Association Psy-Kôzy Antsirabe

Association Psy-Kôzy Antsirabe "Ensemble au service de la santé mentale"

Manasa am-pitiavana antsika rehetra. Ahafahan-tsika mahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny Fahaketrahana ara-tsain...
29/05/2026

Manasa am-pitiavana antsika rehetra.
Ahafahan-tsika mahafantatra misimisy kokoa ny mahakasika ny Fahaketrahana ara-tsaina na ny "depression", sy ny tontolo manodidina ny fahasalaman'ny saina.
Tongava maro ary ô!

𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐊𝐄𝐓𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐊𝐎𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀.

☝️37% ny tahan’ny fahaketrahana (dépression) eto Madagasikara ; raha 20% kosa ny malagasy tratran’ny aretin-tsaina vokatry ny tebiteby (trouble anxieux) raha ny antontan’isa tamin'ny taona 2022 no jerena.

👉Tsikaritra ihany koa eo anivon’ny fiaraha-monina fa miha-mahazo vahana ny resaka fahasalamana ara-tsaina sy tranga famonoan-tena ary anisany voakasika manokana amin’izany ny tanora.

👆Mizarazara anefa ny fiheveran’ny tsirairay izany fahaketrahana izany. Ao ny milaza fa zavatra foronina fotsiny io fa tsy misy, ao ihany koa ny milaza fa fahalemena ara-tsaina ilay izy. Izay indrindra no nahatonga ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ireo mpiaramiombon’antoka nikarakara ity adihevitra ity mba hifampizarana ireo tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny « Dépression » sy ny fahasalamana ara-tsaina amin’ny ankapobeny, ny mety ho fiatraikany, ny famantarana, ny fanohanana afaka hatao sy aiza no aleha hitsaboana azy.

𝙈𝙖𝙞𝙢𝙖𝙞𝙢𝙥𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙙𝙞𝙧𝙖𝙣𝙖, 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖 𝙙𝙖𝙤𝙡𝙮 𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖. 𝘼𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙣𝙤𝙧𝙖, 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙙𝙧𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙤 𝙩𝙤𝙣𝙜𝙖.

📌Fidirana ao amin'ny vavahady P3

15/05/2026
🧠 Andao hiresaka momba ny fahasalamana ara-tsaina…Manasa anao izahay hanatrika latabatra boribory momba ny fahaketrahana...
09/05/2026

🧠 Andao hiresaka momba ny fahasalamana ara-tsaina…

Manasa anao izahay hanatrika latabatra boribory momba ny fahaketrahana ara-tsaina, fotoana iray hifampizaràna, hahazoana fahatakarana ary hanampiana ny tsirairay.

📅 16 Mey 2026
⏰ 9h – 11h
📍 Hôtel Diamant Antsirabe

👥 Miaraka amin’i
• MANORINTSOA Ny Avo – Psikology klinisiana
• MAMISON Cathia – Filohan’ny fikambanana

🎟️ Maimaimpoana ny fidirana
📘 Hisy boky azo vidiana eny an-toerana :
“Guide pratique pour prendre soin de la santé mentale”

🕑 14h – 16h
➡️ Fandraisana mpikambana vaovao (ho an’ny eto Antsirabe)

💰 Latsakemboka : 10 000 Ariary isan-taona

✨ Andao hiara-hikarakara ny fahasalamantsika ara-tsaina.

🧠 Parlons de santé mentale…

Nous vous invitons à une table ronde sur la dépression, un moment d’échange pour mieux comprendre, partager et accompagner.

📅 16 mai 2026
⏰ 9h – 11h
📍 Hôtel Diamant Antsirabe

👥 Avec :
• MANORINTSOA Ny Avo – Psychologue clinicien
• MAMISON Cathia – Présidente de l’association

🎟️ Entrée gratuite
📘 Livre disponible sur place : “Guide pratique pour prendre soin de la santé mentale”

🕑 14h – 16h
➡️ Ouverture des adhésions (pour les résidents d’Antsirabe)

💰 Frais : 10 000 Ariary / an

✨ Ensemble, prenons soin de notre santé mentale.

Address

Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Psy-Kôzy Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share