Service Imagerie Médicale Ave Maria Antsirabe

Service Imagerie Médicale Ave Maria Antsirabe Radiologie

04/10/2024

AROM - Association d'appui à la Radiothérapie et l'Oncologie de Madagascar

Miarahaba ny rehetra.Efa afaka mandalo daholo isika niandry scanner nandritra ny fotoana elaela izay.Efa miverina mandra...
17/07/2024

Miarahaba ny rehetra.
Efa afaka mandalo daholo isika niandry scanner nandritra ny fotoana elaela izay.
Efa miverina mandray marary izay mila scanner izahay.
Mirary fahasalamana.

18/06/2024

Miarahaba tompoko 👋👋🙂

👉Rubrique antsika anio, momba ny donika.
Matetika mpahazo ny ankizy izy io amin'izao andro mangatsiaka izao.

Inona moa ny donika,
Areti-mifindra azo avy @ virus izy io, ny ahafantarana azy matetika dia mivonto ny ambany sofina ary mafana hoditra be ny Zaza

🟢Mihena ho azy io fivontosana io rehefa afaka herinandro. Tsy mampiova ny fivoaran'ny donika ny fanosorana vovoka tsaoka eo @ tarehy 😉.
⚠️Raha mafy ny fanaintainana na reraka loatra ny Zaza ,Na tsy mahazaka ny fanaviana na tsy misakafo na mandoa sns... Dia mila entina Dokotera ihany hanomezana izay fanafody sahaza azy.
✅Tsy mianatra ny Zaza voan'ny donika (isolement) mandritra ny herinandro mahery

✅Ny Zaza efa voan'ny donika dia tsy iverenany intsony.

⚠️Raha tsy mihena ho azy ny fivontosana dia ento miverina Dr ny Zaza sao zavatra hafa no mahazo azy.

Izay indray ary aloha ny anio,
Asio réaction ny publication antsika, mentionnéo ny namana,zarao, araho tsy tapaka ny pejy.

Mankasitraka indrindra

Dr Vatosoa
Mpitsabo Zaza
0387250091
Tsarahonenana

21/02/2024
12/02/2024

Manasa antsika hanaraka ny fandaharana.

31/10/2023

Efa misy eto amintsika eto Antsirabe ny mammographie ka afaka manatona na miantso ny clinique Ave Maria izay mila azy.
Mirary soa.

Vita soa ny fanokanana ny fitaovana vaovao ary hiasa afaka fotoana fohy. Mirary fahasalamana ho an'ny rehetra.
13/10/2023

Vita soa ny fanokanana ny fitaovana vaovao ary hiasa afaka fotoana fohy. Mirary fahasalamana ho an'ny rehetra.

03/10/2023

Tsy hoe rehefa be kibo na rehefa akaiky ho teraka mihitsy vao misafo.
Mirary soa.

08/06/2023

Mazava ny hafatra. Ny fandidiana irery ihany no fitsaboana sahaza ny hernie inguinale. Mankasitraka Professeur 🙏🙏🙏.

Ho avy tsy ho ela ny "mammographe" ka dia ho afa-pahasahiranana indray ny vahoakan'ny Vakinakaratra ☢️☢️☢️
10/02/2023

Ho avy tsy ho ela ny "mammographe" ka dia ho afa-pahasahiranana indray ny vahoakan'ny Vakinakaratra ☢️☢️☢️

Address

Clinique Avenue Maria
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261340548998

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Imagerie Médicale Ave Maria Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Service Imagerie Médicale Ave Maria Antsirabe:

Share