Rija mpanotra sy mpitsabo aretina rehetra

Rija mpanotra sy mpitsabo aretina rehetra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rija mpanotra sy mpitsabo aretina rehetra, Massage Therapist, Itaosy, Antananarivo.

TSY MITORY  TSY MISY POROFO IZAHAY TOMPOKO ☺KA NOHO IZANI DIA NY ASA VITA NO HIFAM-PITSARANA ZAREO AN🥰🥰, Tsy misy magie ...
22/01/2026

TSY MITORY TSY MISY POROFO IZAHAY TOMPOKO ☺

KA NOHO IZANI DIA NY ASA VITA NO HIFAM-PITSARANA ZAREO AN🥰🥰,

Tsy misy magie fa rehefa MPANOTRA ZA-DRAHARAHA tahaka anay ato mpanotra no hitokisana dia azo tsapaintanana ny vokatra sady tsy ela fa eo no eo iany ianao dia mahita vokatra🥰🥰

izahay ato MPANOTRA dia mitsabo ny aretina rehetra akoatranireo mila fandidiana sy tena mila docteur iany🥰🥰

ireto avy ary izani🥰🥰

1)✅️OSTEOPATHIE 🍂🍃🍀
2)✅️REFLEXOTHERAPIE🍂🍃🍀
3)✅️MASSOTHERAPIE🍂🍃🍀
4)✅️PHYTOTHERAPIE🍂🍃🍀
5)✅️KYNESITHERAPIE🍂🍃🍀
6)✅️MASSAGE RELAXANT🍂🍃🍀
7)✅️CUPPING THERAPIE 🍂🍃🍀
8)✅️PROSTATE🍂🍃🍀
9)✅️VAVONY🍂🍃🍀
10)✅️ATY🍂🍃🍀
11)✅️TAZOVONY ( ANGORONGOSY)🍂🍃🍀
12) ✅️MASO🍂🍃🍀
13)✅️VEHIVAVY TSY MAHAZO ZAZA🍂🍃🍀
14)✅️SPASMOPHILIE🍂🍃🍀
15)✅️OLONA MIORITRA NA HOE( DEBOITÉ)🍂🍃🍀
16)✅️OLONA MIVOKOKA AVERINA AHITSY🍂🍃🍀
17) ✅️FANAINTAIN’NY NERF SCIATIQUE🍂🍃🍀
18)✅️VANITAOLANA MARARY🍂🍃🍀
19)✅️RERA-DAVA 🍂🍃🍀
20)✅️MIKARAKARA IREO OLONA AVY NIALA PLÂTRE🍂🍃🍀
21) ✅️GOÛTE 🍂🍃🍀
22) ✅️NIFY🍂🍃🍀
23)✅️MAMANY LAVA 🍂🍃🍀

MARO BE IREO ARETINA TSABOINAY OTRA FA AZA MISALASALA MIDITRA MP NA MIANTSO MANOTANY FA HO RAISINA AMPIFALIANA FAONA IANAO✅️🔵🔴

CABINET: ITAOSY HOPITAL NA A DOMICILE✅️✅️

LAHARANA TELEPHONE :0348460565 NA 0343727429

ORA FANDRAISANA⏰️ MANOMBOKA @ 05:00HEURE (DIMY ORA MARAINA) KA ATRAMINY 20:00Heure (VALO ORA ALINA)

ALATSINAINY KA ATRAMINY ALAHADY ✅️✅️

SAFIDIO IZAY MPITSABO ALEHA EFA ZA-DRAHARAHA SY AZO ANTOKA TSARA👌

AZA MISALASALA MANOTANY NA MIANTSO FA AFAKA MANDRAY ANAO FAONA IZAHAY🙏🔵

Izahay ato Rija mpanotra dia hiezaka ny anome ny tsara ho anareo atrany💪🏻💪🏻ny hahasalama anareo no tanjonaymankasitraka ...
17/01/2026

Izahay ato Rija mpanotra dia hiezaka ny anome ny tsara ho anareo atrany💪🏻💪🏻

ny hahasalama anareo no tanjonay

mankasitraka indrindra🙏🏻🙏🏻

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rija mpanotra sy mpitsabo aretina rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram