29/01/2026
Ny vintana
Tsy misy vintana ratsy izany fa tsara avokoa.
🏵️ Matoa tsy mahomby ny atao dia mila mamantatra ny vintanao loha ianao vao mieritreritra zavatra hafa.
🏵️ Tahaka ny tenanao ihany ny vintana ka mila karakarina, satria rehefa tsara karakara izy dia manome fahafahampo hoanao hatrany.
🏵️ Aza manaiky lotoan'ny olona ny saina fa ataovy antsaina dia ny hoe "ny fahombiazana ihany", Rehefa mahomby ianao dia maro ny tsy faly nefa misy ao koa ireo mpanohana anao.
Mirary soa hoanareo. Soava tsarà ary samy ho tena Andriamanitra.
Mavalia