23/11/2025
🇨🇵 23 novembre 2025,
✨️Je crée cette page aujourd’hui pour partager avec vous mon quotidien de femme malgache atteinte du Syndrome des Ovaires Polykystiques (S.O.P.K).
Un état de santé qui touche environ 10 % des femmes dans le monde.‼️
✅️Le premier symptôme ? L’infertilité.
Et à Madagascar, l’infertilité est très mal perçue. On ne cherche pas à comprendre pourquoi cela arrive, mais l’étiquette de « femme stérile » tombe très vite.
Si toi aussi tu as été diagnostiquée du SOPK, ou que tu fais face à des problèmes hormonaux, un excès de poids, une fatigue permanente, une humeur imprévisible, ou que tu veux simplement t’informer pour éviter ce problème … cette page est faite pour toi !☝️😉
Nous sommes ici pour nous entraider, nous soutenir, et partager des astuces pour améliorer notre quotidien. 🌷🚺
Alors suis moi! 😘🧘♀️
*****************************************
🇲🇬 23 Novambra 2025,
✨️Manangana ity pejy ity aho androany mba hizara aminareo ny andavanandron’ny vehivavy Malagasy voan’ny Syndrome des Ovaires Polykystiques (S.O.P.K).
Toe-pahasalamana iombonan'ny 10 % eo ho eo amin’ny vehivavy maneran-tany izany.‼️
✅️Ny soritr’aretina voalohany? Tsy fahafahana mitoe-jaza.
Eto Madagasikara dia manimba ny fomba fijerin’ny manodidina momba ny tsy fahafahana mitoe-jaza. Tsy mikatsaka ny hahafantarana ny antony ny olona, fa haingana dia haingana no mety hametrahan’izy ireo ny marika hoe “vehivavy momba” ianao.
Raha ianao koa voamarina fa voan’ny SOPK, na manana olana hormonina, lanja be loatra, reraka foana, fihetseham-po tsy azo vinavinaina, na maniry ny ahalala misimisy kokoa momba izany mba ho fisorohana, dia natao ho anao ity pejy ity! ☝️😉
Eto isika dia mifanampy, mifanohana, ary mizara torohevitra mba hanatsarana ny andavanandron-tsika vehivavy.🌷🚺
Araho ary aho ! 😘🧘♀️
́feminine