16/04/2026
๐ ARETINA FIJINIHAN-DRร LAVA ๐
๐ Mampahafantatra antsika ny mahakasika ny "hรฉmophilie" sy ny fahasarotana mety hitranga, ity amin'ny sary etsy ambany ity no antsoina hoe "HรMARTHROSE" izay mateti-pitranga amin'ny aretina FIJINIHAN-DRร LAVA.
๐จMisy rร miandrona ao anatiny vanin-taolana ary mitranga io rehefa reraka ny olona mpijinika rร lava, rehefa avy mandeha tongotra ela na mijoro ela ihany koa.
๐ขEto izany dia tokony ampiharina ny fihetsika ara-pahasalamana atao hoe : RICE
๐R: Rest: mila maka aina,
๐I: Ice: mila asiana gilasy (glace) mangatsiaka,
๐C: Compress: fehezina amin'ny bandy (bande) ohatra,
๐E: Elevate : ampiakarina ambony ny rantsam-batana mivonto.
โ Ary mety ho tratran'izay daholo ny vanin-taolana lehibe rehetra.
๐ซMiara mientana isika amin'ny fanentanana, ny fitiliana halalahana sy hisorohana ny aretina FIJINIHAN-DRร LAVA.
๐ธยฉ๏ธDLMNT - SPPV.
๐ฏ MIASA MIARAKA HO ANโNY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
ยฉ๏ธNy Fitaleavana ny Serasera.