Sardine Bio Maison

Sardine Bio Maison Sardine Bio Maison

Riche en oméga 3, produit sans conservateur

Bonsoir, efa disponible indray ny sardines bio maison ohh😋 niakatra kely fotsiny ny prix (5000ar) satria ny huile ampias...
06/12/2025

Bonsoir, efa disponible indray ny sardines bio maison ohh😋 niakatra kely fotsiny ny prix (5000ar) satria ny huile ampiasaintsika dia 100% tournesol, ary indrindra ny trondro dia tena niakatra be ihany koa ny vidiny😔🥺 fa izahay dia tsy ampiakatra prix ambony be fa mba manao izay tsy ahafaty antoka, mitsinjo anareo mpanjifa hatrany🥰 bisous ❤️

Asiantsika live kely ato ho ato dia mba sady asina promo fety sa aona hoy ianareo😉

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ra Dina, Golibe Golibe, Mamy Hary Tiana Razafindriaka, Sarah Abdou, Casmir Vel...
28/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ra Dina, Golibe Golibe, Mamy Hary Tiana Razafindriaka, Sarah Abdou, Casmir Velonjara, Elsa Panni Ralahy, Amy Razafindrakoto, Mariah Evelina Voahanginirina, Ravelonoro Randriamanarivo, Mikaia Valimbavaka, Misa Olivier Randriambolafotsy, Richard Arivony, Rajaofetra Fitia Judicaêlle, Alain Rakotomaria, Voahangy Ranaivoson, Henri Maximin Robert, Vartane Rasoafara, Fanamby Randriatoavina, Tiana Rastefano, Armando Andriamanalina, Couche Bebe, Maliotroke Maliotroke, Valisoa Fitia, Fleure Des Îles, Giséla Ralison, Micka Mickalou, Liva Haingomanana, Tania Faridah Ninah, Lanto Ny Aina, Laïa Ran, Sonia Marlyne Chan-Taw, Sendra Onja Taxman, Riri Randria, Nilaina Fanomezantsoa, Mialy Niaina, Ratovonony Roger, Nafeno Ramanitra, Tatie Malala, Aina Aina, Tiana Andritiana, Fameno Fenohasina Fitianjanahary, Julien Ratafs Jurand, Fanyah Jessicandrias, Assiah Assiah, Jessica Denise, Ahmed Ibrahim, Kiala Yandouh Rakoto, Bo Rabenandrasana, Laurencia Raveloarisoa, Malala Fitia

Miarahaba harivariva oh🙂Efa misy ny tolotra spécial fête Sardine Bio Xl ho anareo manomana fety👌 Afaka mamatsy ho anareo...
22/06/2025

Miarahaba harivariva oh🙂

Efa misy ny tolotra spécial fête Sardine Bio Xl ho anareo manomana fety👌
Afaka mamatsy ho anareo manomana anniversaire, mariage, baptême sy fety maro samihafa ihany koa anie izahay eh👌

🐟 Ny conditions dia manao commande 2j avant ny jour j fotsiny ianareo avec accompte 50% obligatoire 🐟

Ireto avy ary ny tolotra raha mahaliana anareo oh
✔️ 700g = 35.000ar
✔️ 1 kg = 50.000ar
✔️ 2 kg = 95.000ar
Natao mirary kokoa noho ilay version 350g iny 😊

Aza misalasala miditra ao miafina📩 na miantso avy hatrany ny laharana 📞 038.77.004.50

Manao livraison n'aiza n'aiza eto Tana🛵

100% vita malagasy✔️
Bio✔️
Riche en oméga 3 ✔️
Sans conservateur ✔️
Sans produits chimiques ✔️
Arapahasalamana ✔️

Faly miarahaba antsika rehetra☺️Androany aho hiresaka amintsika hoe inona marina moa ity sardine Bio Maison vokarinay it...
21/06/2025

Faly miarahaba antsika rehetra☺️

Androany aho hiresaka amintsika hoe inona marina moa ity sardine Bio Maison vokarinay ity, somary lavalava mba ahafantarantsika azy be be kokoa☺️

Ny Sardine Bio Maison vokarinay dia sardine (trondro) voafantina tsara no sady frais tsara ( fiarahamiasa miaraka @ poissonnerie maromaro) tsy misy akora simika izany hoe sans conservateur ajouté fa sira, dipoavatra ary menaka (végétal) irery no fangaro miaraka aminy☺️

Arapahasalamana tanteraka noho izy tsy misy fangaro simika, manankarena Omega3 izay tena ilain'ny vatana raha manena vatana ianao satria hampiverina tsikelikely ny nofo miroraka izay avy nihena (t@ fanaovana sport& régime) izy fa ihany koa mety ho an'ny olondrehetra na zazakely na lehibe satria sakafo bé otrikaina☺️

Ka manasa antsika rehetra anjifa ny vokatra vita malagasy ary mankasitraka foana ireo izay efa nanjifa ihany koa🙏

Ny vidiny dia 18.000ar
Ny lanjany: 350g
Manao livraison n'aiza n'aiza eto Antananarivo izahay fa ho an'ny faritra kosa mbola tsy misy hatreto✔️

Ny fitehirizana azy dia tsy à sec raha mbola tsy ho hanina eo no ho eo fa tsy maintsy atao anaty vata fampangatsiahana @ maha bio azy (maharitra h@ 1 volana mahery ny fitehirizana azy na efa nosokafana na tsia)✔️

Ho fisorohana ny mpisoloky dia laharana tokana no ahafahanareo manao commande aty aminay dia ny
📞038.77.004.50📞 na Mp ao Sardine Bio Maison

✔️100% vita malagasy✔️

Mankasitraka antsika rehetra dia mirary soa indrindra ho salama lalandava❤️

Address

Ambohidrapeto
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sardine Bio Maison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram