31/03/2026
𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 :
Ny atao hoe dépigmentation volontaire na blanchiment de la peau dia
ny fampiasana miverimberina sy maharitra fanafody na « produits toxiques / produits dangereux» mifangaro mba hampafotsy hoditra.
👉 Produits pharmaceutiques : fanafody fampiasa @ aretina hafa fa ahodina ho fanafotsina tarehy, @ dose ambony : corticoïdes, hydroquinone 8%, vaseline salicylée 40%
👉 Préparations artisanales : mercure, pétrole, eau de javel etc
Ho an’ireo produits hita eny an-tsena dia misy karazany roa ireo lazaina fa « manadio tarehy » :
✔️Produits éclaircissants homologués izany hoe azo antoka, hita eny @ toerana fivarotam-panafody na parapharmacie
⚠️Produits dépigmentants izany hoe produits toxiques : amidy eny an-dalambe, @ tambajotra serasera
🔴𝐕𝐨𝐤𝐚𝐝𝐫𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲/𝐜𝐨𝐦𝐩𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬
⁃Dyschromie : Tsy mitovy loko ny tarehy, pentina na tâche fotsifotsy, mivaramena
⁃Ochronose exogène : tache mainty tsy afaka intsony
⁃Atrophie cutanée : mihananify ny hoditra, hita ny lalandra majinika, mora maratra
⁃Vergeture
⁃Acné
⁃Hyperpilosité du visage : mihabetsaka ny volo @ tarehy
⁃Effet rebond : voamaika mihamainty ny hoditra rehefa mijanona ny fanosorona ireo produits misy corticoïde
⁃Infections
⁃Cancer cutané
✅𝐓𝐨𝐤𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨
⁃ Raha hitsabo tâche @ tarehy : manantona dermatologue
⁃Tsy mampiasa produits « préparation maison » na tsy misy étiquette
⁃Miaro @ masoandro : miha madio ny tarehy
𝐍𝐁 : Tandremo fa misy ny complication tsy hita maso eny @ hoditra fa grave kokoa : diabète, tension, insuffisance surrénalienne
“𝐄𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞, 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐛𝐢𝐞𝐧 ê𝐭𝐫𝐞 𝐞𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐦é𝐝𝐞𝐜𝐢𝐧𝐞 𝐝’𝐞𝐱𝐜𝐞𝐥𝐥𝐞𝐧𝐜𝐞"