05/10/2025
Ts voatery hita maso ny depression‼️
👉 Mitaraina ihany koa io vatana io rehefa tratry ny dépression
⚠️ Famantarana :
Havizanana tsy mety afaka na dia efa natory aza 😴
Fanaintainana (loha, kibo, lamosina) tsy misy antony mazava 🤕
Olana amin’ny torimaso (tsy mahita tory na matory be loatra) 🛏
Tsy fahazotoana homana na mihinana be loatra 🍽
Teritery ny tratra, palpitations ❤️🔥
💡 Inona ary ny atao aloha mandrapahita Mpitsabo?
Mesures Hygiéno-dietetique (torimaso voalanjalanja, sakafo ara-dalàna, fanatanjahantena malefaka) 🏃♂️
Tsy mitokana fa miezaka miaona amin’ny olona : mitantara sy miresaka amin’olona atokisana 👥
Mianatra teknikan’ny fakana aina sy fialàna sasatra ary ny fifohana rivotra lalina (technique de relaxation et de respiration🧘♀️
👉 Tsy fahalemena ny fahaketrahana ara-tsaina na ny arerahana aratsaina, aretina azo tsaboina izany.