Reny kely aizana

Reny kely aizana Une page des mamans qui ont des bébés rapprochés comme moi.

😄😄
22/02/2023

😄😄

22/02/2023

Tsiaritro kely fotsiny ry zareo a! Rah nanao choix hijanona ao antrano n'y vehivavy anakiray aza MBA ambanina ry zareo fa Tena tsy mora ane io asa femme au foyer io e. Efa nandalo taminio n'y tenako fa Tena j'abandonne aleoko miasa. Leo mitaiza sy manao raha2 ao antrano. Tena n'a za miasa zo aza mis fotoana manao fanahinina miala ao antrano aloha MBA hotonga aloha ao bureau dia Maka souffle kely. Tsy aiko nareo fa mis fotoana Tena mb Mila intimité zan fa nefa le ao antrano tsy mb manampotoana hoanao mints enao. Dia le asa nena no MBA échappatoire. Fa reny femme au foyer reny Tena hoe n'y zanany no priorité Tena hoe tsy mieritreritra n'y teneny izy fa n'y hahasambatra n'y zanany n'y azy no zavadehibe. Mila volonté sy courage be le izy. Donc aza dia manambany loatra fa choix de vie le izy chacun à sa priorité. Raha tonga aminzay choix zay anefa n'y vevavy Tena ataoko izy no femme forte mavita misacrifié n'y aminy nohony n'y aminy zanany.
Aza mifanambany tsika maman fa Mila mifampahery.😘😘

03/02/2023

Matsiaro maivamaivana ery antena refa MBA matory aloha n'y ankizy.
😴😴

Tsy mandaitra ato aminay alo ty e! Mbola n'y ataony iany no ataony🤧🤧
02/02/2023

Tsy mandaitra ato aminay alo ty e! Mbola n'y ataony iany no ataony🤧🤧

30/01/2023

Inona fona ary ity malailay isakiny alohany atory ity!?🤧🤧
Ny zandry minono n'y zoky angarogarona fa malailay😞😴

Soyons clairs 😁😁
30/01/2023

Soyons clairs 😁😁

30/01/2023

Bonjour 🤝
Za io Tena te hiteraka kambana ry zareo a🫣
Sao MBA misy mahay dokotera gynécologue afaka manatanteraka zany nofiko zan🙏
Na misy conseil afaka omenareo ahy.

25/01/2023
23/01/2023

Tsy misangy aminao n'y zaza maniry nify refa manaikitra nono😭😭

23/01/2023

Lainga2 alo fa niegna atraminy asarotampiaroko atraminy zay niasako 2mois zay. Lasa I ramose ndray no saropiaro 😂😂

Io zareo dia mazoto miconnect e😘
23/01/2023

Io zareo dia mazoto miconnect e😘

Address

Farafangana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reny kely aizana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram