pharmacie Antsika Antsirabe

pharmacie Antsika Antsirabe Vente de produits pharmaceutiques et parapharmaceutique

21/01/2026

FAMPITANDREMANA ARA-PAHASALAMANA – NENDRAN’NY GIDRO (MPOX) 🔴

⚠️ Soritr’aretina tokony harahina
Tazo, aretina an-doha, havizanana mafy, fivontosana amin’ny atody tarimo, fivontosana sy fipoahan’ny hoditra, indrindra amin’ny tarehy, felatanana, faladian-tongotra, vava ary ny taovam-pananahana.

🔁 Fifindrana : Fifandraisana akaiky amin’olona voan’ny aretina, amin’ny fery eo amin’ny hodiny, ny ranon’ny vatany, na amin’ny zavatra efa voakasiky ny tsimok’aretina.

🛡️ Fisorohana :
✔️ Aza mifandray akaiky amin’olona hafa 🙅🏽
✔️ Aza mizara fitaovana fampiasa 🥄
✔️ Manaova arovava (masque) mandrakariva 😷
✔️ Mitoka-monina avy hatrany raha misy soritr’aretina ↔️
✔️ Sarony amin’ny pansement na akanjo ny fery eo amin’ny hoditra 🩹

🚨 Raha misy ahiahy, manatona mpitsabo. ⚠️ Tsara kokoa ny miantso mpitsabo hanantona anao, mba hialana amin’ny fifandraisana amin’olona hafa eny amin’ny efitrano fiandrasana sy hampihenana ny mety hampiparitahana ny aretina.

❌ Fadio ny manao dokotera tena.

📢 Ny fampahafantarana dia fisorohana. Zarao.

_____________________________________________________

ALERTE SANTÉ – VARIOLE DU SINGE (MPOX) 🔴

⚠️ Symptômes à surveiller : Fièvre, maux de tête, ganglions enflés, éruptions cutanées (boutons → vésicules → croûtes), surtout au visage, paumes des mains, plantes des pieds, bouche et parties génitales.

🔁 Transmission : Contact étroit avec une personne infectée, ses lésions, ses fluides ou des objets contaminés.

🛡️ Prévention :

✔️ Éviter les contacts rapprochés 🙅🏽
✔️ Ne pas partager les objets personnels 🥄
✔️ Porter un masque en permanence 😷
✔️ S’isoler strictement en cas de symptômes ↔️
✔️ Couvrir les lésions cutanées avec des pansements ou des vêtements 🩹

🚨 En cas de doute, consultez un professionnel de santé. ⚠️ Il est préférable d'appeler un médecin chez soi pour éviter le contact avec d'autres personnes dans les salles d'attente et risquer de transmettre la maladie.

❌ Évitez l’automédication.

📢 Informer, c’est prévenir. Partagez.

Andro maneran-tanin'ny farmasianina eto amin'ny tsangambatoMisy fizaham-pahasalamana maimaim-poana ,fitiliana diabeta, v...
25/09/2024

Andro maneran-tanin'ny farmasianina eto amin'ny tsangambato
Misy fizaham-pahasalamana maimaim-poana ,fitiliana diabeta, vih ,Fanomezan-dra....

15/05/2024

👋👋 Ho fitsinjovana antsika dia mivoha amin'ny 7 ora maraina ka hatramin'ny 7 ora hariva ny pharmacie ANTSIKA⚕️⚕️

⚕️⚕️Pharmacie de garde du 12/05 au 18/05/24VAO avaratsenaILAINA VatofotsyANTSIKA Mandaniresaka
12/05/2024

⚕️⚕️Pharmacie de garde du 12/05 au 18/05/24
VAO avaratsena
ILAINA Vatofotsy
ANTSIKA Mandaniresaka

08/05/2024
Pharmacie de Garde du 30/03 au 06/04/24ASABOTSYILAINA VatofotsyANTSIKA Mandaniresaka
30/03/2024

Pharmacie de Garde du 30/03 au 06/04/24
ASABOTSY
ILAINA Vatofotsy
ANTSIKA Mandaniresaka

Address

Antanety Mandaniresaka
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 16:30

Telephone

+261387236350

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when pharmacie Antsika Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to pharmacie Antsika Antsirabe:

Share