Bikini & Luxury Spa

Bikini & Luxury Spa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bikini & Luxury Spa, Medical and health, Antananarivo.

🌿 “Fahasalamana Lehilahy = Vatana Matanjaka & Fiainana Milamina”“Maro ny lehilahy iharan'ireto olana ireto reraka be na ...
01/12/2025

🌿 “Fahasalamana Lehilahy = Vatana Matanjaka & Fiainana Milamina”

“Maro ny lehilahy iharan'ireto olana ireto reraka be na be adin-tsaina :

‱ Fikorontanan’ny fikorianan’ny urine

‱ Fihenan’ny Ă©nergie sy vitalitĂ© (impuissance)

‱ Fikorontanany Ă©jaculation

Tsy tokony hamenatra izany satria azo sorohina sy tsaboina tsara.

⭐ Inona no mety mahatonga azy?

✔ Havizanana & torimaso tsy ampy

✔ Adin-tsaina maharitra

✔ Toaka & sigara be

✔ Sakafo tsy ara-pahasalamana

✔ Tsy fisotrona rano ampy

✔ Tsy fanaovana fanatanjaha-tena

⭐ Inona no manampy hanatsara azy?

✔ Misotro rano 1–2L isan’andro

✔ Matory tsara adiny 7–8 ora

✔ Ahenao ny kafe, sigara & toaka

✔ Fanatanjahan-tena 10–15 minitra

✔ Mihinana sakafo be fibre & voankazo

✔ Ahenao ny adin-tsaina

Ny fikarakarana ny vatana isan’andro dia manampy be amin’ny fahasalaman’ny lehilahy sy ny vitalitĂ©.

👉 Araho ny page raha mila torohevitra mahasoa ho an'ny lehilahy mba hanatsara ny energie sy vitalitĂ©â€

☎ 038 94 701 85

đŸ”” GÉLULE FORT MEN "GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana ✔ Maro no efa afa-p...
18/11/2025

đŸ”” GÉLULE FORT MEN
"GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"

Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana
✔ Maro no efa afa-po sy nahazo vokatra mahafa-po!

✅ Ireo tombony lehibe:
☑ Manampy amin’ny fahatanjahan’ny vatana
☑ Mampihenjana tsara sy mampitombo ny hery ara-nofo
☑ Maha ela vao tonga ny tsirinaina
☑ Mitsabo ny prostate haingana sy mahomby
☑ Manasitrana l'impuissance (fahalemena ara-nofo)
Azo antoka tsara – haingana ny vokany
100% voajanahary – Tsy misy effet secondaire
Livraison manerana an'i Tana sy Province
📞 Tel: 038 94 701 85

đŸ”” GÉLULE FORT MEN "GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"đŸ§”â€â™‚ïž Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana ✔ Maro no efa ...
16/11/2025

đŸ”” GÉLULE FORT MEN
"GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"

đŸ§”â€â™‚ïž Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana
✔ Maro no efa afa-po sy nahazo vokatra mahafa-po!
✅ Ireo tombony lehibe:
☑ Manampy amin’ny fahatanjahan’ny vatana
☑ Mampihenjana tsara sy mampitombo ny hery ara-nofo
☑ Maha ela vao tonga ny tsirinaina
☑ Mitsabo ny prostate haingana sy mahomby
☑ Manasitrana l'impuissance (fahalemena ara-nofo)
Azo antoka tsara – haingana ny vokany
🌿 100% voajanahary – Tsy misy effet secondaire
📩 Livraison manerana an'i Tana sy Province
📞 Tel: 038 94 701 85

đŸ”” GÉLULE FORT MEN "GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"đŸ§”â€â™‚ïž Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana ✔ Maro no efa ...
16/11/2025

đŸ”” GÉLULE FORT MEN
"GĂ©lule SpĂ©cial ho an’ny Lehilahy!"

đŸ§”â€â™‚ïž Mety tsara ho an’ireo lehilahy mila fanampiana
✔ Maro no efa afa-po sy nahazo vokatra mahafa-po!

✅ Ireo tombony lehibe:
☑ Manampy amin’ny fahatanjahan’ny vatana
☑ Mampihenjana tsara sy mampitombo ny hery ara-nofo
☑ Maha ela vao tonga ny tsirinaina
☑ Mitsabo ny prostate haingana sy mahomby
☑ Manasitrana l'impuissance (fahalemena ara-nofo)

🔒 Azo antoka tsara – haingana ny vokany
🌿 100% voajanahary – Tsy misy effet secondaire
📩 Livraison manerana an'i Tana sy Province

📞 Tel: 038 94 701 85

😟 Sahirana amin’ny:Fahalemena ara-batana sy fahasahiranana ara-pananahanaFanaintainana eo ambany kibonyEj*******on tsy v...
05/11/2025

😟 Sahirana amin’ny:

Fahalemena ara-batana sy fahasahiranana ara-pananahana

Fanaintainana eo ambany kibony

Ej*******on tsy voafehy

✅ Pack Fort Men dia manampy:

Mitsabo sy miaro ny prostate

Manampy hery sy tanjaka ara-batana

Manatsara ny faharetana sy fahafaham-po ara-pananahana

🌿 100% voajanahary – azo antoka, tsy misy akora simika

📩 Ao anatin’ny pack:

1. ThĂ© Fort Men – 25 000 Ar

2. GĂ©lules Fort Men – 30 000 Ar

đŸ’„ Pack manontolo – 50 000 Ar fotsiny!

đŸ”„ Alaivo izao – ho Lehilahy matanjaka sy maharitra!
Livraison - TANA - PROVINCE
☎ : 038 94 701 85

😟 Mipipi matetika ve ianao, indrindra amin’ny alina ?Mahatsapa fanaintainana eo ambany kibony, na tsy mahazo aina rehefa...
01/11/2025

😟 Mipipi matetika ve ianao, indrindra amin’ny alina ?
Mahatsapa fanaintainana eo ambany kibony, na tsy mahazo aina rehefa mipetraka?
Tandremo fa mety famantarana ny olana amin’ny prostate izany.

🧠 Maro ny lehilahy tsy miraharaha azy, nefa rehefa tara loatra dia sarotra ny mitsabo.

💡 Mianara miaro ny tenanao — mijery ny fahasalaman’ny prostate dia dingana mankany amin’ny fiainana milamina sy matanjaka. 🌿

😟 Mipipi matetika? Sahirana amin’ny prostate?Tsy irery ianao! Maro ny lehilahy no mahatsapa:Fanaintainana eo ambany kibo...
30/10/2025

😟 Mipipi matetika? Sahirana amin’ny prostate?
Tsy irery ianao! Maro ny lehilahy no mahatsapa:

Fanaintainana eo ambany kibony

Fahasahiranana ara-pananahana

Mikoriana malemy ny urine

Tsy fahafaham-po rehefa mipipi

Mipipi tampoka na tsy voafehy

Indraindray misy ranon-javatra na rĂ 

💡 Antony mahazatra:
Fahanterana, sakafo tsy voalanjalanja, tsy manao fanatanjahan-tena, fiovaovan’ny hormone

💚 Vahaolana voajanahary:
✅ Sakafo mahasalama sy voalanjalanja
✅ Misotroa rano ampy
✅ Fanatanjahan-tena tsy tapaka
✅ Fadio fahazarana ratsy

✹ Fikarakarana tsotra isan’andro = prostate salama, mahazo aina, fiainana tsara kokoa!

11/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Rolland Randrianarivo

Te hanena vatana ve ianao nefa tsy manana fotaoana anaovana sport na regimeIty ary ny vaholana atolotray   boost ,sirop ...
04/07/2024

Te hanena vatana ve ianao nefa tsy manana fotaoana anaovana sport na regime

Ity ary ny vaholana atolotray
boost ,sirop minceur et draineur

👉Manala ny tavy ratsy eo amin'ny kibo
👉Manena ny tanteraka vatana
👉Mampifitina tavy efa miroraka
👉Mampidina ny tahan'ny cholesterol.

Voakatra 100% natoraly
NB:Mety amin'ny olona misy diabĂšte na tension

Livraison :Tana-provinces
📞032 14 104 42

Address

Antananarivo

Telephone

+261348516242

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bikini & Luxury Spa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Bikini & Luxury Spa:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram