LE COACH

LE COACH Santé et Bien-être, Fitness et Musculation,Loisir,Motivation

A nos 3 ans...Ary nenareo😅...?
15/11/2023

A nos 3 ans...

Ary nenareo😅...?

Androany asintsika resaka fotsiny ny momban'ny RS sy ny musculation?Efa betsaka ny coach nilaza ny heviny mikasika izy i...
29/10/2023

Androany asintsika resaka fotsiny ny momban'ny RS sy ny musculation?

Efa betsaka ny coach nilaza ny heviny mikasika izy ity dia androany koa aho mba hanome ny hevitro...

Ilaina ve ny fanaovana RS?
Oui
Raha mbola hikotrana ianao avy eo nefa rafotsy mandondona mafy mitsy dia après 4 heures minimum vao tokony hikotrana ianao...

Fa maninona?
Mandreraka io,
Mandany calorie,
Aina no avoaka amin'io

Ka raha vao avy navokokova be tatsy avy eo elah afaka adin'ray andeha hikotrana,aleo mijanona fa hianjeran'charge any...

Ilaina ny RS ary tsara ny fanaovana azy de préférence hoe rehefa tsy isan'andro zay no lafy ratsiny....

Avec modernité...

Manaova RS ,ataovy ny devoir zalah...

Dia mirary soa anh😉

Mety mafimafy ny ady hatrahanao amin'izao...Efa hifaraparana ihany koa ny taona...Tadidio fa ny tena zava - dehibe amin'...
27/10/2023

Mety mafimafy ny ady hatrahanao amin'izao...
Efa hifaraparana ihany koa ny taona...

Tadidio fa ny tena zava - dehibe amin'ny fiainana dia ny fahavitanao ilay zavatra tsy noeritreretin'ny olona ho vitanao mihitsy. Ary ny tena manan - danja manaraka azy dia ny traikefa omen'ny fiainana anao isaky ny mandalo io ady mafy be atrehanao io...

Mety hoe misy anaty salle misy madama bota be mikotrana na ramose be kibo abe...

De mety hisy fifosa sy hanaratsy hoe io ve na 10 taona hihaina...

Mila "courage" tsara ianao ary matokisa fa mampiova zavatra be dia be eo amin'ny fiainanao zany esoteny zany,tsy atao hampohemotra izany fa misy eo amin'ny fiainana daholo izany...

TENA MAFY BE IANAO NOHO ILAY NOERITRERETINAO IZAY NO TADIDIO

Mandalo zany esoteny zany fa aza mampiferonaina anao, aza atao an-tsaina fa lasa mahatonga fahakivina ao anatinao...

Tadidio ity teniko ity hoe soit positive eo amin'ny fiainana ,tandremo fa raha zavatra négative foana no atao an-tsaina dia tsy ahavita zavatra mihitsy ianao...

Zavatra tsikaritro ilay izy dia mba zaraiko aminao...

Iza le bandy akama milay le manaraka anlah iny foana....rehefa miakatra ny charge Le namanlah manome motivation be anlah...
25/10/2023

Iza le bandy akama milay le manaraka anlah iny foana....rehefa miakatra ny charge
Le namanlah manome motivation be anlah iny ...

Mentionneo izy...

Raha mbola manana fotoana ianao androany de ataovy izay azo atao...Aza andrasana rahampitso fa androany ny fotoana mety ...
19/10/2023

Raha mbola manana fotoana ianao androany de ataovy izay azo atao...

Aza andrasana rahampitso fa androany ny fotoana mety sy tsara hanombohana azy,rahampitso mbola mistery...

Mety hoe tsy hanana fotoana tokoa ianao fa manana ihany ianao fa mety tsy foinao, 30 min izany ampy hikotranana tsara...mahavita izay ho vitany izany raha hainao ny mitsinjara izany

Aza avela ho nofy fotsiny ilay tanjonao izay efa nofaritanao fa androany izy afaka tanterahinao ary tsy hijanona ianao raha tsy tratranao hatramin'ny farany izany...

Vitanao io fa ataovy💪🏋🏽

Croire en vous vous permet d'avoir une vision réaliste de ce que vous êtes capable. Croire en vos capacités vous permet ...
16/10/2023

Croire en vous vous permet d'avoir une vision réaliste de ce que vous êtes capable. Croire en vos capacités vous permet de mieux gérer vos émotions et d'atteindre vos objectifs.

Le meilleur moyen d'avoir confiance en vous est de vous entrainer, d'expérimenter et de cherchez à vous surpasser régulièrement.

15/10/2023

Lasa zao...
Dimanche party...

Iza dôly le mpanaraka ny pejy  be papay ato...🏋🏽Mba asehoy ny papay anareo mba ho jerena?
14/10/2023

Iza dôly le mpanaraka ny pejy be papay ato...🏋🏽
Mba asehoy ny papay anareo mba ho jerena?

Nofinofin' sipa tsirairay❤...Bon kotrana daholo 😉
13/10/2023

Nofinofin' sipa tsirairay❤...

Bon kotrana daholo 😉

09/10/2023

Booommm💥💣
Bon kotrana
Lundi est obligatoire😅😉

Tsy maintsy ho tody ny lakana,na nisy pirate eny amin'ny làlan'iny💪💪👊
08/10/2023

Tsy maintsy ho tody ny lakana,na nisy pirate eny amin'ny làlan'iny💪💪👊

Raha te ho lasa lavitra ianao amin'ity taranja ity dia ny teniko hoe aiza maikamaika aloha...Betsaka mantsy ireo lasa al...
07/10/2023

Raha te ho lasa lavitra ianao amin'ity taranja ity dia ny teniko hoe aiza maikamaika aloha...

Betsaka mantsy ireo lasa aloha ka nanenina noho ny tsy fahampian'ny traikefa . Ekeko hoe tena fy tokoa ilay te ho en forme sy te ho bokona.

Betsaka ireo bandy kely hitako any anaty salle any, tsy mahalala ,tsy mahafantatra fa de raisina daholo izay hita...
Zah kosa nefa manoro raha sendra an'ireny

Fifanampiana ity zavatra ity,ary raha tiana ny te hampivoatra ity taranja ity eto amitsika dia mila mifanampy isika...fa tsy mifanambany sy mifanesoeso rehefa any anaty salle...

Misy ny bandy efa glady mba ampio zalah le mbola tsy mahay ireo raha sitrapon'lisany fa aza jerena fotsiny...

Misy ny sipa efa forme,mba conseilleo reo maman sy sipa mba te ho forme ireo...

Zalah,tena ampahatsorana ny ilazako an'lisany hoe tadiavo aloha ny vola raha te hobokona rapida elisany mba ahafahana miregime sy mividy complément alimentaire sahaza ho an'vatana...

Reraka fotsiny any lisany, marary nify aza ny afarany...rehefa tsy misy le fandeany...

Tadiavo aloha le fandeany de milamina nareo e...

Eny e, izay tsara aminao raisina fa atsipy ho an'ireo manam-panahy izany.

TE HANATRATRA NY TANJONAO IANAO?Mety ho sarotrarotra sy be sakatsakana vao mety ho tonga amin'io tanjona io ianao nefa v...
06/10/2023

TE HANATRATRA NY TANJONAO IANAO?

Mety ho sarotrarotra sy be sakatsakana vao mety ho tonga amin'io tanjona io ianao nefa vao maika hahamafy be anao io,tadidio ny lalàn'ny mpandresy tsy maintsy misy vatovato,mety hoe nikotrana ianao nandritrany 2 taona dia nijanona indray satria mety zavatra tsy ampoizina mety hitranga eny amin'ny fiainana eny, de namerina indray rehefa afaka ilay olana de depart zéro ndray...

Tadidio hoe io fiaretana ataonao androany io hitondra soa ho anao atsy ho atsy fa mahareta,tohizo foana ny ezaka efa nataonao...

Arak'ilay hira hoe ny fandresena mora ome-potsiny zany lesy tsy matsiro...

Misy fotoana ianao te hi-abandonne zany fa hoe tsy ho vitako tsony ty...

NON NON

Vitanao ve ny fanombohana de ahoana mitsy no tsy ahavitanao an' io hatramin'ny farany e...

Enao koa nge mafy be eee,zay ndraindray hadinonao...

Teneno ny tenanao hoe tsy maintsy tratrako ny tanjoko ary tsy maintsy tratrako na ho ela na ho aingana...

Mihoatra lavitra noho izay nofinofinao no ho azonao rehefa tena mino sy manantena ary manaiky fiovana amin'ny fiainanao ianao.

Morale kely harivariva fa mety ahasoa anao...

Mbola manana 3 volana ianao ahafanao manatratra ny tanjonao izay napetrakao tam'ity taona ity...3 volana...Mbola ahavita...
03/10/2023

Mbola manana 3 volana ianao ahafanao manatratra ny tanjonao izay napetrakao tam'ity taona ity...

3 volana...

Mbola ahavitanao zavatra maro izay mbola tsy tratra...

Afaka hanombohana ihany koa ho an'izao vao hiditra amin'ity taranja ity...

Tadidio hoe tsy misy tara izany eo amin'ny fiainana fa ny tsy nanomboka ihany no tara,ny tsy nanandrana ihany no tsy mety...

Fa raha mbola nanandrana sy nanomboka ianao dia tadidio fa tsy maintsy hijinja vokatra atsy ho atsy...

Ny fanombohana ihany no mety ho kamo ianao,mety ho kivy fa tsy rehefa mahita vokatra tsara amin'io ianao dia mazoto na hikotrana foana aza isan'andro...

Tadidio hoe vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao,tsy hifaninana anh fa ny tenanao foana no hifaninano dia ho hitanao fa ahita vokatra ianao...

Bonne journée...

Tsy mahabokona an'lah ny zanak'elah vavy🤣🤣🤣Zao zany mahazo🤣🤣🤣Bonne journée...
02/10/2023

Tsy mahabokona an'lah ny zanak'elah vavy🤣🤣🤣
Zao zany mahazo🤣🤣🤣
Bonne journée...

Poursuis tes objectifs de fitness avec passion, dévouement et une attitude de ne jamais abandonner. Tu as le pouvoir de ...
01/10/2023

Poursuis tes objectifs de fitness avec passion, dévouement et une attitude de ne jamais abandonner. Tu as le pouvoir de transformer ton corps et libérer ta force intérieure !

Zah sy ny bandy akama manao pro andeha hikotrana 🏋️‍♀️🏋️‍♀️
29/09/2023

Zah sy ny bandy akama manao pro andeha hikotrana 🏋️‍♀️🏋️‍♀️

Motivation🏋🏽💪
27/09/2023

Motivation🏋🏽💪

Hatram'farany tsy misy miala eo 😉💪🏋🏽
25/09/2023

Hatram'farany tsy misy miala eo 😉💪🏋🏽

La fitness et la musculation ne sont pas seulement une question de physique, mais aussi de mentalité. Cultivez une menta...
19/09/2023

La fitness et la musculation ne sont pas seulement une question de physique, mais aussi de mentalité. Cultivez une mentalité de gagnant, de persévérance et de confiance en vous. Les résultats ne viennent pas du jour au lendemain, mais avec une détermination inébranlable et un engagement constant envers votre plan d'entraînement, vous atteindrez des sommets que vous n'auriez jamais cru possibles. Lorsque vous sentez que vous atteignez vos limites, rappelez-vous pourquoi vous avez commencé et laissez cette motivation vous propulser encore plus haut. Chaque répétition, chaque série et chaque séance d'entraînement vous rapprochent de la version la plus puissante et accomplie de vous-même. Continuez à vous défier, à vous inspirer et à persévérer, car les sommets que vous atteindrez dans votre parcours de fitness seront le reflet de votre détermination sans limites.

Motivation
29/08/2023

Motivation

Mentioneo le bandy akaman'lisany manao anty😂🤣Lisany zalah aza mapme ahRaha tsy misy sipa zany de aona le🤣🤣😂Ataovy milay ...
25/08/2023

Mentioneo le bandy akaman'lisany manao anty😂🤣
Lisany zalah aza mapme ah
Raha tsy misy sipa zany de aona le🤣🤣😂
Ataovy milay ny kotrana e😉

16/08/2023

Miarahaba e

Ela2 tsy hita ah

Sady mitondra zavatra ho anareo ihany koa izay liana😊...

Boky miisa 18 version electronique momban'ny FITNESS ET MUSCULATION...

Manazava anareo ny base pdm,perte de poids,morphologie,erreur à eviter,...

Mba vakivakiana rehefa tsy misy atao iny e...

Manasa anao ary hanjifa izany amin'ny sarany 2000 ar

Afaka alefa e-mail,messenger lite ihany koa...

Enao ve mino fa io tanjona io dia azo tratrarina tsara,Io nofinofinao io dia azo tanterahina tsara,Raha...Manana finiava...
10/08/2023

Enao ve mino fa io tanjona io dia azo tratrarina tsara,
Io nofinofinao io dia azo tanterahina tsara,

Raha...

Manana finiavana,fandavan-tena ary fahazotoana be...

Tsy vitana eritaona io,ataovy fiainanao dia ho tratranao io...

Ny hafa ve mahavita dia ianao ve no hambaka amin'izany...

Ianao contre aminao io fa tsy ny hafa

Mijereva fitaratra dia teneno ny tenenao hoe tsy maintsy tratrako ny tanjoko..

Vitanao io😘😉

Le sport en couple renforce votre complicité et votre connexion émotionnelle : profitez de ces moments pour créer des so...
05/08/2023

Le sport en couple renforce votre complicité et votre connexion émotionnelle : profitez de ces moments pour créer des souvenirs ensemble.

La musculation et le fitness sont des chemins vers une meilleure version de toi-même. Chaque séance t'approche un peu pl...
31/07/2023

La musculation et le fitness sont des chemins vers une meilleure version de toi-même. Chaque séance t'approche un peu plus de tes objectifs.




