SF Natsar'issi Orcinah

SF Natsar'issi Orcinah La santé et l'environnement sont les fondements de la vie, et je les préserverai et les protégerai. ☘

🤗🤗🤗
30/12/2025

🤗🤗🤗

Fahasalaman'ny Reny sy n'y Zaza✨ℹ️Tandremo fa miparitaka ny kitrotro.1-miverina ny aretina kitrotro isaky ny 3-4 taona e...
28/12/2025

Fahasalaman'ny Reny sy n'y Zaza✨
ℹ️Tandremo fa miparitaka ny kitrotro.
1-miverina ny aretina kitrotro isaky ny 3-4 taona eto amintsika: satria ambany ny taha-pahavitrihantsika mitondra ireo zaza hatao vaksiny an-davanandro ka ambany ilay fiarovana iombonana na immunité collective.
2- Vahaolana: ento eny amin'ny CSB ny zaza 06-24 volana hatao vaksiny kitrotro, fanompoa na rougeole. Hatramin'ny 31 décembre dia manomboka amin'ny 06 volana izany fa aorian'izay dia miverina manomboka amin'ny faha-9 volana.
3- Vaksiny manaraka ny Kalitao ny eto amintsika: 98% ny vata fampangatsiahana na frigidaire ampiasaina eny amin'ny CSB dia mandeha amin'ny herin'ny masoandro avokoa.
4- Ny zaza vita vaksiny dia voaaro ary raha sanatria voa dia tena tsy misy fahasarotana mihitsy.

Rasazy iray efa nafindra toerana noho ny toetra tsy mendrika nataony tamin’ny vahoaka no mitady ny fomba rehetra hiveren...
28/12/2025

Rasazy iray efa nafindra toerana noho ny toetra tsy mendrika nataony tamin’ny vahoaka no mitady ny fomba rehetra hiverenanany ho hatao lehiben’ny « CSB2 » hiasa ao amin’ny kaominina Angodongodona Nosy Varika.

Manoloana io dia mikasa ny hanao hetsika ny vahoaka ao amin’ity kaomina ity, hanamafy ny fitakiana mba tsy hiverenan’io rasazy voalaza etsy ambony io ao an-toerana.

Ny antony dia voalazan'izy ireo fa efa nanampatra fahefana tamin’ny mponina ilay mpitsabo.

Ankoatra izay dia efa namaky ady tamin’ireo Ray amandreny tangalamena tao Angodongodona tamin'ny alalan'ny fitoriana azy ireo teny amin'ny fitsarana.

Mametram-panontaniana moa ny fokonolona ny mety ho nanolontsaina na ny mety ho nanipy hoditra akondro ny tomponandraikitra ao Vatovavy ka nanolotra na ny nanendry indray an’ity rasazy « chef CSB2 » ity ho ao Angodongodona.

Tsy vitan’ny efa naloan’ny vahoaka ilay olona fa sady efa kandidà ben’ny tanàna nandritra ny fifidianana farany teo saingy tsy lany, hoy ihany ny fitarainan'ireo mponina ireo.

Araka izany dia maro ireo naneho ny tsy fifaliany raha nahare ny anaran’io rasazy io fa hoe hiverina ao amin’ny kaomina Angodongodona. Ka manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana ny mponina mba hijery an’ity tranga ity, hoy ny mponina izay nampita ny vaovao tamin'ny mpanao gazety.

💉 Cérémonie dz lancement officiel de la campagne de vaccination anti-HPV.
11/12/2025

💉 Cérémonie dz lancement officiel de la campagne de vaccination anti-HPV.

  campagne nationale de vaccination contre le papillomavirus humain (HPV), principal agent responsable du cancer du col ...
10/12/2025

campagne nationale de vaccination contre le papillomavirus humain (HPV), principal agent responsable du cancer du col de l’utérus.💉👍

🔥🔥🔥Le Ministère de la Santé mène, du 8 au 12 décembre, une campagne nationale de vaccination contre le papillomavirus humain (HPV), principal agent responsable du cancer du col de l’utérus.

🔹Ce cancer représente le 4ᵉ cancer le plus fréquent chez les femmes dans le monde. À Madagascar, il cause 41 décès pour 100 000 femmes chaque année. Pour réduire ce risque, les filles âgées de 9 à 14 ans peuvent recevoir gratuitement le vaccin Cecolin, homologué par l’Organisation mondiale de ma Santé (OMS) et déjà utilisé dans de nombreux pays. Alors que son prix commercial avoisine les 48 dollars la dose à l’international, il est proposé entièrement gratuitement dans le pays. Une dose unique suffit pour offrir une protection efficace contre les types de HPV à l’origine de la majorité des cancers du col de l’utérus, précise le ministère de la Santé publique.

🔹La vaccination est disponible dans l’ensemble des centres de santé de base (CSB) et des établissements scolaires. Elle reste non obligatoire et nécessite le consentement de l’enfant et de ses parents. En parallèle, elle est également proposée sur rendez-vous dans les centres de santé Kintana, Rex et Candide de la Fondation Akbaraly.

🚀 Rejoignez notre chaîne WhatsApp : https://bit.ly/3Ua8fMQ
Toute l'actualité de Madagascar sur https://actu.orange.mg/depeches/

Efa mirongatra ny cancer du col amin'izao fotoana izao ka izany no anton'ity vaksiny ity mba hisorohana ny aretina cance...
09/12/2025

Efa mirongatra ny cancer du col amin'izao fotoana izao ka izany no anton'ity vaksiny ity mba hisorohana ny aretina cancer du col de l'uterus. Aza misalasala manontany raha misy tsy mazava ..

Address

Antanimora, Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SF Natsar'issi Orcinah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram