Maatsilo Fianar

  • Home
  • Maatsilo Fianar

Maatsilo Fianar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maatsilo Fianar, Vitamins/Supplements, .

Ny Maatsilo koba vita am Voamaina natao ho an'ny olon-drehetra (zaza,tanora ,olondehibe, mpanao sport ,ny vehivavy bevohoka), feno otrikaina :vitamines,calcium, fibres,proteine

MBOLA MISY NY VOKATRA. Tsy nampiakarina mihitsy ny vidiny satria fantatra ny fahasahiranana misy. Mangatsiaka ny andro, ...
30/06/2022

MBOLA MISY NY VOKATRA. Tsy nampiakarina mihitsy ny vidiny satria fantatra ny fahasahiranana misy. Mangatsiaka ny andro, mila ampiakarina ny hery fiarovana. Manampy betsaka anao ny maatsilo !! Mapitombo haingana, mahasalama, mampavitrika, mampitombo fitadidiana.

Mamerina ny fiarabana antsika rehetra ô! Efa disponible ny produits mahatsilo. 1kg                    .500g             ...
21/05/2022

Mamerina ny fiarabana antsika rehetra ô! Efa disponible ny produits mahatsilo. 1kg
.500g
.40g
35g
Ny prix tsy miova fa noezahina mitovy amin'ny vidiny teo taloha ihany .Ataovy ary ny kaomandinao amin' ny 03473 42771. Mandefa any amin' ny faritra, mandefa prix de gros ihany koa.

Te hampitombo ve lanja ianao ???Reny mitondra vohoka?Te hampitombo misimisy kokoa ny fitadidiana ??Maatsilo avy hatrany ...
19/03/2022

Te hampitombo ve lanja ianao ???
Reny mitondra vohoka?
Te hampitombo misimisy kokoa ny fitadidiana ??
Maatsilo avy hatrany no Vahaolana
Feno otrikaina : fibres, vitamines,calcium,protéines.
Fianarantsoa ,034.62.329 22

Produit MaatsiloMaro ireo efa nahita tombotsoa, Misy:Fibres,vitamines,calcium,protéines. Tsy misy produit chimiqueAzo an...
19/03/2022

Produit Maatsilo
Maro ireo efa nahita tombotsoa, Misy:
Fibres,vitamines,calcium,protéines. Tsy misy produit chimique
Azo anaovana sakafo maro: koba ,potage,biscuit sns.
Natao ho an'ny olondrehetra: ankizy, mpianatra , mpanao sport, reny bevohoka sns
Mp raha liana ianao ,manao livraison à domicile raha maka maro
034 62 329 22 Andrainjato Fainarantsoa

12/11/2021
Produit MaatsiloFibres,vitamines,calcium,protéines. Tsy misy produit chimiqueAzo anaovana sakafo maro: koba ,potage,bisc...
12/11/2021

Produit Maatsilo
Fibres,vitamines,calcium,protéines. Tsy misy produit chimique
Azo anaovana sakafo maro: koba ,potage,biscuit sns.
Natao ho an'ny olondrehetra: ankizy, mpianatra , mpanao sport, reny bevohoka sns
Mp raha liana ianao ,manao livraison à domicile raha maka maro
034 62 329 22 Andrainjato Fainarantsoa

Maatsilo Fianar Mivarotra lay koba vita amin'ny karazana voamaina.Azo anaovana koba,potage,biscuitFeno otrikaina , misy ...
16/10/2021

Maatsilo Fianar
Mivarotra lay koba vita amin'ny karazana voamaina.
Azo anaovana koba,potage,biscuit
Feno otrikaina , misy protéines,fibres,vitamines, calcium.
Natao ho an 'ireo olon-drehetra.
100% vita malagasy

Farine /koba Maatsilo amin'ny endriny vaovao .Miroso @ kalitao tsara kokoaNatao ho an'ny mpianatra : mampisy fitadidiana...
02/10/2021

Farine /koba Maatsilo amin'ny endriny vaovao .
Miroso @ kalitao tsara kokoa
Natao ho an'ny mpianatra : mampisy fitadidiana noho ny sesame so aminy,
Natao ho an'ny olona mikotrana te hampitombo lanja noho ny proteines maro ao aminy ,
Natao ho an'ny reny bevohoka amin'ny otrikaina maro hita ao.
Manome fahafahampo hatrany ho anao mpanjifa ny vokatra Maatsilo

Ny Maatsilo dia :sakafo feno otrikaika MampatanjakaManangeza ny vatanaMaha nofosanaAfaka iadiana amin'ny tsy fanjariants...
14/09/2021

Ny Maatsilo dia :
sakafo feno otrikaika
Mampatanjaka
Manangeza ny vatana
Maha nofosana
Afaka iadiana amin'ny tsy fanjariantsakafo
Ny Maatsilo dia tsy misy taharo chimique ,vokatra natoraly nailaina avy amin'ny voamaina
Manankarena :protéines,calcium,vitamine,fibre, magnésium,fer,zinc,potassium,sns...
Misy 1kg ;500g; 35g .ny vidiny natao mora takatry ny rehera
Raha mahaliana anao dia midira amin'ny hafatra miafina na antsoy ny +261346232922 manao livraison a domicile izahay.

