Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe Mandray an-tanana ireo diabetika eto Vakinankaratra sy ny manodidina

NY FIFINDRANY SY FISEHONY
07/01/2026

NY FIFINDRANY SY FISEHONY

NY FISOROHANA AMIN'NY NENDRAN-DRAJAKO
07/01/2026

NY FISOROHANA AMIN'NY NENDRAN-DRAJAKO

01/01/2026
Ny Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe   dia mirary krismasy sambatra 🌲🌲 sy taona vaovao 2026 f...
24/12/2025

Ny Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe dia mirary krismasy sambatra 🌲🌲 sy taona vaovao 2026 feno fifaliana 😁😁 sy fiadanana 🤗🤗 ary fahasalamana 😉😉

MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO

24/12/2025

Tsy misokatra ny centre ny :
24 Desambra tolakandro
31 Desambra tolakandro
2 Janoary

💥FIZARANA NATAON'IREO DIABETIKA💥Ahoana no niainany tamin'ny nahafantarany hoe diabetika izy ireo?Inona no niova vao fant...
03/12/2025

💥FIZARANA NATAON'IREO DIABETIKA💥

Ahoana no niainany tamin'ny nahafantarany hoe diabetika izy ireo?
Inona no niova vao fantatra hoe diabetika?
Taiza no làlana efa nalehany?.....

🛑Iray amin'ireo nizara izany : ''Natosika tamin'ireny "chariot'' ireny, saika notapahina ny tongony, vao fantatra hoe diabetika dia noraisina an-tànana'' io izy efa mandeha

👉👉Aza andrasana lasa lavitra amin'ny voka-dratsy vao hojerena ny toe-batana satria misoko mangina ny diabeta

Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe
Amadia Antsirabe
Amadia Madagascar

Herinandron'ny diabetaNy mampiavaka ny tanora dia manana tanjaka, manan-tsaina, be hevitra, mavitrika, manana fahasahian...
26/11/2025

Herinandron'ny diabeta

Ny mampiavaka ny tanora dia manana tanjaka, manan-tsaina, be hevitra, mavitrika, manana fahasahiana, be faniriana ny hianatra sy hanova zavatra ......

TANORA DIABETIKA, tsy ambakan'izany ❤️❤️❤️



Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

Amadia Antsirabe
Amadia Madagascar

Animation ZUMBA Herinandron'ny diabeta 2025Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe Amadia Antsirabe
25/11/2025

Animation ZUMBA
Herinandron'ny diabeta 2025

Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe
Amadia Antsirabe

Fampirantiana sakafo nandritry ny herinandron'ny diabetasakafo maro loko Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofo...
24/11/2025

Fampirantiana sakafo nandritry ny herinandron'ny diabeta

sakafo maro loko


Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

Araho an-tsary ny diabe hiadiana amin'ny diabeta teto Vakinankaratra ny asabotsy teo niainga teo amin'ny garaMankasitrak...
23/11/2025

Araho an-tsary ny diabe hiadiana amin'ny diabeta teto Vakinankaratra ny asabotsy teo niainga teo amin'ny gara

Mankasitraka ireo fianakaviana, namana, diabetika naneho fa ny fampiasam-batana dia mahasalama tokoa, ary azo fehezintsika ny diabeta

Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

Amadia Antsirabe Amadia Madagascar

Tontosa soa aman-tsara ny famelabelarana ho an'ny daholobe momba ny diabetaManome fotoana antsika aminy Asabotsy amin'ny...
19/11/2025

Tontosa soa aman-tsara ny famelabelarana ho an'ny daholobe momba ny diabeta

Manome fotoana antsika aminy Asabotsy amin'ny diabe miainga eny amin'ny gara amin'ny 8 Ora

Fehin'ny androany : TONGAVA MANAO FITILIANA DIENY MBOLA TSY MISY FAMBARA SY FAHASAROTANA,
MBA HANANA FIAINANA SAMBATRA ANATY FAHASALAMANA

🛑Rahampitso ny fotoanaIreo fanotaniana manitikitika anao momba ny DIABETA dia hovaliana amin'io fotoana io
18/11/2025

🛑Rahampitso ny fotoana

Ireo fanotaniana manitikitika anao momba ny DIABETA dia hovaliana amin'io fotoana io

Address

Piste Vatofotsy
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram