Centre médical Aro

Centre médical Aro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre médical Aro, Medical and health, Ambohimena, Antsirabe.

❌Miaro ny fahasalamana = Miaro ny ho avy❌
11/02/2026

❌Miaro ny fahasalamana = Miaro ny ho avy❌

⚠️Fanentanana ara-pahasalamana ⚠️Ny fihinana tany dia mety ho fahazarana hita amin’olona sasany, saingy mampidi-doza ho ...
10/02/2026

⚠️Fanentanana ara-pahasalamana ⚠️

Ny fihinana tany dia mety ho fahazarana hita amin’olona sasany, saingy mampidi-doza ho an’ny fahasalamana izy io.
👉 Mety hiteraka:
Aretin-kibo sy aretin-tsinay
Fahabangana otrikaina (fer, zinc…)
Parasita sy mikraoba miditra ao anaty vatana
Fikorontanan’ny fitombenana sy fitomboan’ny ankizy
Loza ho an’ny reny bevohoka sy ny zaza ao an-kibo
🛑 Tsy sakafo ny tany
✔️ Raha misy faniriana hihinana azy dia mety famantarana tsy fahampian-tsakafo na olana ara-pahasalamana izany.
🤝 Aza menatra mitady fanampiana
Manantona mpiasan’ny fahasalamana akaiky anao ho an’ny torohevitra sy fitsaboana sahaza.
✨ Miaro ny fahasalamana = miaro ny ho avy

07/02/2026

Aleo hoany ary aloha iny Paracétamol sy Doliprane iny fa ity indray ny “information” manaraka : tsy hoe akory hoanina ambava ny fanafody dia tsy maintsy mankarary vavony☺️ fa misy karazana fanafody kosa tena minàna vavony.
Tahaka ny Ibuprofene ilay karazana fanafody hoe AINS (Anti Inflammatoire Non steroidien)
Satria mi-bloqué ny antsoina hoe cyclo-oxygenase (COX) izy io. Nefa io COX io mamokatra ny antsoina hoe prostanglandine izay miaro ny vavony amin’ilay asidra vokarin’ny sela ao amin’ny vavony.☺️

Misy mantsy ny olona miteny hoe “tsy te hinana fanafody ambava fa mankarary vavony”
Dia izao izany mba fantantsika indray hoe tsy ny fanafody ambava rehetra akory no mankarary vavony, misy aza ahosotra fa mankarary vavony ihany rehefa mbola anatin’ny famille an’io karazana fanafody io.

Dia tsy ny abehan’ny fanafody no mankarary ny vavony akory🤗.

07/02/2026
Centre médicale Aro Ambohimena Misokatra 24h/24 / 7j/7 !!03309331950386320991
01/02/2026

Centre médicale Aro
Ambohimena
Misokatra 24h/24
/ 7j/7 !!
0330933195
0386320991

30/01/2026

Mitsahatra androany ny fandraisana dossier SF mankasitraka antsika rehetra !!

28/01/2026

Ny fahasalamanao no laharam- pahameanay

RECRUTEMENT – SAGE-FEMMENy Centre Médical Aro – Ambohimena dia mitady Sage-femme mahafeno fepetra.✅ Diplôme Sage-femme✅ ...
26/01/2026

RECRUTEMENT – SAGE-FEMME
Ny Centre Médical Aro – Ambohimena dia mitady Sage-femme mahafeno fepetra.
✅ Diplôme Sage-femme
✅ Mazoto sy tompon’andraikitra
✅ Mahay miara-miasa
📄 Dossier : Lettre de motivation, CV, copie diplôme, CIN
📩 Alefa par mail @ hasynoretienne@gmail.com na aterina mivantana ao amin’ny bureau ABC Kids Institute – enceinte SPAM( Ampitan'ny région Vakinankaratra)
📆 Daty farany : Vendredi 30/01/2026
📢 Zarao azafady 🙏

Ambohimena Antsirabe
21/01/2026

Ambohimena Antsirabe

Address

Ambohimena
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre médical Aro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram