RAPHA Madagascar

RAPHA Madagascar RAPHA dia orinasa manao fitsaboana natoraly amin'ny alalan'ny fampiasana lohamenaka isan-karazany Ilaina ny VINA hamaritana ny ho avy.

Rapha Madagascar, 10 taona!
10 taona nikarohana sy namokarana ary nampiasana ireo vokatra natoraly manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ho fiarovana, ho fisorohana sy ho fitsaboana ary ho fanamaivanana ny fanaitainana.

10 taona niara-niasa sy nisokatra tamin’ireo mpiantsehatra rehetra eo amin’ny sehatry ny fitsaboana mahazatra sy nentim-paharazana ary ny fitsaboana natoraly.

10 taona nahatsapana fa tena ilain’ny be sy ny maro ny fitsaboana natoraly. Ny Ho avy

Hotohizana ny asa efa natomboka, hatsaraina hatrany ireo vokatra natoraly misy ary tsy hijanona ny fikarohana. Vonona hatrany hiara-miasa amin’ny rehetra sy ny fanjakana Malagasy. Ilaina koa ny fiovana ka arahina finoana sy fitiavana izany . Apetraka mazava ny tanjona, arahina fanamby. Tanterahina avy hatrany ny asa efa nekena hatao. Haintsika sy vitatnsika io ary ny fandresena sy ny fahombiazana no faneva atsangatsika hatrany hatrany . Miaraka amintsika Andriamanitra. Ho Azy irery ihany ny dera sy laza ary ny voninahitra mandrakizay. Godfroy RALAINDRATSIRY
Talen’ny Rapha Madagascar

🌿 Santé au cœur de nos préoccupations! 💚Les chiffres ne mentent pas! Selon des statistiques récentes, les troubles cardi...
22/01/2024

🌿 Santé au cœur de nos préoccupations! 💚

Les chiffres ne mentent pas! Selon des statistiques récentes, les troubles cardiovasculaires, gastriques et intestinaux touchent de nombreuses personnes au quotidien. 😟

🫀 Problèmes cardiaques: Environ 17,9 millions de décès chaque année dans le monde sont liés aux maladies cardiovasculaires.

🍽️ Problèmes digestifs: Près de 20% de la population mondiale souffre de troubles digestifs, affectant souvent l'estomac et l'intestin.

Mais ne vous inquiétez pas, nous avons la solution naturelle par excellence: Camielle! 🌿

✨ Notre produit phare, le Camielle, est conçu pour promouvoir la santé cardiaque, renforcer le système digestif et soulager les troubles gastro-intestinaux. Grâce à ses ingrédients naturels soigneusement sélectionnés, le Camielle s'attaque aux racines des problèmes, offrant une approche holistique pour une vie plus saine.

Disponible dans nos boutiques à
✅Antsirabe: 0321222633

✅Antananarivo: 0343888993 / 0321222639
Prix: 19.000 Ar

🌱 Choisissez le bien-être dès aujourd'hui avec le Camielle - votre allié naturel pour un cœur, un estomac et des intestins en pleine forme!

🌙✨ Un Sommeil Réparateur avec RAPHA MADAGASCAR ✨🌙Chers amis de la santé naturelle, le sommeil n'est pas simplement une p...
04/01/2024

🌙✨ Un Sommeil Réparateur avec RAPHA MADAGASCAR ✨🌙

Chers amis de la santé naturelle, le sommeil n'est pas simplement une pause nécessaire après une journée bien remplie, saviez-vous que le sommeil est une clé précieuse pour notre bien-être général ? 🛌💤

Les Bienfaits du Sommeil :
1. 🌿 Régénération Cellulaire : Pendant le sommeil, notre corps se régénère, répare les tissus et renforce le système immunitaire.
2. 🧠 Fonctions Cognitives : Un sommeil suffisant améliore la concentration, la mémoire et la prise de décision.
3. 😊 Équilibre Émotionnel : Une bonne nuit de sommeil favorise la stabilité émotionnelle et réduit le stress.

Statistiques sur le Sommeil:
Selon l’OMS :
- Les troubles du sommeil peuvent contribuer à des problèmes de santé tels que l'obésité, le diabète et les maladies cardiovasculaires.
- près de 30% de la population mondiale ne dort pas suffisamment. Cela peut entraîner des problèmes de santé à long terme. 😱

Durée Recommandée de Sommeil:
👶🏽 Nourrissons (0-3 ans): Entre 14 et 17 heures.
👦🏽 Enfants (4-11 ans): Entre 9 et 11 heures.
🧑 Adolescents (12-17 ans): 8-10 heures
🧔 Adultes (18-64 ans): Entre 7 et 9 heures.
🧓🏽 Personnes âgées (65+): Entre 7 et 8 heures.

Conseils pour un Sommeil de Qualité:
1. 🚫 Évitez les écrans avant de dormir pour favoriser la production de mélatonine.
2. ☕ Limitez la caféine et les boissons énergisantes en fin de journée.
3. 🚶‍♂️ Pratiquez une activité physique régulière pour faciliter l'endormissement.
4. 🍵 Optez pour des infusions relaxantes à base de plantes naturelles.

Investissez dans votre bien-être en accordant à votre corps le sommeil qu'il mérite. 🌙💚 RAPHA MADAGASCAR vous accompagne avec des produits naturels pour favoriser un sommeil réparateur. N'hésitez pas à nous consulter pour découvrir nos solutions bien-être. 💤🌿

01/01/2024

🔴 𝙄𝙉𝙎𝙐𝙁𝙁𝙄𝙎𝘼𝙉𝘾𝙀 𝘾𝘼𝙍𝘿𝙄𝘼𝙌𝙐𝙀 ⚠️⚠️⚠️

✅ Mitombo ny isan'ireo Malagasy mitondra ny aretina atao hoe Insuffisance Cardiaque. Izany hoe reraka ny fo ka tsy mahavita miasa intsony. Misy miantso ihany koa hoe 𝙂𝙍𝙊𝙎 𝘾𝙊𝙀𝙐𝙍, na dia tsy voatery ho izay loatra aza ny tena dikany.

✅ Raha toa ka misy ny iray na ny maromaro amin'ireto fambaran'aretina ireto ianao na ny havanao, dia asaivo manatona 𝘿𝙤𝙠𝙤𝙩𝙚𝙧𝙖 𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙖𝙗𝙤 na 𝘾𝙖𝙧𝙙𝙞𝙤𝙡𝙤𝙜𝙪𝙚 (raha misy eo an-toerana)
fa mety ho 𝙄𝙣𝙨𝙪𝙛𝙛𝙞𝙨𝙖𝙣𝙘𝙚 𝘾𝙖𝙧𝙙𝙞𝙖𝙦𝙪𝙚 izany :

____

❌ Mora 𝙍𝙀𝙍𝘼𝙆𝘼 sy mora 𝙎𝙀𝙈𝙋𝙊𝙏𝙍𝘼 kely, ary kely fofonaina rehefa mandeha tongotra maika na miakatra tohatra. Tsy afaka mihitsy ilay hasemporana raha tsy mijanona maka aina elaela.

❌ Rehefa matory ka iva ny ondana dia 𝙎𝙀𝙈𝙋𝙊𝙏𝙍𝘼 tsy mahazo aina, sy 𝙈𝙄𝙆𝙊𝙃𝘼-𝙈𝘼𝙄𝙉𝘼 na mahazo 𝙍𝙀𝙃𝙊𝙆𝘼 𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊𝘼𝙏𝙍𝘼. Tsy maintsy mipetraka na mitsangana mihintsy vao mahazo aina sy afaka ilay kohaka sy sempotra.

❌ Mora 𝙈𝙄𝙑𝙊𝙉𝙏𝙊 ny tampon-tongotra roa, ary mety ho tonga hatrany amin'ny foto-pe aza. Rehefa tsindrina ilay mivonto dia mijanona eo ilay dia-tanana.

❌ Hita 𝙈𝙄𝙕𝙄𝙃𝙄𝙏𝙍𝘼 be ny lalandrà lehibe eo amin'ny tenda.

❌ Rehefa mandeha tongotra mafimafy dia 𝙈𝘼𝙍𝘼𝙍𝙔 ny ilan-kibo an-kavanana tandrify ny aty, toy ny manevika na manindrona sady mavesatra. Tsy maintsy mijanona sy maka aina elaela mihintsy vao afaka izany. Ohatry ny hoe marary ny vavony satria tsy mahatelin-kanina mihitsy.

❌ Manao 𝙋𝘼𝙇𝙋𝙄𝙏𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 na dia tsy manao ninoninona aza. Izany hoe tsapanao ny fidoboky ny fonao mitempo ao anatinao, mety ho haingana be, mety hikorontana, ka tsy mampahazo aina.
🌟 𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼
_____
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

30/12/2023
🌿 Santé Hépatique en Lumière!🌟Le foie, gardien vigilant de notre bien-être, mérite toute notre attention. 🧡 Il assure de...
28/12/2023

🌿 Santé Hépatique en Lumière!🌟

Le foie, gardien vigilant de notre bien-être, mérite toute notre attention. 🧡 Il assure des fonctions cruciales pour notre santé, de la détoxification à la régulation du métabolisme. Aujourd'hui, plongeons dans l'univers fascinant de cet organe vital!

👁‍🗨 Fonctions du Foie:
- Détoxification: Élimination des substances nocives.
- Synthèse Protéique: Production de protéines essentielles.
- Stockage de Nutriments: Réservoir d'énergie et de vitamines.

C'est ici que notre trésor, MCM entre en jeu ! 🌿

🌟 MCM - Votre Allié Hépatique:

- 🛡 Lutte Contre les Infections du Foie
- 🏋️‍♂️ Combat l'Asthénie Physique
- 🌊 Prévient les Maladies Rénales
- 🌬 Élimine les Problèmes Respiratoires

Choisissez MCM pour nourrir votre foie et favoriser une vie saine et énergique!

Disponible dans nos boutiques à
✅Antsirabe: 0321222633

✅Antananarivo: 0343888993 / 0321222639
Prix: 19.000 Ar

💚

🌿 Conseil Santé de la saison ☀️Saviez-vous que le letchi, en pleine saison, est bien plus qu'une délicieuse friandise? 🌟...
20/12/2023

🌿 Conseil Santé de la saison ☀️

Saviez-vous que le letchi, en pleine saison, est bien plus qu'une délicieuse friandise? 🌟

✨ Bienfaits médicinaux du letchi ✅:

🟢Booste l'immunité : Riche en vitamine C, le letchi renforce vos défenses naturelles.

🟢Source d'énergie naturelle : Idéal pour lutter contre la fatigue et rester dynamique.

🟢Améliore la digestion : Les fibres présentes favorisent une digestion saine.

🍽️ Conseil culinaire:
Il est préférable d'en consommer environ 1 heure avant le repas principal ou au moins 4 heures après pour favoriser une bonne digestion et éviter les problèmes de fermentation dans l'estomac.

🌿

🌿 Découvrez le Soyambo : La Puissance Naturelle en un Mélange Unique ! 🌱✨ Qu'est-ce que le Soyambo ?Le Soyambo, fusion h...
13/12/2023

🌿 Découvrez le Soyambo : La Puissance Naturelle en un Mélange Unique ! 🌱

✨ Qu'est-ce que le Soyambo ?
Le Soyambo, fusion harmonieuse du soja et du moringa, est une véritable merveille naturelle ! Nous avons combiné ces deux ''superaliments'' pour créer une source exceptionnelle de nutriments essentiels.

Les Vertus Exceptionnelles :
🍂Richesse en Protéines : Le Soyambo est une excellente source de protéines végétales, favorisant la construction musculaire et le maintien d'une bonne santé.

🍂Antioxydants Puissants : Grâce au moringa, notre mélange est chargé d'antioxydants, aidant à combattre les radicaux libres et à soutenir le système immunitaire.

🍂Équilibre Nutritionnel : Le soja apporte des acides gras essentiels et des vitamines, créant un équilibre nutritionnel optimal et agissant comme régulateur métabolique

🍂Prévention contre certains cancers et diabète: Le Soyambo d'une part contient des isoflavones prévenant le certains cancers et d'autre part contient des acides chlorogéniques agissant comme régulateur de la glycémie.

🍃 Comment Intégrer le Soyambo dans votre routine ?
Ajoutez une cuillère à soupe rasée dans un demi verre d'eau chaude, après repas matin et soir

💚 Soyez au Top de Votre Santé avec le Soyambo !
Disponible dans nos boutiques à
✅Antsirabe: 0321222633

✅Antananarivo: 0343888993 / 0321222639
Prix: 7500 Ar le pot

Venez découvrir le pouvoir du Soyambo chez RAPHA MADAGASCAR !
🌿

Arabaina isika rehetra tratry ny taona 2023 ! Ny orinasa Rapha Madagascar dia manome sy miezaka hatrany hanome fahafaham...
01/01/2023

Arabaina isika rehetra tratry ny taona 2023 !
Ny orinasa Rapha Madagascar dia manome sy miezaka hatrany hanome fahafahampo ny mpanjifany. Natao ho an'ny olona rehetra ny fitsaboana natoraly ho fisorohana sy fitsaboana ireo aretina mpahazo andavan'andro. Mahereza daholo !

Fiadanana ! SAMIA MAILO !Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Rapha Madagascar. Mila mitandrina isika fa misy gripa ...
17/11/2022

Fiadanana ! SAMIA MAILO !
Faly miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Rapha Madagascar. Mila mitandrina isika fa misy gripa mahery indray izao miparitaka. Toy izao ny fitrangany : mikohaka (maina na misy rehoka tsy mety mivoaka), be lelo be, marary an-doha, marary tenda, manakotsako daholo ny vatana, mahatsiaro reraka, misy fivalanana indraindray, tsy mazoto homana, ary tsy matory. Tsy voatery miaraka mitranga daholo ireo.
Ny fitsaboana misoroka ny aretina no anisan’ny antom-pisianay. Azotsika atao tsara ny misotro ny « Poudre Artemisia ». Misotro in- 3 isan-kerinandro.
Mila mitandrina ho an’ireo olona « alejirka » sy ny misy tosidra ambony ary ny vehivavy bevoka.
Ny zavatra efa lazain’ny haino aman-jery koa anefa dia miakatra tsikelikely indray ny fiparitahan’ny covid 19, samia isika mailo !
Raha misy fanotaniana dia antsoy ny 034 38 889 93 (Tana), 034 70 063 30 (Antsirabe).
Mirary soa sy ny tsara ho antsika jiaby !

OTRA MITSABO SY MISOROKAAnkoatra ny fivarotana ireo vokatra natoraly maro entina misoroka ny aretina mpahazo dia misy ny...
12/10/2022

OTRA MITSABO SY MISOROKA
Ankoatra ny fivarotana ireo vokatra natoraly maro entina misoroka ny aretina mpahazo dia misy ny otra « massage reflexo » izay atolotry ny orinasa Rapha Madagascar. Ny faladia tongotra dia misy ireo « points reflexe » maro izay mifandray amin’ny taova any ambony. Rehefa kitikitihina (à stimuler) amin’ny hazo na tanana ireo « zones reflexe » ireo izay baikon’ny atidoha dia misy akony avy hatrany amin’ny taova izay voakitika. Mitondra fahasalamana feno ho an'ny vatana sy saina izany.
Ireto avy ny tombotsoa azo amin’ity otra misoroka ity : manampy amin’ny olan’ny tsy firindran’ny taova, manala ny havizanana lavareny, mampiakatra ny hery fiarovana, manala stresy, manampy ireo olona tsy mahita tory, manadio rà, manatsara ny fiasan’ny atidoha sy fitadidiana, manalefaka ireo hozatra mihenjana sns…
Manatona ireo toeram-pandraisanay marary : Tana 032 12 226 30 – 034 39 889 93, Antsirabe 034 70 063 30.
Sarany : manomboka : 10 000ar ka hatramin’ny 30 000ar, mila maka RDV azafady.
Mirary soa antsika rehetra

Nous sommes honorablement heureux de vous annoncer que Rapha Madagascar sera  bien présent durant le Fier-Mada.L'événeme...
29/07/2022

Nous sommes honorablement heureux de vous annoncer que Rapha Madagascar sera bien présent durant le Fier-Mada.

L'événement se déroulera du 03 au 7 Août à Andohatapenaka Kianjan'i Maki.
Numéro de stand: 271

Nos contacts: 034 12 112 71 - 032 04 226 35

Fiadanana ! Misy amintsika tokoa no te hahafantatra misimisy kokoa hatrany ny dingana no lalovan'ny orinasa Rapha Madaga...
17/06/2022

Fiadanana ! Misy amintsika tokoa no te hahafantatra misimisy kokoa hatrany ny dingana no lalovan'ny orinasa Rapha Madagascar nandritra izay taona maro izay.
Manasa antsika rehetra mpanaraka ny pejy FB hijery ny fandaharana " lehilahy mionjo" ao amin'ny TVM ny alahady 19 jona 2022 izao amin'ny 8 ora alina.
Tena reharehantsika Malagasy tokoa ary tsy hiankian-doha amin'ny vahiny ny fananantsika zava-maniry fanao fanafody maro.
Azo avadika ho fanafody natoraly nohavaozina izany ( remède traditionnel amélioré) ary azo antoka fa mitondra fahasalamana ho antsika Malagasy rehetra.
Lazao ary ny namana sy tapaka ary azo amparitaka ity fanasana ity. Mahereza daholo !

Address

Lot 1116E343 Mahazoarivo Sud
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341911271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RAPHA Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to RAPHA Madagascar:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram