Mes potions MDG DIEGO

Mes potions MDG DIEGO Mirary fahasalamany 🥰. Baume Bronchiolite, Colique, Rhumatisme, Asthmatique et Detox foie et Reins

�Baume BRONCHIOLITE à Diego(DIANA-SAVA afaka handefasana), kohaka,rehoka tsy mety afaka, tery tratra, sempotra lava, asthme, gripa, allergie, kohaka tsy mety afaka.

- tsy maintsy sitrana ny zaza antsika!� efficacité garantie �

- mi prevenir mialoha sady traitement mba tsy hiverenany intsony
- Manala rehoka sy kohaka tsy mety afaka.
- Mampiakatra ny système immunitaire ny zaza kely sady anti inflammatoire.

�Natokana hoan’i zaza kely mihitsy manomboka 1 mois,sady mampatanjaka sy miaro azy.

�Be dia be ny Ray aman’dReny Efa nahita vokatra…tsy grippe tsotra fotsiny no sitrany fa bronchiolite mihitsy.

�A base d’huile de nigelle, coco, niaouli, orange douce

24/10/2025

Je fête mes 4 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

VOKATRA VAOVAO 🔥 ho antsika maventy tia hihena, mba ho taille fine 😁✅TRIPLE ACTION, Minceur - Brûle graisse - Anti-fatig...
10/10/2025

VOKATRA VAOVAO 🔥 ho antsika maventy tia hihena, mba ho taille fine 😁

✅TRIPLE ACTION, Minceur - Brûle graisse - Anti-fatigue- Anti-dépresseur.. (TSY MAMPIVALANA)

✅Manadoso tavy- mampatanjaka- manatsara humeur.

💯 garantie ity, vetivety kely dia lasa io tavy manavesatra io.Tena malaky.

💯 manatsara ny libido ihany koa na mampatanjaka hoan’ilay kamo lava tsy mety mahavita zavatra ireny.

Tandremo anefa fa mila migiaka rano maro ary tsy azo hoanina Amin’ny Alina an!!

✅( 74 gélule, cure de 25 jours)

Tena hoe mora nefa efficacité prouvé et garantie.

Fa raha olona miasa Alina dia tena mety be aminy✅
+261 32 72 212 11
Adresse : Grand Pavois Garage Mahefa

WHEY PROTEIN 🔥 VOKATRA VAOVAOAo @ commentaire ny témoignage zay efa nampiasa👇🏻Navy @ tsika Diego eto raha ity 💪, miezaka...
06/09/2025

WHEY PROTEIN 🔥 VOKATRA VAOVAO
Ao @ commentaire ny témoignage zay efa nampiasa👇🏻
Navy @ tsika Diego eto raha ity 💪, miezaka mitondra raha manjary ho antsika 🔥
❌Mahia loatra, tsy mety mitombo, tsy misy forme mihitsy
🌸Prise de masse hoan'i izay te ho ngeza na lahy na vavy🌸efa nanandrana be dia be fa tsy nisy fiovana akory.ity hafa bé!!
🌿 Whey proteiné mahanofosana sy mahangeza. Tsy céréale,tsy flocons na poudre tsotra, fa lactosérum.
↘️ Nofosana sy mitombo lanja raha kely
↘️ Mitsabo volo miongotra nohon'ny allaitement na stress
↘️ Manafaingana fitomboan'ny hozatra rehefa mikotrana
↘️ Mikarakara forme sy mampitombo rehefa jerena ivelany
↘️ Mampitombo sy manatsara fifantohana sy fitadidiana ho an'ny zaza hanala fanadinana
🌀 Prix promotions, ity ilay niandrasana:
20.000Ar: 100G
95.000Ar: 500G

☘️ Fihinanana azy: afangaro amin'ny ranomboakazo, mixena miaraka amin'ny akondro, atao anaty rano tsotra fotsiny...( après repas )

"La whey protéine : le secret pour une récupération musculaire rapide et efficace. Découvrez pourquoi elle est essentielle pour les sportifs ! 🏋️‍♂️💪"
✅Grand Pavois Garage Mahefa
✅Contact: 032.72.212.11
Afaka manao Livraison

Sao misy havantsika any marary REINS na FOIE,  araiky fo izy ity ato omena maimaimpoana🙏🏻🇲🇬Detox foie et reins ORTIE & P...
27/05/2025

Sao misy havantsika any marary REINS na FOIE, araiky fo izy ity ato omena maimaimpoana🙏🏻🇲🇬
Detox foie et reins ORTIE & Pissenlit✅
🌿Hoan'i FOIE ( aty) sy REINS (Voa)
Ity produits ity hanaovana détox en profondeur (manala acide urique)🌿
- Olona manana ATY matavy
- Olona te hiena fa be GRAISSE
- Olona maloto RA
- Olona Marary FOIE sy REIN🫁
- Olona manana olana amin’i FO🫀
❤️ atao anaty eau bouillante 🍵 Sotroina à JEUN 👌
✅Traitement 15jours,afaka manohy raha lany.
👉🏻Grand pavois Garage Mahefa

🥰 Brosse à dents bébé🦷🥰 💢Zaro dieny Mbola Kely ny Zanaka tsika @ brosse à dents 💢En silicone malemilemy tsara, aminy lay...
13/05/2025

🥰 Brosse à dents bébé🦷🥰
💢Zaro dieny Mbola Kely ny Zanaka tsika @ brosse à dents
💢En silicone malemilemy tsara, aminy lay tiany Zaza ireny
Prix: 8000Ar
👉🏻Grand Pavois Garage Mahefa
☎️0327221211

Envoie Colis à Nosy Be Hell Ville 🇲🇬💎Baume Rhumatisme Arthrite et SciatiqueClient: Herriot Mirary fahasalamanaMes potion...
24/04/2025

Envoie Colis à Nosy Be Hell Ville 🇲🇬
💎Baume Rhumatisme Arthrite et Sciatique
Client: Herriot
Mirary fahasalamana
Mes potions MDG DIEGO
Garage Mahefa
☎️0327221211

Izahay dia mandefa any Nosy Be koa. Alefa Rapide Service atao PA ny Fanafody🙏🏻.Mes potions MDG DIEGOGarage Mahefa
10/04/2025

Izahay dia mandefa any Nosy Be koa. Alefa Rapide Service atao PA ny Fanafody🙏🏻.
Mes potions MDG DIEGO
Garage Mahefa

Hizara kely ity Aody ity za sao misy havantsika any marary REINS na FOIE 🙏🏻🇲🇬Detox foie et reins ORTIE & Pissenlit✅🌿Hoan...
09/03/2025

Hizara kely ity Aody ity za sao misy havantsika any marary REINS na FOIE 🙏🏻🇲🇬
Detox foie et reins ORTIE & Pissenlit✅
🌿Hoan'i FOIE ( aty) sy REINS (Voa)
Ity produits ity hanaovana détox en profondeur (manala acide urique)🌿
- Olona manana ATY matavy
- Olona te hiena fa be GRAISSE
- Olona maloto RA
- Olona Marary FOIE sy REIN🫁
- Olona manana olana amin’i FO🫀
❤️ atao anaty eau bouillante 🍵 hoanina à JEUN 👌
✅Traitement 15jours,afaka manohy raha lany.
👉🏻Grand pavois Garage Mahefa
@à la une
Mes Potions MDG

HO ANTSIKA TIA HIALA CIGARETTEBaume dégagement respiratoire 🚬🚭✅ Baume fanadiovana tratra ( Ho an’i mpifoka sigara, poumo...
08/02/2025

HO ANTSIKA TIA HIALA CIGARETTE
Baume dégagement respiratoire 🚬🚭
✅ Baume fanadiovana tratra ( Ho an’i mpifoka sigara, poumons maloton’i sigara, olona mikohaka lava, rehoka tsy mety afaka, voan’i sery sy kohadavareny👋

👉🏻 Fa ahoana ary izany? Zavatra hosorana ety ivelany hono dia ny setroka no mivoaka!?
Ny loto( tsy voatery setroka sigara ihany, vovoka, …) rehefa Tonga ao anaty havokavoka dia tsy setroka intsony fa mivadika otran’i ireny arina mainty ireny, goudron indraindray no filasantsika azy!mandrakotra tanteraka anilay taova izy ary tena mivadika mainty mihitsy izy😨
Io no mahatonga cancer du poumons, infections respiratoires, asthme, …
☝🏽Ilay baume Ahosotra, manana singa nofantenina tsara no manosika, manafana ny tratra mba hiendahan’ilay mucus mipetaka eo amilay bronche ozy isika, manome hydratations an’i tratra mba hiendahan’ilay loto mora mora ary mivoaka ho rehoka izy aveo, mampidina ny taux an’i ni****ne tafiditra koa izy😍

Ny tsara indrindra dia ny mijanona tsy mifoka ry namako, saingy hay ihany koa fa tsy mora izany, ka ny azo atao aloha dia ny hisorohana an’iretsy effet secondaire ratsy be dia be retsy dia aleo diovina arak’izay vita ny ao anaty😇

NB: misy singa mitarika anao tsy ho tia sigara ao anatiny(mi stopper envie hifoka)saingy ny hoe mahafaka tanteraka dia miankina amin’i herintsainao☘️fa ny manadio ny tratranao feno setroka sy maloto aloha no ataony♥️

Mifavoriser oxygénation ihany koa ary mampiakatra Hery fiarovana izy, tsotra kely ny fampiasana azy!
🏠Grand Pavois Garage Mahefa
☎️0327221211
📞+261 34 74 420 92

Ho antsika Olobe voany Rhumatisme🔥, mangotsogotsoko, ity solution. Efa maro nampiasa, misy temoignage @ commentaire👇🏻👌BA...
22/10/2024

Ho antsika Olobe voany Rhumatisme🔥, mangotsogotsoko, ity solution. Efa maro nampiasa, misy temoignage @ commentaire👇🏻
👌BAUME RHUMATISME / sciatique / ARTHRITE et arthrose.
💎Tsy maintsy sitrana sady tsy lany vola/efficacité garantie…

- Rehefa resaka douleur (articulation, vanintaolana, hozatra, torticoli, tendinite, inflammation) dia ataony daholo.
- Ankoatran’i akora mahazatra antsika eto dia misy akora tsy misy eto amintsika fa nafarana mihitsy nanamboarana azy, izay no mahainga mpiasa azy.

🍋A base de Gaultherie couché / Eucalyptus citronné / Genévrier et cire d’abeille.

Ao ambany ao daholo ny commentaire témoignage rehetra sady maro be.

👉Garage Mahefa Grand Pavois Diego|Mp
☎️ 0327221211

18/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Anne Gloria, Nirina Joseph, Edr ÏNö, Yasmina Houssen Zeitoune, Chantale Judith, Stivia Boana, Cäjîlãh Jëçīæ, Salmane La Quenne, Naÿcha Frïdã, Solange Norozafy, Soa Mora

Ho antsika Olobe voany ASTHME, ity solution👇✅Baume spécial asthmatique ( tery tratra na sempotra lava, tsy mahita tory f...
12/09/2024

Ho antsika Olobe voany ASTHME, ity solution👇
✅Baume spécial asthmatique ( tery tratra na sempotra lava, tsy mahita tory foana, misohika, …)
Efficacité garantie, tsy maintsy sitrana ianao❤️
Mifavoriser oxygénation ihany koa ary mampiakatra Hery fiarovana izy, tsotra kely ny fampiasana azy!
🏘️Grand Pavois Garage Mahefa
Afaka mandefa @ Faritra DIANA-SAVA 🇲🇬

Address

Diego
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mes potions MDG DIEGO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mes potions MDG DIEGO:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram