Cabinet d'accouchement Nantenaina

Cabinet d'accouchement Nantenaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cabinet d'accouchement Nantenaina, Medical and health, Fianarantsoa.

Rasazy Sylvana 0345390646
Ambodirano/Fianarantsoa
Mampisafo/Mampiteraka
Manao fandridrana fiainam_pianakaviana (PF)
Manao soins a domicile
Misokatra 24h/7j
Manome torohevitra ara-pahasalamana
Rasazy vonona hanampy anao....

Tolotr'Asa hoan'ny infirmiers!10 infirmier(Γ©re)s
27/07/2025

Tolotr'Asa hoan'ny infirmiers!
10 infirmier(Γ©re)s

πŸ—“Ny DPA efa tonga nefa mbola tsy misy soritra fiterahana!!!πŸ’š Ireto misy fikafika voajanahary mety hanampy ' ny Col de l'...
24/07/2025

πŸ—“Ny DPA efa tonga nefa mbola tsy misy soritra fiterahana!!!
πŸ’š Ireto misy fikafika voajanahary mety hanampy ' ny Col de l'Uterus:
1 🍍 Fihinana voankazo toy ny Ananas,datte,framboise....izay sakafo fantatra fa manampy hapisy contraction uterine izay miteraka fisokafan'col
2 πŸ‘©β€β€οΈβ€πŸ‘¨Firaisana ara-nofo (si possible) Ny Prostaglandine izay hita ao lahy (spermatozoide) dia misy singa mapalefaka col
3 ,🧚 Fadehanana tongotra (30 min/jr dia efa ampy) Mampidina ny lohan'ilay zaza sy mamporisika contraction de l'uterus
4 ✨ Lalaovina ny loha-nono (stimulation nono) mapitombo ny oxytocine izay miteraka contraction
5 🀰 Sport malefaka squat,ball exercice na bascule du bassin Manampy ny hozatra sy ny col
6 🀷 Exercice de respiration Sintonina lava be ny rivotra avoaka moramora miadana tsara ....mahatony,mapahazo aina izany izay manampy 'col
7 πŸ™ Calme dia Araho vavaka hatrany πŸ’š

Masony madio be mijery anao 23h59Nenao Reniny mila tsy ihiritra nohon'torimaso anefany....Mamy foana e!sary indrana
07/07/2025

Masony madio be mijery anao 23h59
Nenao Reniny mila tsy ihiritra nohon'torimaso anefany....
Mamy foana e!
sary indrana

07/07/2025
30/05/2025

🀰:Ratsy be Rasazy ilay tsiron'ny Fer an...
Aleo ihany mihinana briky
Rasazy:πŸ™€πŸ“¦πŸ“¦πŸ“¦

28/05/2025

Tokony mandeha miadana πŸ˜‚

Infirmiers!
27/05/2025

Infirmiers!

Teny Mamy 🀣
16/02/2025

Teny Mamy 🀣

Toy izao sy toy izao fisokafan'ny col...Tonga eo @10 cm vao afaka manena sy  mapanena rasazySary indrana
15/07/2023

Toy izao sy toy izao fisokafan'ny col...
Tonga eo @10 cm vao afaka manena sy mapanena rasazy
Sary indrana

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261343940083

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'accouchement Nantenaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share