26/12/2025
Mirary fety Sambatra ooo
Une bonne santé vaut mieux qu’une poche pleine
Il faut donner peu au plaisir, mais beaucoup à la san
Antananarivo
101
Be the first to know and let us send you an email when MA SANTE En Valeur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Send a message to MA SANTE En Valeur:
Nataonay ity page ity hanampiana ny olona rehetra mba afahana mifanakalo hevitra amin ny lafiny ara-pahasalamana Regle 1)Iangaviana izay rehetra manana tolo-kevitra natoraly mba hizara izany amin ny hafa fa tsy hitazona izany ho an'ny tenany manokana satraia ny tanjontsika ny amerina sy ampiaina ny atao hoe vokatra natoraly mba hialana amin ny zavtra simika Règle 2) Aoka mba tsy hanaratsy ny zavtra na vokatra vokarin' olona hafa na vazha na vahiny sns mila manaja ny hafa isika Règle 3) Hoantsika izay manana olana ,na vaha olana na fijoroana vavolombelona dia zarao eto amin ny pejy raha azo atao Règle 4)Raha manana valiny manokana isika izay mifampiresaka eto dia ataovy message privat (MP)