RL Beauty

RL Beauty ✨Rayonnez votre quotidien,
Relevez votre beauté naturelle ✨

coucou foana aki les manja a 🥰 izao ny qualité ny resaka momban'ny onglerie atsika ato @ RL Beauty 🥹🥰tena manja kely 👌🥹💃...
13/04/2026

coucou foana aki les manja a 🥰

izao ny qualité ny resaka momban'ny onglerie atsika ato @ RL Beauty 🥹🥰
tena manja kely 👌🥹💃

bisous bisous 💋

13/04/2026

coucou les manja 🥰
ireto indray Ary Ilay santionany @ fahamanjana izay amidinay ato @ RL Beauty e👌, marihiko tsara fa dia certifié européenne daholo tompoko ny produits hamidinay na ny ampiasainay ato @ salon Ary 🤗👌

jereo tsara Ary ny vidéo antsika dia afaka manontany Raha misy mahaliana andri aannn 🥰

mbola hanao live tsika refa aveo fa aza miala alavitra Ary fa ahita karazanjavatra maro be "de haute qualité" ianareo aveo 💋❤️

bisous bisous 💋

coucou les manja 🥰 ity Ilay produit tena efficace Raha te hanena vatana faraky izay haingana 👌💃misy manasitrana hoditra ...
13/04/2026

coucou les manja 🥰
ity Ilay produit tena efficace Raha te hanena vatana faraky izay haingana 👌💃
misy manasitrana hoditra hiany koa izay azo avy @ areti-naty(tena efficace bé) 👌🤗. izay ato @ RL Beauty hiany no ahitanao azy tompoko 🥰

ao @ commentaire Ary ny fanampi-panazavana momba ny produits tsirairay 💋

Coucou les manja 🥰 cliente satisfaite tanteraka t@ coiffage sy maquillage nataonay tato @ RL Beauty ambohibao Amboaroy 👌...
12/04/2026

Coucou les manja 🥰 cliente satisfaite tanteraka t@ coiffage sy maquillage nataonay tato @ RL Beauty ambohibao Amboaroy 👌🥰

tena oe faly be mintsy izy fa nitady maquillage maivana sy coiffage tadiaviny mintsy, dia tanteraka Ilay izy dia faly be koa izahay 🤗🤗🤗

Merci beaucoups Madame 🫶
et à très bientôt 🥰❤️
Bisous bisous 💋💋

10/04/2026

Bonne journée les manja 💋🥰

09/04/2026

Ity madame ity Zao nisafidy ny hanao épilation aisselles tato aminay a, dia te hampiseho kely anareo fotsiny aho oe toy izao ny fomba fiasa sy nanaovan'ny équipe azy 👌🤗🥰

Satisfaite tanteraka izy 👌, bravo les filles 🫶

Bisous bisous 💋💋

Salama daholo ny manja 💋🥰 Aza hadinoina fa mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato RL Beauty ambohibao Amboaroy a ...
08/04/2026

Salama daholo ny manja 💋🥰
Aza hadinoina fa mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato RL Beauty ambohibao Amboaroy a 👌🤗

Raha manao brushing enao dia mahazo coupe gratuit 🤗, na maquillage gratuit 👌

Raha hisafidy ny hanao resaka momban'ny onglerie kosa dia afaka manao nail'art gratuit 😍

Raha hanao massage dia 2 personnes= 1 personne gratuit 😲

Izay activités rehetra ataonao dia misy cadeaux offerts foana mandritry ity Mois d'avril ity tompoko 😍👌🥰

Tongava maro Ary fa efa sasa-miandry anareo izahay @ fahavononana tantetaka 🤗❤️

bisous bisous 💋

RL Beauty 🫶 Dia mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 👋❤️Mirary soa dia ho tahin'andriamanitra daholo eeee 🥰🥰🫶🫶Joyeuse...
05/04/2026

RL Beauty 🫶
Dia mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 👋❤️
Mirary soa dia ho tahin'andriamanitra daholo eeee 🥰🥰🫶🫶

Joyeuses Pâques à toutes et à tous ! 🐣💕

04/04/2026
Coucou les manja😍Efa tena vonona tanteraka izahay équipe handray anareo @ tsikitsiky sy hanome fahafaham po anareo amty ...
04/04/2026

Coucou les manja😍
Efa tena vonona tanteraka izahay équipe handray anareo @ tsikitsiky sy hanome fahafaham po anareo amty anio ity👍😊❤️
Bisous bisous😘😘

Address

Lot III G 137 E Ambatolampy Antehiroka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RL Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category