana Kely fona. Sakafo azo antoka n'y fahadiovany, satria tsapanay hoe Zaza no omena azy, ka tena saropady lotra ny fahadiovana.
Koa aza misalasala ary majifa izany ato aminay ho an'ny zanakao tompoko.
Fa ny zanakao Salama sy mitombo no tanjotsika.
Ka tongava Mp ary tompoko
Tel: 038 95 584 53
Manao livraison izahay, ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa

06/06/2025

Neny ô! Mba fantatrao vé fa ny tsy fahampina sakafo bé otrik'aina ny zaza dia mampikatso ny fitombony?
Mañana vaholana ho an' zanakao izahay, sakafo aram-pahasalamana azo antoka tsara, tena BIO 100%. Zaza vao manomboka misakafo. Ary mety ho an'ny olon-dehibe ko a!
Mp tompoko
Tel: 038 95 584 53

06/06/2025

Mety misy Maman sahiratsaina vé oe maninona ary ny zanako toa pitsana Kely fona? Mañana vaholana ho an' zanakao Zay. Sakafo BIO tena Ara-pahasalamana mampitombo sy maha botranotra ny zanakao izahay a!
Ao amin'ny commentaire ao ary eeee!
Manao livraison Zay a! Na ho anareo any amin'ny faritra aza.
Mp aingana ary eeee!
Tel: 038 95 584 53

05/06/2025

Tena Miala tsiny indrindra zareo fa somary nandalo tsy fahasalamana ny tena ko ka Zao vao afaka amin' Zay a🙏

04/05/2025
Ry Reny Malala isany!Izahay dia mañana Sakafo Bio 100% tena mety ho an'ny Zaza vao manomboka misakafo ary mety ho an'ny ...
04/05/2025

Ry Reny Malala isany!
Izahay dia mañana Sakafo Bio 100% tena mety ho an'ny Zaza vao manomboka misakafo ary mety ho an'ny olo-dehibe ihany koa . Tena Ara-pahasalamana, madio tsara, tsy misy Chimique fa tena BIO 100% azo antoka tsara
Izay tena: - Feno otrik'aina
- Manome Hery
- Mampisy mémoire
- Mampadongadonga
- Mampazoto homana
Koa aza misalasala Maman fa ny zanakao SALAMA sy TOMADY no tanjotsika a!
Ireto avy ary izany eee!

• Koba VARY: 200g = 5 000Ar
250g = 7 000Ar
500g = 14 000Ar

• Koba KATSAKA: 200g = 5 000Ar
250g = 7 000Ar
500g = 14 000Ar

• Koba AKONDRO: 200g = 7 000Ar
250g = 9 000Ar
500g = 17 000Ar

• Koba VOMANGA: 200g = 7 000Ar
250g = 9 000Ar
500g = 17 000Ar

• FLACON D' AVOINE: 250g = 9 000Ar
500g = 18 000Ar

• VOVONDRONONO: 100g = 4 000Ar
200g = 8 000Ar
500g = 16 000Ar
1kg = 32 000Ar

• CACAO SOJA: 250g = 8 000Ar
500g = 15 000Ar

• HUILE de COLZA: 100ml = 5 000Ar

Koa tongava Mp na miatso avy atrany ary e! Mirary soa indrindra
Manao livraison izahay na ho anareo any amin'ny faritra aza
Tél: 038 95 584 53

Vovondronono tena MatsirokelyTel: 038 95 584 53
03/05/2025

Vovondronono tena Matsirokely
Tel: 038 95 584 53

Address

Tananarivokely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaza-Irina-Tiavina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share