Tsy hoe tiako fotsiny😊fa hiainako mihitsy ilay kotrana satria nahitako tombotsoa be dia be mihitsy😊:fahasalamana,vatana,...
30/07/2023

Tsy hoe tiako fotsiny😊fa hiainako mihitsy ilay kotrana satria nahitako tombotsoa be dia be mihitsy😊:fahasalamana,vatana,saina...

Mandrisika aho hoe mikotràna raha mbola manana fotoana...

Marina hoe mandany vola sy fotoana fa tsy hanenenanao😉

N'oublie jamais que ton plus gros combat c'est contre toi-même,pas contre les autres.
26/07/2023

N'oublie jamais que ton plus gros combat c'est contre toi-même,pas contre les autres.

Pour perdre du poids, il est recommandé de combiner une alimentation équilibrée avec une activité physique régulière. Vo...
24/07/2023

Pour perdre du poids, il est recommandé de combiner une alimentation équilibrée avec une activité physique régulière. Voici mes conseils :
1. Mangez des repas équilibrés, riches en légumes, en protéines maigres et en grains entiers.
2. Réduisez votre consommation d'aliments riches en calories, en sucres ajoutés et en matières grasses.
3. Limitez les portions et évitez les grignotages excessifs.
4. Buvez beaucoup d'eau pour rester hydraté et favoriser la sensation de satiété.
5. Faites de l'exercice régulièrement en combinant cardio et renforcement musculaire.
6. Établissez un programme réaliste et durable, évitez les régimes restrictifs ou drastiques.
7. Soyez patient et persévérant, la perte de poids progressive est plus saine et durable.
8. Consultez un professionnel de la santé si vous avez des besoins spécifiques ou des problèmes de santé.

L'effort que vous mettez aujourd'hui détermine la force que vous aurez demain.
22/07/2023

L'effort que vous mettez aujourd'hui détermine la force que vous aurez demain.

salama eDisponible mampikotrana 👉🏿💪👈🏿
17/07/2023

salama e

Disponible mampikotrana 👉🏿💪👈🏿



La persévérance et la discipline sont les clés du succès en fitness. Reste motivé(e), fais preuve de constance et les ré...
14/07/2023

La persévérance et la discipline sont les clés du succès en fitness. Reste motivé(e), fais preuve de constance et les résultats viendront.

Rappelle-toi pourquoi tu as commencé. Que ce soit pour être en meilleure santé, plus fort(e) ou plus confiant(e), garde ...
13/07/2023

Rappelle-toi pourquoi tu as commencé. Que ce soit pour être en meilleure santé, plus fort(e) ou plus confiant(e), garde cet objectif en tête à chaque séance d'entraînement. Tu es capable de tout ce que tu te fixes.

Mahazo kivy🙁fa tsy mahazo mi-abandonne💪
02/07/2023

Mahazo kivy🙁fa tsy mahazo mi-abandonne💪

Coucou les filles😊Je sais que vous travaillez dur pour obtenir vos fessiers de tes rêves, et je veux te dire que je suis...
01/07/2023

Coucou les filles😊
Je sais que vous travaillez dur pour obtenir vos fessiers de tes rêves, et je veux te dire que je suis très fiere de toi.
Je sais que parfois,il peut être difficile de suivre une routine d'entrainement et une alimentation saine,mais n'oubliez pas que tout en vaut la peine lorsque vous voyez les résultats.
Ne te compare pas à personne d'autre,car tu es unique et spécial.
Ton corps est une oeuvre d'art,et il mérite d'être soigné et admiré.
N'abandonne pas,car tu peux accomplir tout ce que tu entreprends.
Tu es une fille fitness, et cela signifie que tu es forte,déterminée et courageuse.
Continuer comme ça ,car vous êtes à un pas dr plus pour avoir ces gros fessiers fermes que vous aimez tant.
Et souviens-toi que je serai toujours là pour te soutenir et t'encourager.
Bisous les filles😘

Bon kotrana daholo e
27/06/2023

Bon kotrana daholo e

VolontéTravailDisciplineRésultatAry nenareo mba inona???Mba teneno ao @ commenataire
26/06/2023

Volonté
Travail
Discipline
Résultat

Ary nenareo mba inona???
Mba teneno ao @ commenataire

Bonne fête à tous les Papa eee🎉🎉Mirary soa daholo de tongava amin'ilay vatana iriana daholo e
18/06/2023

Bonne fête à tous les Papa eee🎉🎉
Mirary soa daholo de tongava amin'ilay vatana iriana daholo e

Objectifs:avoir un corps comme ça❤💗
10/06/2023

Objectifs:avoir un corps comme ça❤💗

Address

Antananarivo
Antsirabe
110

Telephone

+261347680706

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LE COACH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category


Other Health spas in Antsirabe

Show All