Residence treatment

Residence treatment Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Residence treatment, Medical and health, residence des hauts plateaux, Antsirabe.

03/05/2026
🤤 EO NOHO EO IHANY DIA AFAKA NY HAVIZANANA 🤤🔸Ary manomboka eo dia salama kokoa ianao .Evénements lehibe iarahana amin’ny...
28/04/2026

🤤 EO NOHO EO IHANY DIA AFAKA NY HAVIZANANA 🤤
🔸Ary manomboka eo dia salama kokoa ianao .
Evénements lehibe iarahana amin’ny ZRK Evenement — STAND N°30
- MASSAGE AMMA ASSIS -

Ny Massage Amma Assis dia : âś… mampihena stress sy adin-tsaina,mandamina ny torimaso tapatapaka,fikorian'ny rĂ 
âś… manala havizanana ara-batana sy ara-tsaina
✅ manatsara ny fifantohana sy ny vokatra amin’ny asa
✅ manampy amin’ny fiarovana ny aretin’ny hozatra sy hazondamosina
🔹 Atao eny amin’ny toeram-piasana mihitsy
🔹 Tsy mila miala akanjo
🔹 Haingana (15–20 minitra isaky ny olona)
🔹 Mety amin’ny orinasa, bureaux, événements, salons, team building
🌱 Ho anay, ny fahasalamana dia investissement, fa tsy fandaniana. Orinasa manome lanja ny mpiasany dia orinasa maharitra sy mahomby.
🤝 Misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny orinasa lehibe, PME, ONG, institutions, ary organisateurs d’événements izahay.
📌 Ara-dalàna tanteraka ny asanay
âś” Manana NIF
âś” Manana STAT
Izany dia antoka:
đź”’ fitokisana
đź”’ fahamatorana
đź”’ fiaraha-miasa maharitra sy matihanina
📩 Raha te hanome traikefa vaovao sy mahasalama ho an’ny ekipanao ianao,
📞 raha mitady mpiara-miombon’antoka matoky sy azo itokisana,
👉 Mifandraisa aminay dieny izao.
Contact : +261 34 87 404 04 / +261 33 29 584 57
✨ Massage Amma Assis — rehefa salama ny olona, miroborobo ny asa.

massage habillé,sans huile ni creamregain d'energie
22/01/2026

massage habillé,sans huile ni cream
regain d'energie

Le massage «Amma Assis» est une technique de toucher qui se pratique en position assise sur une personne habillée. 📍C’es...
21/01/2026

Le massage «Amma Assis» est une technique de toucher qui se pratique en position assise sur une personne habillée. 📍C’est un enchaînement précis, technique, composé de pressions, d’étirements, de percussions et de balayages.

🔍Il contribue à soulager les tensions et procure à la fois une profonde détente corporelle et une véritable dynamisation.
0

N.B = 📎" L'équipe de Résidence Treatement vous offre ses services à Antsirabe et ses alentours."

🏣 Lieu : Chez SOATRANS PLUS ( Salle d'attente VIP )
📞 Contact : - 034 87 404 04

💺 MASSAGE AMMA ASSIS – Fahasalamana sy fahombiazana eo am-piasana 💼✨Amin’izao vanim-potoana maha be ny rotoroto sy maha ...
15/01/2026

💺 MASSAGE AMMA ASSIS – Fahasalamana sy fahombiazana eo am-piasana 💼✨

Amin’izao vanim-potoana maha be ny rotoroto sy maha tototra amin'ny asa izao, lasa zava-dehibe kokoa noho ny hatramin’izay ny fikarakarana ny fahasalamana sy ny fahazotoan’ny mpiasa.
Izany indrindra no antony anoloranay ny Massage Amma Assis, vahaolana tsotra nefa tena mahomby.
Ny Massage Amma Assis dia : âś… mampihena stress sy adin-tsaina,mandamina ny torimaso tapatapaka,fikorian'ny rĂ 
âś… manala havizanana ara-batana sy ara-tsaina
✅ manatsara ny fifantohana sy ny vokatra amin’ny asa
✅ manampy amin’ny fiarovana ny aretin’ny hozatra sy hazondamosina
🔹 Atao eny amin’ny toeram-piasana mihitsy
🔹 Tsy mila miala akanjo
🔹 Haingana (15–20 minitra isaky ny olona)
🔹 Mety amin’ny orinasa, bureaux, événements, salons, team building
🌱 Ho anay, ny fahasalamana dia investissement, fa tsy fandaniana. Orinasa manome lanja ny mpiasany dia orinasa maharitra sy mahomby.
🤝 Misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny orinasa lehibe, PME, ONG, institutions, ary organisateurs d’événements izahay.
📌 Ara-dalàna tanteraka ny asanay
âś” Manana NIF
âś” Manana STAT
Izany dia antoka:
đź”’ fitokisana
đź”’ fahamatorana
đź”’ fiaraha-miasa maharitra sy matihanina
📩 Raha te hanome traikefa vaovao sy mahasalama ho an’ny ekipanao ianao,
📞 raha mitady mpiara-miombon’antoka matoky sy azo itokisana,
👉 Mifandraisa aminay dieny izao.
Contact : +261 34 87 404 04 / +261 33 29 584 57
✨ Massage Amma Assis — rehefa salama ny olona, miroborobo ny asa.

Miarahaba antsika rehetraMandray anjara ato@ Vitrine du Vakinankaratra ny massage amma assisToerana ampitan'ny assurance...
12/09/2025

Miarahaba antsika rehetra
Mandray anjara ato@ Vitrine du Vakinankaratra ny massage amma assis
Toerana ampitan'ny assurance Aro
Tongava Maro!
Degustation Gratuit!

12/09/2025
MANIRY HIAONA AMINAREO TSY HO ELA IZAHAY,RENDEZ VOUS:
02/09/2025

MANIRY HIAONA AMINAREO TSY HO ELA IZAHAY,RENDEZ VOUS:

06/03/2025

SAO DIA MISY MANANA SEZA AO @
BIRAO ILAY AFAKA MIODINA SADY MISY KODIARANA IRENY
EFA NIASA ,MBA VIDIANA AZAFADY🤔

👋 Miarahaba antsika rehetra indray. ✍️ Afaka mamandrika toerana mialoha ihany isika ao anaty hafatra miafina ho an'izay ...
17/12/2024

đź‘‹ Miarahaba antsika rehetra indray.

✍️ Afaka mamandrika toerana mialoha ihany isika ao anaty hafatra miafina ho an'izay hanao massage . 👌

đź””Ny toerana misy anay.

📆 ANTANANARIVO : KIANJA BAREA MAHAMASINA 18 au 24 Décembre 2024.

🏠 ANTSIRABE : SOATRANS Plus ( Salle d'attente VIP ). 🕜 = 08:30 - 16:30 du Lundi au Samedi . Dimanche : " Sur rendez-vous "

📌 SOCIÉTÉ ; USINE ; BUREAUX ; ENTREPRISE ; PARTICULIER ; CLUB DES SPORTS ; GROUPE DES DANSES ; TOUR OPÉRATEUR ; VOYAGE ORGANISÉ ;... etc

Afaka manao Ă  domicile izahay ( Ho antsika eto Antsirabe )
Misokatra ho antsika rehetra ny hafatra miafina.

Misaotra antsika orinasa izay efa miara-miasa aminay . Mankasitraka amin'ny fahatokisana . 🤝🏻

Izahay dia vonona hatrany amin'ny fiaraha-miasa ho antsika rehetra.

Address

Residence Des Hauts Plateaux
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Residence treatment posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share