Eeeeehhh mba hainao moa !Tsy koba ihany no azo ampiasana ny produit maatsilo fa azo anaovana ihany koa ny potage , lasop...
27/08/2021

Eeeeehhh mba hainao moa !
Tsy koba ihany no azo ampiasana ny produit maatsilo fa azo anaovana ihany koa ny potage , lasopy , m**o mamy ihany koa
💥tsy izay ihany natao ho an' ny Olondrehetra fa tsy ny zaza iany , (tsara ho an 'ny mpianatra noho ny sesame ao aminy,ho an' ny reny vevohoka, ho an' ny mpanao sport, ...)
Mp ary raha.liana ianao eto Fianarantsoa

Fandraisana anjara nataon'ny SFMT manao ny produit Maatsilo,stand nanaovana exposition  produit  .Hetsika nikarakarain'n...
13/08/2021

Fandraisana anjara nataon'ny SFMT manao ny produit Maatsilo,stand nanaovana exposition produit .Hetsika nikarakarain'ny Platforme HINA eto Fianarantsoa

Maro ireo efa nahita vokatra amin'ny fampiasana ny koba Maatsilo. Tsy mifidy taona fa natao ho an'ny olondrehetra (zaza,...
04/08/2021

Maro ireo efa nahita vokatra amin'ny fampiasana ny koba Maatsilo. Tsy mifidy taona fa natao ho an'ny olondrehetra (zaza,mpianatra ,tanora , mpanao sport, vehivavy mitondra vohoka, olondehibe )Manasa anao hanjifa ny vokatra vita Malagasy 100% ,
Na mbola hivarotra na hanjifa avy hatrany,
Tongava am hafatra miafina na antsoy ny laharana 0346232922
Distributeur Fianarantsoa

Maatsilo , Tsara ho anao ...mahasoa antsika Ho an'ny zaza, tanora, olon-dehibe, mpanao sport, ny vehivavy bevohoka, ireo...
03/07/2021

Maatsilo , Tsara ho anao ...mahasoa antsika
Ho an'ny zaza, tanora, olon-dehibe, mpanao sport, ny vehivavy bevohoka, ireo mpianatra . Mampatsilo saina, Feno otrikaina (fibre,proteine,vitamine, calcium)
Distributeur fianarantsoa ,eto Beravina akaikin'ny terrain SEMIPI
Tel 034 62 329 22

Maatsilo ,lay koba vita amin'ny voamaina, feno otrikaina  mampitombo ny hery fiarovana ,Natao ho an'ny olon-drehetra(zaz...
28/06/2021

Maatsilo ,lay koba vita amin'ny voamaina, feno otrikaina mampitombo ny hery fiarovana ,
Natao ho an'ny olon-drehetra(zaza,tanora, vevivavy mitondra vohoka, mpanao sport, ny Olin-dehibe) tsy misy produit chimique ,
Misy 35 g,500g ary 1 kg
Tongava am hafatra miafina raha liana ianao
Tel 034 62 329 22
Afaka manao livraison à domicile raha eto Fianarantsoa Ville

17/06/2021

Ny Maatsilo dia koba vita am Voamaina natao ho an'ny olon-drehetra (zaza,tanora ,olondehibe, mpanao sport ,ny vehivavy bevohoka),
feno otrikaina :vitamines,calcium, fibres,proteine.
Tsy misy produit chimique,vokatra 100% vita malagasy
Ho anao izay hanjifa na mbola hivarotra
Azo anaovana koba, biscuit, potage, m**o mamy
Aza misalasala miantso ny laharana :034 62 329 22
Na manatona mivantana ao Beravina akaikin'ny arret bus 26 eo am croisement akaikin'ny La Grotte
Maatsilo mahasoa anao mahasoa antsika

Address


Telephone

+261346232922

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maatsilo Fianar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Maatsilo Fianar:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Practice
  • Claim ownership or report listing
  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share