ZOKY Be TOA RAY

ZOKY Be TOA RAY 🚀 BOOSTER NY BUSINESS-NAO ETO!

Page Be TOA RAY mandray publicité ho an’ny:
🔹 Entreprise
🔹 Boutique
🔹 Service
🔹 Page Facebook

📊 Audience ciblé • Résultat réel
đź’° Tarif abordable
📩 Contactez-nous en message privé
⏳ Place limitée!

06/03/2026

AZA KIVY RAHA MBOLA MITADY
ZOKY Be TOA RAY

01/03/2026

IndrayĂ—2 mafy ny ady
Nefa tsy maninona zany
satria ady ve moa ho moramora e
Raha moraĂ—2 dia safosafo zay no ilazana azy fa tsy ady

24/02/2026

Mijalijaly kely zay vao lasa RÔLE
fa rehefa tsy ho RÔLE aleo mba DEBA

ZOKY Be TOA RAY

24/02/2026

Aza sakanana aho fa mbola lavitra ny lalako

ZOKY Be TOA RAY

With Following – I just got recognized as one of their top fans!
20/02/2026

With Following – I just got recognized as one of their top fans!

👉 “Raha mbola velona ianao, dia mbola misy drafitra ho anao Andriamanitra.”— ZOKY Be TOA RAY
20/02/2026

👉 “Raha mbola velona ianao, dia mbola misy drafitra ho anao Andriamanitra.”

— ZOKY Be TOA RAY

đź’¨ IZA NO TENA MAHERY?Afo mandoro, rano mikoriana,Tany mijoro, mafy tsy voa hozongozona.Fa ny rivotra mangina tsy hitan'n...
16/02/2026

đź’¨ IZA NO TENA MAHERY?

Afo mandoro, rano mikoriana,
Tany mijoro, mafy tsy voa hozongozona.
Fa ny rivotra mangina tsy hitan'ny maso,
No mitondra ny "aina", raha tsy misy azy dia tsy misy ny ho velona.

—ZOKY Be TOA RAY

💭 Mitandrema amin’ny namanaJesoa nanana namana 12, nefa namadika azy ny iray, Judas.Ary ny anao 1k mahery ao  io mba aon...
13/02/2026

💭 Mitandrema amin’ny namana

Jesoa nanana namana 12, nefa namadika azy ny iray, Judas.
Ary ny anao 1k mahery ao io mba aona

Midika izany fa tsy voatery ho tia anao na ho marina fo ny olona rehetra, na dia akaiky anao aza izy ireo.

Ao amin’ny fiainana andavanandro, mety ho maro ny olona manodidina anao, eny amin’ny tambajotra sosialy, saingy tsy ny rehetra no vonona hanohana anao amin’ny fotoana sarotra.

đź’ˇ Torohevitra:
Mitandrema amin’ny fifantenana namana
Aza mora mino ny olona rehetra
Tazomy ny fo sy ny fahendrena amin’ny fifandraisana

ZOKY Be TOA RAY

Salamo 91Ny fahatokian'ny olo-marina an'Andriamanitra, na dia manakaiky azy aza ny manjo ny sasany1. Ny mitoetra ao amin...
13/02/2026

Salamo 91

Ny fahatokian'ny olo-marina an'Andriamanitra, na dia manakaiky azy aza ny manjo ny sasany

1. Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo Indrindra
Dia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.



2. Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro,
Izay hitokiako.



3. Fa Izy no hanafaka anao amin'ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.



4. Ny volon'elany no anaronany anao,
Ary ao ambanin'ny elany no hialofanao;
Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.



5. Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao,
Na ny zana-tsipĂŻka manidina nony andro,



6. Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina,
Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana.



7. Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao,
Dia tsy hihatra aminao izany



8. Hijery maso fotsiny ianao,
Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.



9. Satria hoy ianao:
Jehovah o,
Ianao no aroko,
Sady nataonao ho fonenanao ny Avo Indrindra,



10. Dia tsy hisy loza hanjo anao,
Na aretina hanakaiky ny lainao.



11. Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao
Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.



12. Eny an-tanany no hitondran'ireo anao,
Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.



13. Ny liona masiaka sy ny vipera hodiavinao;
Ny liona tanora sy ny menarana no hohitsahinao.



14. Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany,
Dia hamonjy azy Aho,
Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy



15. Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho;
Ho eo aminy Aho, raha ory izy;
Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho.



16. Hovokisako fahela-velona izy
Ary hasehoko azy ny famonjeko. —

Maro ny manontany hoe:Raha i Adama sy Eva no ray aman-dreny voalohany, ary i Kaina sy Abela samy lehilahy, ahoana no nah...
12/02/2026

Maro ny manontany hoe:
Raha i Adama sy Eva no ray aman-dreny voalohany, ary i Kaina sy Abela samy lehilahy, ahoana no nahatonga antsika taranaka?

ZOKY Be TOA RAY

ao @ Commentaires ny valiny

👉 “Ny andro anio tsy hiverina intsony. Kely ny fotoana, ka ataovy manan-danja.”— ZOKY Be TOA RAY
11/02/2026

👉 “Ny andro anio tsy hiverina intsony. Kely ny fotoana, ka ataovy manan-danja.”
— ZOKY Be TOA RAY

👉 “Indraindray isika mihazakazaka mitady zavatra lavitra, nefa ny tena fahasambarana dia efa eo akaikintsika: ao amin’ny...
11/02/2026

👉 “Indraindray isika mihazakazaka mitady zavatra lavitra, nefa ny tena fahasambarana dia efa eo akaikintsika: ao amin’ny fianakaviana, fahasalamana, ary fiadanam-po.”
— ZOKY Be TOA RAY

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZOKY Be TOA RAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share